Fandraisan’andraikitry ny Fitondram-panjakana hahatonga an’i Madagasikara ho lavitry ny coronavirus
Fitsidihana ny seranam-piaramanidin’Ivato

Manoloana ny fihanaky ny valan’aretina « coronavirus » maneran-tany dia anisan’ny mandray fepetra amin’ny fiarovana ara-pahasalamàna i Madagasikara ka tonga nitarika fivoriana teny amin’ny seranam-piaramanidin’Ivato ny Praiminisitra Ntsay Christian, androany...
Fanazavana ny Antso laharana maitso maimaimpoana 910 manoloana ny coronavirus
Famindram-pahefana teo amin’ny Minisitra ny fahasalamam-bahoaka.

Tanaty firahalahiana tanteraka no nanatontosana ny famindram-pahefana teo amin’ny Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka teo aloha, Pr Julio RAKOTONIRINA sy ny Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka vaovao, Pr Ahmad Ahmad. Tonga maro nanatrika izany androany teo Ambohidahy ny...
Andriamatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka vaovao

Didim-panjakana laharana faha 2020-70 anendrena ireo mpikambana ao amin'ny governemanta NY FILOHAN'NY REPOBLIKA, - Araka ny Lalam-panorenana; - Araka ny didim-panjakana laharana fahasivy ambin'ny folo sy roa arivo tsipika efatra ambin'ny folo aotra fito, tamin'ny sivy...
Fepetra efa mipetraka hiatrehana ny mety ho trangana coronavirus eto Madagasikara
Mitondra fanazavana fanampiny ny Dr Rado RANDRIAMIARANA Chef de service de la vigilance sanitaire aux...
Fisorohana ny aretina tsy hiditra eto an-Tanindrazana

Fisorohana tsy hidirany "CORONAVIRUS" eto Madagasikara. Fanazavan' Andriamatoa Minisitra ny Fahasalamam-bahoaka mahakasika ireo fepetra noraisina. Sary: TVM [video width="1280" height="720"...
Fahasemporana avy tamina entona simika teny Anosizato : nandray ny andraikitra avy hatrany ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka.

Teny amin'ny Orinasa afaka haba iray teny Anosizato no nisehoan'ity tranga izay tsy maintsy nampidirana hopitaly ireto mpiasa noho ny fahasemporana avy amin'ny entona simika. Nahatratra 70 teo ireo noraisina an-tanana teny anivon'ny Hôpitaly HJRA androany maraina. Tsy...

Prof. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo
Ministre de la Santé Publique
« La santé pour tous et à tout âge », tel est le « velirano » de Son Excellence Monsieur le Président de la République Andry Nirina Rajoelina. Le Ministère de la Santé Publique s’inscrit pleinement dans la démarche de l’opérationnalisation de cette priorité dans le cadre de la couverture santé universelle (CSU). Notre Département Ministériel s’attèle à garantir un système sanitaire de qualité pour tout un chacun.
Néanmoins, j’affirme en toute franchise qu’en dépit des efforts déployés, une distance pesante entre le service public et les usagers est susceptible de nuire significativement à la santé publique. Aussi, dans le souci d’une meilleure accessibilité des internautes, combien très nombreux, le Ministère de la Santé Publique innove-t-il sa communication. « Nouvelle gérance, le site web fait peau neuve ! »
À la fois ergonomique et dynamique, nous espérons que cet outil de communication répondra instantanément aux attentes des usagers et étanchera la soif des internautes en matière de santé.
Je vous invite donc à utiliser notre site Web comme guide de référence en matière d’informations sanitaires au niveau national et international.
Formations sanitaires
Centre Hospitalier Universitaire
Centre Hospitalier de Référence Régional
Centre Hospitalier de Référence de District I
Centre Hospitalier de Référence de District II
Centre de Santé de Base (CSB)
Appeler gratuitement
910 et 913
Pour alerter les responsables en cas de doute relatif à l’épidémie coronavirus.