
𝗙𝗔𝗡𝗢𝗙𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗜𝗥𝗘𝗢 𝗧𝗘𝗞𝗡𝗜𝗦𝗜𝗔𝗡𝗜𝗡𝗔 𝗠𝗜𝗦𝗔𝗛𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗙𝗜𝗞𝗢𝗝𝗔𝗞𝗢𝗝𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗙𝗜𝗧𝗔𝗢𝗩𝗔𝗡𝗔 𝗠𝗘𝗗𝗜𝗞𝗔𝗟𝗬 𝗘𝗡𝗬 𝗔𝗡𝗜𝗩𝗢𝗡’𝗡𝗬 𝗛𝗢𝗣𝗜𝗧𝗔𝗟𝗬 𝗟𝗘𝗛𝗜𝗕𝗘 (CHU)
𝗙𝗔𝗡𝗢𝗙𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗜𝗥𝗘𝗢 𝗧𝗘𝗞𝗡𝗜𝗦𝗜𝗔𝗡𝗜𝗡𝗔 𝗠𝗜𝗦𝗔𝗛𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗙𝗜𝗞𝗢𝗝𝗔𝗞𝗢𝗝𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗙𝗜𝗧𝗔𝗢𝗩𝗔𝗡𝗔 𝗠𝗘𝗗𝗜𝗞𝗔𝗟𝗬 𝗘𝗡𝗬 𝗔𝗡𝗜𝗩𝗢𝗡'𝗡𝗬 𝗛𝗢𝗣𝗜𝗧𝗔𝗟𝗬 𝗟𝗘𝗛𝗜𝗕𝗘 (CHU) Notanterahina nanomboka omaly hatramin'ny Zoma 18 febroary 2022 ho avy izao ny fanofanana andiany voalohany ireo tekinisiana misahana ny fikojakojana...

𝗙𝗜𝗔𝗥𝗔𝗛𝗔-𝗠𝗜𝗘𝗡𝗧𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗡𝗗𝗥𝗔𝗜𝗦𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗡-𝗧𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗛𝗔𝗦𝗔𝗟𝗔𝗠𝗔𝗡’𝗜𝗥𝗘𝗢 𝗧𝗥𝗔𝗕𝗢𝗜𝗡𝗔
𝗙𝗜𝗔𝗥𝗔𝗛𝗔-𝗠𝗜𝗘𝗡𝗧𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗠𝗜𝗡'𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗡𝗗𝗥𝗔𝗜𝗦𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗡-𝗧𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗛𝗔𝗦𝗔𝗟𝗔𝗠𝗔𝗡'𝗜𝗥𝗘𝗢 𝗧𝗥𝗔𝗕𝗢𝗜𝗡A Niainga androany maraina teto Antananarivo ary nihazo ny Faritra Vatovavy, ny Faritra Fitovinany ary ny Faritra Atsimo Atsinanana ireo "Cliniques mobiles" hanatanteraka...

𝗙𝗔𝗡𝗞𝗔𝗟𝗔𝗭𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗔𝗡𝗗𝗥𝗢 𝗜𝗥𝗔𝗜𝗦𝗔𝗠-𝗣𝗜𝗥𝗘𝗡𝗘𝗡𝗔 𝗛𝗢 𝗔𝗡’𝗡𝗬 𝗔𝗡𝗗𝗥𝗢𝗕𝗘
Ankalazaina isaky ny alatsinainy faharoa ao anatin’ny volana febroary ny andro iraisam-pirenena ho an’ny Androbe. Ny lohahevitra amin'ity taona ity dia : “ Ndao hiara-hientana hiady amin’ny androbe: fepetra takiana ho fanatsaran’ny fahasalaman’ny vahoaka”. Ny Androbe...

𝗙𝗔𝗡𝗗𝗥𝗔𝗜𝗦𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗥𝗔-𝗧𝗘𝗞𝗡𝗜𝗞𝗔 𝗡𝗬 𝗖𝗦𝗕 𝗜𝗜 𝗠𝗔𝗡𝗔𝗥𝗔𝗣𝗘𝗡𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗜𝗞𝗜𝗔𝗡𝗝𝗔 𝗔𝗠𝗕𝗢𝗛𝗜𝗗𝗥𝗔𝗧𝗥𝗜𝗠𝗢, 𝗙𝗔𝗥𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗔𝗡𝗔𝗟𝗔𝗠𝗔𝗡𝗚𝗔
"Fahasalamana ho an'ny daholobe tsy anavahana sokajin-taona" n'aiza na aiza no misy azy eto Madagasikara no velirano fahadimin'ny Fitondram-panjakana ankehitriny amin'ny alalan'ny Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka. Paik'ady iray enti-manatanteraka izany ny fitsaboana...

