
𝗣𝗠𝗣𝗣: 𝗣𝗥𝗢𝗝𝗘𝗧 𝗩𝗔𝗖𝗖𝗜𝗡 𝗖𝗢𝗩𝗜𝗗-𝟭𝟵 (𝗣𝟭𝟳𝟲𝟴𝟰𝟭) 𝗘𝗧 𝗙𝗜𝗡𝗔𝗡𝗖𝗘𝗠𝗘𝗡𝗧 𝗔𝗗𝗗𝗜𝗧𝗜𝗢𝗡𝗡𝗘𝗟 (𝗣𝟭𝟳𝟴𝟮𝟳𝟵)
Additional Financing Stakeholder Engagement Plan (SEP) Source: UNITE DE COORDINATION DES PROJETS (UCP)

𝗙𝗜𝗔𝗥𝗔𝗛𝗔-𝗠𝗜𝗔𝗦𝗔 « 𝗠𝗦𝗔𝗡𝗣 – 𝗖𝗨𝗔 »
𝗔𝗺𝗯𝗼𝗵𝗶𝗱𝗮𝗵𝘆, 𝟬𝟳 𝗱𝗲𝘀𝗮𝗺𝗯𝗿𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟭 | Araka ny nambaran’ Andriamatoa Minisitra nandritra ny fihaonan’ny Mpikamban’ny Governemanta sy ny Solombavambahoakan’i Madagasikara ny herinandro lasa teo teny amin’ny CCI Ivato dia misokatra amin’ny fiaraha-miasa amin’ny rehetra ny...

𝗖𝗢𝗩𝗜𝗗-𝟭𝟵 𝗙𝗶𝘃𝗼𝗮𝗿𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗮𝗻𝘁𝗼𝗻𝘁𝗮𝗻’𝗶𝘀𝗮 𝗻𝘆 𝟮𝟳 𝗡𝗼𝘃𝗲𝗺𝗯𝗿𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟭 𝗵𝗮𝘁𝗿𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝟬𝟯 𝗗𝗲𝘀𝗮𝗺𝗯𝗿𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟭
Isan'ny nanaovana fitiliana: 6719 -------- Tranga vaovao: 470 ANALAMANGA: 191 VAKINANKARATRA: 114 MATSIATRA AMBONY: 98 ANOSY: 27 MENABE: 09 AMORON'I MANIA: 08 VATOVAVY SY FITOVINANY: 07 ALAOTRA MANGORO: 05 ATSIMO ANDREFANA: 04 SOFIA: 02 BOENY: 02 DIANA: 01 ITASY: 01...

𝗙𝗜𝗛𝗔𝗢𝗡𝗔𝗡’ 𝗡𝗬 𝗠𝗣𝗜𝗞𝗔𝗠𝗕𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗢 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗚𝗢𝗩𝗘𝗥𝗡𝗘𝗠𝗔𝗡𝗧𝗔 𝗦𝗬 𝗡𝗬 𝗔𝗡𝗧𝗘𝗡𝗜𝗠𝗜𝗘𝗥𝗔𝗠-𝗣𝗜𝗥𝗘𝗡𝗘𝗡𝗔
CCI Ivato, 02-03 desambra 2021 Niisa 29 ireo fanontaniana ho an'ny Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka. Nitondra ny valiny mikasika izany Andriamatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, Prof. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo izay nosokajiana toy izao. MIKASIKA NY...

𝗗𝗜𝗦𝗧𝗥𝗜𝗞𝗔𝗡’𝗜 𝗠𝗢𝗥𝗔𝗠𝗔𝗡𝗚𝗔: 𝗠𝗔𝗡𝗗𝗥𝗢𝗦𝗢 𝗡𝗬 𝗔𝗦𝗔 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗡𝗚𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗖𝗦𝗕 𝗜𝗜 𝗠𝗔𝗡𝗔𝗥𝗔𝗣𝗘𝗡𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗔𝗠𝗕𝗢𝗛𝗜𝗠𝗔𝗡𝗗𝗥𝗢𝗦𝗢
14 km miala ny Kaomina Ambanivohitra Sabotsy Anjiro ao amin’ny distrikan’ i Moramanga no misy ny Fokontany Ambohimandroso, toerana nananganana ny CSB II Manarapenitra Ambohimandroso. Mizotra tsara ny fanorenana, tombanana ho 80% ny fahavitan’ny asa. Nidina ifotony...

