
𝗜𝗡𝗦𝗣𝗖 : 𝗙𝗔𝗡𝗢𝗙𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗜𝗥𝗘𝗢 𝗠𝗣𝗜𝗧𝗔𝗡𝗧𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗛𝗢𝗣𝗜𝗧𝗔𝗟𝗬
Ho fanatsarana ny tolotra ara-pahasalamana eto Madagasikara dia nisy ny fanofanana ireo Mpitantana ny Hopitaly izay tanterahina ao amin’ny INSPC Mahamasina, nanomboka ny talata faha 02 Novambra 2021 ka hifarana ny Sabotsy faha 06 Novambra izao. Anisan’ny nisitraka...

𝗟𝗮𝗵𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗺𝗮𝗶𝘁𝘀𝗼 𝗮𝗻𝘁𝘀𝗼𝗶𝗻𝗮 𝗿𝗮𝗵𝗮 𝘀𝗲𝗻𝗱𝗿𝗮 𝗺𝗶𝘀𝘆 𝘁𝗿𝗮𝗻𝗴𝗮 𝗶𝘁𝗮𝘁𝗿𝗮 𝘁𝘀𝘆 𝗮𝗺𝗽𝗼𝗶𝘇𝗶𝗻𝗮 𝗺𝗶𝘀𝗲𝗵𝗼 𝗮𝗼𝗿𝗶𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗮𝗼𝘃𝗮𝗺-𝗯𝗮𝗸𝘀𝗶𝗻𝘆 𝗶𝗮𝗱𝗶𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗰𝗼𝘃𝗶𝗱-𝟭𝟵

𝗞𝗢𝗡𝗚𝗥𝗘𝗦𝗬 𝗡𝗔𝗦𝗜𝗢𝗡𝗔𝗟𝗜𝗡’ 𝗡𝗬 𝗣𝗔𝗥𝗔𝗠𝗘𝗗𝗬: 𝗙𝗔𝗡𝗢𝗠𝗕𝗢𝗛𝗔𝗡𝗔 𝗢𝗙𝗜𝗦𝗜𝗔𝗟𝗬
𝗠𝗽𝗮𝗻𝗱𝗿𝗮𝘆 𝗮𝗻𝗷𝗮𝗿𝗮 𝗮𝗺𝗮𝗻-𝗷𝗮𝘁𝗼𝗻𝘆 𝗺𝗮𝗿𝗼 𝗮𝘃𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗹𝗮𝗳𝗶𝘃𝗮𝗹𝗼𝗻’𝗻𝘆 𝗡𝗼𝘀𝘆 𝗻𝗼 𝘁𝗼𝗻𝗴𝗮 𝗺𝗮𝗻𝗮𝘁𝗮𝗻𝘁𝗲𝗿𝗮𝗸𝗮 𝗻𝘆 𝗭𝗮𝗶𝗸𝗮𝗯𝗲. 𝗠𝗼𝗿𝗼𝗻𝗱𝗮𝘃𝗮, 𝗙𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗠𝗲𝗻𝗮𝗯𝗲 -𝗧𝗮𝗹𝗮𝘁𝗮 𝟬𝟮 𝗻𝗼𝘃𝗮𝗺𝗯𝗿𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟭 l Nosokafana tamin' ny fomba ofisialy androany maraina ny Zaikabe Nasionaly tanterahan'ny Paramedy izay haharitra...

𝗗𝗜𝗦𝗜𝗧𝗥𝗜𝗞𝗔 𝗠𝗢𝗥𝗔𝗠𝗔𝗡𝗚𝗔 : 𝗧𝗢𝗟𝗢-𝗧𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗙𝗔𝗡𝗗𝗜𝗗𝗜𝗔𝗡𝗔 𝗠𝗔𝗜𝗠𝗔𝗜𝗠𝗣𝗢𝗔𝗡𝗔
Handray hetsika lehibe handraisana an-tanana maimaimpoana ireo olona mila fandidiana ny CHRD II Moramanga, manomboka ny 06 ka hatramin’ny 12 novambra 2021. Hetsika vokatry ny fiaraha-misalahy eo amin’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka sy ny ROTARY, tohanan’ireo...

𝗔𝗗𝗬 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗖𝗢𝗩𝗜𝗗-𝟭𝟵: 𝗙𝗮𝗺𝗽𝗶𝘁𝗮𝗼𝘃𝗮𝗻𝗮 𝗮𝘃𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 « 𝗗𝗼𝗰𝘁𝗼𝗿’𝘀 𝗳𝗼𝗿 𝗠𝗮𝗱𝗮𝗴𝗮𝘀𝗰𝗮𝗿 », « 𝗚𝗜𝗭 » 𝗮𝗿𝘆 𝗻𝘆 « 𝗢𝗠𝗦 𝗠𝗮𝗱𝗮𝗴𝗮𝘀𝗰𝗮𝗿 ».
𝗔𝗺𝗯𝗼𝗵𝗶𝗱𝗮𝗵𝘆, 𝟮𝟵 𝗼𝗸𝘁𝗼𝗯𝗿𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟭 I Mitohy hatrany ny fiaraha-miasa eo amin' ny Ministeran' ny Fahasalamana sy ireo mpiara-miombonantonka aminy, ho fanatsarana ny rafi-pahasalamana eto Madagasikara sy hanatrarana ny tanjon'ny Fitondram-panjakana ankehitriny : « Fahasalamana...

