
𝗙𝗜𝗦𝗢𝗥𝗢𝗛𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗙𝗜𝗣𝗔𝗥𝗜𝗧𝗔𝗛𝗔𝗡’𝗡𝗬 𝗩𝗔𝗟𝗔𝗡𝗔𝗥𝗘𝗧𝗜𝗡𝗔:𝗙𝗶𝘇𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗿𝗼𝘃𝗮𝘃𝗮 𝗼𝗿𝗼𝗻𝗮 𝗲𝗻𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗧𝗼𝗯𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗱𝗿𝗮𝗶𝘀𝗮𝗻𝗮 𝘁𝗿𝗮-𝗯𝗼𝗶𝗻𝗮
Manoloana ny voina nitranga teto amin’ny faritra Analamanga, noho ny fiakaran’ny rano vokatry ny rotsakorana, dia tsy mitazam-potsiny ny Fitondram-panjakana amin’ny alalan’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka fa nametraka ireo mpitsabo na mpizaha fahasalamana...

TATITRY NY FILANKEVITRY NY MINISITRA NATAO TAO AMIN’NY LAPAM-PANJAKANA AMBOHITSOROHITRA – ZOMA 21 JANOARY 2022
TATITRY NY FILANKEVITRY NY MINISITRA NATAO TAO AMIN'NY LAPAM-PANJAKANA AMBOHITSOROHITRA - ZOMA 21 JANOARY 2022 II-FANENDRENA MPIASAM-PANJAKANA AMBONY MINISITERAN’NY FAHASALAMAM-BAHOAKA • Noraisina ny didim-panjakana manafoana ny didim-panjakana laharana 2021-1229...

TOLOTRA ARA-PAHASALAMANA MAIMAIMPOANA HO AN’NY TRA-BOINA : NAMETRAHANA « CLINIQUE MOBILE » NY ETSY AMIN NY KIANJA MITAFO ANKORONDRANO
Ny Fitondram-panjakana dia eo anilan’ny vahoaka mandrakariva ary vao mainka namafisina izany manoloana ny voina nahazo ny mpiray tanindrazana noho ny fiakaran’ny rano nandritra sy taorian’ny ora-mikija teto an-drenivohitra. Mitsinjo manokana ny fahasalaman’ireo...

𝗩𝗢𝗡𝗝𝗬 𝗩𝗢𝗜𝗡𝗔: 𝗧𝗢𝗘𝗥𝗔𝗠-𝗣𝗜𝗧𝗦𝗔𝗕𝗢𝗔𝗡𝗔 𝗜𝗥𝗔𝗬 𝗜𝗦𝗔𝗞𝗬 𝗡𝗬 𝗧𝗢𝗕𝗬 𝗙𝗔𝗡𝗗𝗥𝗔𝗜𝗦𝗔𝗡𝗔 𝗧𝗥𝗔𝗕𝗢𝗜𝗡𝗔
Voin-kava mahatratra, ny Fitondram-panjakana ankehitriny dia eo anilan'ny vahoaka hatrany amin' izao voina mahazo ny mpiray tanindrazana eto an-drenivohitra izao noho ny fiakaran'ny rano vokatry ny oram-be nikija nandritra ny roa andro izay. Manoloana izany indrindra...

𝗙𝗜𝗧𝗦𝗔𝗕𝗢𝗔𝗡𝗔 𝗠𝗔𝗡𝗔𝗞𝗔𝗜𝗞𝗬 𝗩𝗔𝗛𝗢𝗔𝗞𝗔
𝗙𝗜𝗧𝗦𝗔𝗕𝗢𝗔𝗡𝗔 𝗠𝗔𝗡𝗔𝗞𝗔𝗜𝗞𝗬 𝗩𝗔𝗛𝗢𝗔𝗞𝗔 🎯 Mizotra tsara ny asa fananganana ireo CSB II Manarapenitra manerana ny distrika maro eto Madagasikara, ho fanatsarana ny kalitaon'ny tolotra ara-pahasalamana omena ny vahoaka araka ny Velirano fahadimy, teboka faharoa. 🎯Fitsaboana...

𝐀𝐊𝐎𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐍𝐆𝐀𝐍𝐀N-𝐓𝐒𝐀𝐈𝐍𝐀
Ambohidahy, Alatsinainy 17 janoary 2022 𝐀𝐊𝐎𝐍'𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐍𝐆𝐀𝐍𝐀N-𝐓𝐒𝐀𝐈𝐍𝐀 Tahaka ny fanaony isaka ny fiandohan’ny herinandro, dia misy hatrany ny toromarika apetraky ny Minisitry ny fahasalamam-bahoaka, Prof RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo. Mavesatra ny asa miandry amin'ity...

PHARMACIE DE GARDE : SEMAINE DU 15 AU 22 JANVIER 2022
#Pharmacie_de_garde | Semaine du 15 au 22 Janvier 2022 #Antananarivo (Tanà) -Pharmacie lARIVO Analakely en face Institut d'hygiène sociale 020 22 224 26/ 020 22 699 19 034 16 326 06 -Pharmacie d'AMBANIDIA Ambanidia 020 22 255 50/ 033 05 255 50 -Pharmacie MAHAVOKY...

𝐀𝐃𝐘 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐂𝐎𝐕𝐈𝐃-𝟏𝟗: 𝐌𝐀𝐍𝐀𝐎 𝐍𝐘 𝐄𝐙𝐀𝐊𝐀 𝐑𝐄𝐇𝐄𝐓𝐑𝐀 𝐇𝐈𝐀𝐑𝐎𝐕𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐕𝐀𝐇𝐎𝐀𝐊𝐀 𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐓𝐎𝐍𝐃𝐑𝐀𝐌-𝐏𝐀𝐍𝐉𝐀𝐊𝐀𝐍𝐀
Ny Fitondram-panjakana malagasy amin'ny alalan'ny Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka dia tsy mitsahatra manao ny ezaka rehetra mba hiadiana amin’ity valanaretina Covid-19 ity, sy hiarovana ny ain’ny vahoaka manoloana izany. Ho fisorohana sy ho fiarovana, dia...

Prof. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo
Ministre de la Santé Publique
« La santé pour tous et à tout âge », tel est le « velirano » de Son Excellence Monsieur le Président de la République Andry Nirina Rajoelina. Le Ministère de la Santé Publique s’inscrit pleinement dans la démarche de l’opérationnalisation de cette priorité dans le cadre de la couverture santé universelle (CSU). Notre Département Ministériel s’attèle à garantir un système sanitaire de qualité pour tout un chacun.
Néanmoins, j’affirme en toute franchise qu’en dépit des efforts déployés, une distance pesante entre le service public et les usagers est susceptible de nuire significativement à la santé publique. Aussi, dans le souci d’une meilleure accessibilité des internautes, combien très nombreux, le Ministère de la Santé Publique innove-t-il sa communication. « Nouvelle gérance, le site web fait peau neuve ! »
À la fois ergonomique et dynamique, nous espérons que cet outil de communication répondra instantanément aux attentes des usagers et étanchera la soif des internautes en matière de santé.
Je vous invite donc à utiliser notre site Web comme guide de référence en matière d’informations sanitaires au niveau national et international.
Formations sanitaires
Centre Hospitalier Universitaire
Centre Hospitalier de Référence Régional
Centre Hospitalier de Référence de District I
Centre Hospitalier de Référence de District II
Centre de Santé de Base (CSB)
Appeler gratuitement
910 et 913
Pour alerter les responsables en cas de doute relatif à l’épidémie coronavirus.