𝗠𝗜𝗡𝗜𝗦𝗜𝗧𝗥𝗬 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗛𝗔𝗦𝗔𝗟𝗔𝗠𝗔𝗠-𝗕𝗔𝗛𝗢𝗔𝗞𝗔: 𝗡𝗜𝗗𝗜𝗡𝗔 𝗜𝗙𝗢𝗧𝗢𝗡𝗬 𝗧𝗔𝗡𝗬 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗥𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗜𝗧𝗔𝗦𝗬
Amin'ny maha "Ministre Coach" azy dia nidina ifotony tany amin'ny Faritra Itasy androany, ny Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, Prof. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo nijery ny zava-misy teo anivon'ny faritra araka ny toromarika avy amin'ny Filohan'ny Repoblika Andry...

𝗙𝗔𝗠𝗜𝗡𝗗𝗥𝗔𝗠-𝗣𝗜𝗧𝗔𝗡𝗧𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗧𝗘𝗢 𝗔𝗡𝗜𝗩𝗢𝗡’𝗡𝗬 « 𝗦𝗜𝗟𝗢𝗣 »
Ny "SILOP" na "Service des Infrastructures, de la Logistique et du Patrimoine" dia sampandraharaha iray eo anivon'ny Fitaleavana misahana ny raharaham-pitantanana sy ara-bola (DAAF) eto anivon'ny Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka. Eo Tsaralalàna, anilan'ny "Hotel des...

𝐒𝐢𝐭𝐮𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐞́𝐩𝐢𝐝𝐞́𝐦𝐢𝐨𝐥𝐨𝐠𝐢𝐪𝐮𝐞 𝐂𝐎𝐕𝐈𝐃-𝟏𝟗 𝐝𝐮 𝟎𝟓 𝐅𝐞́𝐯𝐫𝐢𝐞𝐫 𝐚𝐮 𝟏𝟏 𝐅𝐞́𝐯𝐫𝐢𝐞𝐫 𝟐𝟎𝟐𝟐

FANOMEZAM-BONINAHITRA FARANY ny 𝑷𝒓𝒐𝒇𝒆𝒔𝒔𝒆𝒖𝒓 𝑨𝑵𝑫𝑹𝑰𝑨𝑵𝑨𝑺𝑶𝑳𝑶 𝑹𝒐𝒈𝒆𝒓.
Tontosa omaly Alarobia 09 febroary 2022 ny fanomezam-boninahitra farany ny Professeur ANDRIANASOLO Roger, nanorina ny lalam-piofanana "Nutrition" no sady mpampianatra teo anivon'ny "Institut National de Santé Publique et Communautaire - INSPC" nandritra ny taona maro....

Prof. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo
Ministre de la Santé Publique
« La santé pour tous et à tout âge », tel est le « velirano » de Son Excellence Monsieur le Président de la République Andry Nirina Rajoelina. Le Ministère de la Santé Publique s’inscrit pleinement dans la démarche de l’opérationnalisation de cette priorité dans le cadre de la couverture santé universelle (CSU). Notre Département Ministériel s’attèle à garantir un système sanitaire de qualité pour tout un chacun.
Néanmoins, j’affirme en toute franchise qu’en dépit des efforts déployés, une distance pesante entre le service public et les usagers est susceptible de nuire significativement à la santé publique. Aussi, dans le souci d’une meilleure accessibilité des internautes, combien très nombreux, le Ministère de la Santé Publique innove-t-il sa communication. « Nouvelle gérance, le site web fait peau neuve ! »
À la fois ergonomique et dynamique, nous espérons que cet outil de communication répondra instantanément aux attentes des usagers et étanchera la soif des internautes en matière de santé.
Je vous invite donc à utiliser notre site Web comme guide de référence en matière d’informations sanitaires au niveau national et international.
Formations sanitaires
Centre Hospitalier Universitaire
Centre Hospitalier de Référence Régional
Centre Hospitalier de Référence de District I
Centre Hospitalier de Référence de District II
Centre de Santé de Base (CSB)
Appeler gratuitement
910 et 913
Pour alerter les responsables en cas de doute relatif à l’épidémie coronavirus.