𝗔𝗗𝗬 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗩𝗔𝗟𝗔𝗡𝗔𝗥𝗘𝗧𝗜𝗡𝗔 𝗖𝗢𝗩𝗜𝗗-𝟭𝟵: 𝗡𝗔𝗧𝗢𝗠𝗕𝗢𝗞𝗔 𝗔𝗡𝗗𝗥𝗢𝗔𝗡𝗬 𝗡𝗬 𝗙𝗜𝗭𝗔𝗥𝗔𝗡𝗔 𝗖𝗩𝗢 𝗧𝗔𝗠𝗕𝗔𝗩𝗬 𝗛𝗢 𝗔𝗡’𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗥𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗔𝗡𝗔𝗟𝗔𝗠𝗔𝗡𝗚𝗔
Manoloana ny fiakaran’ny isan’ny olona vaovao voamarina fa mitondra ny tsimokaretina Covid-19 ato amin’ny Faritra Analamanga sy ho fisorohana ny fiparitahan’ny valanaretina, ny Fitondram-panjakana amin’ny alalan’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka sy ny ekipan’ny...

𝗙𝗔𝗡𝗞𝗔𝗟𝗔𝗭𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗔𝗡𝗗𝗥𝗢 𝗠𝗔𝗡𝗘𝗥𝗔𝗡𝗧𝗔𝗡𝗬 𝗜𝗔𝗗𝗜𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗠𝗜𝗡’ 𝗡𝗬 𝗦𝗜𝗗𝗔
𝗔𝗻𝗮𝗹𝗮𝗸𝗲𝗹𝘆, 𝟬𝟭 𝗱𝗲𝘀𝗮𝗺𝗯𝗿𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟭 | Toy ireo firenena maro manerantany dia anisan'ny nanamarika izany koa isika eto Madagasikara tetsy amin'ny "PARVIS HOTEL DE VILLE" Analakely androany. Hetsika izay nokarakarain’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka, ary nandraisan’ireo...

𝗜𝗡𝗦𝗣𝗖 𝗕𝗘𝗙𝗘𝗟𝗔𝗧𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔 : 𝗗𝗢𝗞𝗢𝗧𝗘𝗥𝗔 𝟮𝟳 𝗠𝗜𝗔𝗡𝗔𝗗𝗔𝗛𝗬 𝗡𝗔𝗛𝗔𝗩𝗜𝗧𝗔 𝗙𝗜𝗢𝗙𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗠𝗜𝗞𝗔𝗦𝗜𝗞𝗔 𝗡𝗬 « 𝗘𝗖𝗛𝗢𝗚𝗥𝗔𝗣𝗛𝗜𝗘 𝗢𝗕𝗦𝗧É𝗧𝗥𝗜𝗖𝗔𝗟𝗘 »
Anisan’ireo fanamby lehibe ao anatin'ny Velirano fahadimin’ny Filohan'ny Repoblika Andry RAJOELINA, ny fampihenàna ny taha-pahafatesan'ny reny sy ny zaza. Paik’ady iray enti-manatanteraka izany ny fanarahamaso ny fahasalaman’ny Reny sy ny zaza mandritra ny fitondrana...

Prof. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo
Ministre de la Santé Publique
« La santé pour tous et à tout âge », tel est le « velirano » de Son Excellence Monsieur le Président de la République Andry Nirina Rajoelina. Le Ministère de la Santé Publique s’inscrit pleinement dans la démarche de l’opérationnalisation de cette priorité dans le cadre de la couverture santé universelle (CSU). Notre Département Ministériel s’attèle à garantir un système sanitaire de qualité pour tout un chacun.
Néanmoins, j’affirme en toute franchise qu’en dépit des efforts déployés, une distance pesante entre le service public et les usagers est susceptible de nuire significativement à la santé publique. Aussi, dans le souci d’une meilleure accessibilité des internautes, combien très nombreux, le Ministère de la Santé Publique innove-t-il sa communication. « Nouvelle gérance, le site web fait peau neuve ! »
À la fois ergonomique et dynamique, nous espérons que cet outil de communication répondra instantanément aux attentes des usagers et étanchera la soif des internautes en matière de santé.
Je vous invite donc à utiliser notre site Web comme guide de référence en matière d’informations sanitaires au niveau national et international.
Formations sanitaires
Centre Hospitalier Universitaire
Centre Hospitalier de Référence Régional
Centre Hospitalier de Référence de District I
Centre Hospitalier de Référence de District II
Centre de Santé de Base (CSB)
Appeler gratuitement
910 et 913
Pour alerter les responsables en cas de doute relatif à l’épidémie coronavirus.