𝗙𝗜𝗦𝗢𝗞𝗔𝗙𝗔𝗡’𝗡𝗬 𝗦𝗜𝗦𝗜𝗡𝗧𝗔𝗡𝗬 : 𝗡𝗢𝗧𝗢𝗟𝗢𝗥𝗔𝗡𝗔 𝗙𝗜𝗧𝗔𝗢𝗩𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗦𝗘𝗥𝗔𝗡𝗔𝗠-𝗣𝗜𝗔𝗥𝗔𝗠𝗔𝗡𝗜𝗗𝗜𝗡𝗔 𝗘𝗡𝗬 𝗜𝗩𝗔𝗧𝗢, 𝗧𝗢𝗔𝗠𝗔𝗦𝗜𝗡𝗔 𝗔𝗥𝗬 𝗡𝗢𝗦𝗬 𝗕𝗘 𝗛𝗢 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗥𝗔𝗛𝗔𝗠𝗔𝗦𝗢 𝗔𝗞𝗔𝗜𝗞𝗬 𝗜𝗥𝗘𝗢 𝗠𝗣𝗔𝗡𝗗𝗘𝗛𝗔 𝗠𝗜𝗗𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗦𝗬 𝗠𝗜𝗩𝗢𝗔𝗞𝗔 𝗔𝗡’𝗜 𝗠𝗔𝗗𝗔𝗚𝗔𝗦𝗜𝗞𝗔𝗥𝗔
Antoka ahafahana mamerina indray amin’ny laoniny ny hari-karena ny fisokafana amin’ny firenen-kafa, antoka ifaharan’ny fampandrosoana ihany koa anefa ny fahasalamana. Izany no antony nahatonga ny Fitondram-panjakana hanokatra ny sisin-tanin’i Madagasikara ka nametraka...

𝗖𝗛𝗥𝗥 𝗔𝗻𝘁𝘀𝗼𝗵𝗶𝗵𝘆 : 𝗡𝗶𝘀𝗶𝘁𝗿𝗮𝗸𝗮 𝗻𝘆 « 𝗳𝗼𝗻𝗱𝘀 𝗱’𝘂𝗿𝗴𝗲𝗻𝗰𝗲 » 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗻𝗮𝗿𝗮𝘁𝗿𝗮 𝘃𝗼𝗸𝗮𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗹𝗼𝘇𝗮𝗺-𝗽𝗶𝗳𝗮𝗺𝗼𝗶𝘃𝗼𝗶𝘇𝗮𝗻𝗮
Androany tamin'ny 5 ora maraina dia noraisina an-tanana tamin'ny alalan'ny "Fonds d'urgence" tao amin'ny CHRR Antsohihy ireo olona 9 naratra vokatry ny lozam-pifamoivoizana niseho teny amin'ny RN6. Nisy ihany koa ny fitarafana natao azy ireo ka ny 3 no nahitana...

𝗙𝗜𝗧𝗦𝗔𝗕𝗢𝗔𝗡𝗔 𝗠𝗔𝗡𝗔𝗞𝗔𝗜𝗞𝗬 𝗩𝗔𝗛𝗢𝗔𝗞𝗔: « 𝗙𝗮𝗵𝗮𝘀𝗮𝗹𝗮𝗺𝗮𝗻𝗮 𝗵𝗼 𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗿𝗲𝗵𝗲𝘁𝗿𝗮, 𝘁𝘀𝘆 𝗮𝗻𝗮𝘃𝗮𝗵𝗮𝗻𝗮 𝘀𝗼𝗸𝗮𝗷𝗶𝗻-𝘁𝗮𝗼𝗻𝗮 ».
Nanao tohi-vakana ireo hetsika izay nahitàna tolotra ara-pahasalamana maro sy MAIMAIMPOANA notontosain'ny Fitondram-panjakana Malagasy tamin'ny alalan'ny Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka sy ireo Mpiara-miombon'antoka aminy tamin'ity herinandro ity izay tafiditra...

Prof. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo
Ministre de la Santé Publique
« La santé pour tous et à tout âge », tel est le « velirano » de Son Excellence Monsieur le Président de la République Andry Nirina Rajoelina. Le Ministère de la Santé Publique s’inscrit pleinement dans la démarche de l’opérationnalisation de cette priorité dans le cadre de la couverture santé universelle (CSU). Notre Département Ministériel s’attèle à garantir un système sanitaire de qualité pour tout un chacun.
Néanmoins, j’affirme en toute franchise qu’en dépit des efforts déployés, une distance pesante entre le service public et les usagers est susceptible de nuire significativement à la santé publique. Aussi, dans le souci d’une meilleure accessibilité des internautes, combien très nombreux, le Ministère de la Santé Publique innove-t-il sa communication. « Nouvelle gérance, le site web fait peau neuve ! »
À la fois ergonomique et dynamique, nous espérons que cet outil de communication répondra instantanément aux attentes des usagers et étanchera la soif des internautes en matière de santé.
Je vous invite donc à utiliser notre site Web comme guide de référence en matière d’informations sanitaires au niveau national et international.
Formations sanitaires
Centre Hospitalier Universitaire
Centre Hospitalier de Référence Régional
Centre Hospitalier de Référence de District I
Centre Hospitalier de Référence de District II
Centre de Santé de Base (CSB)
Appeler gratuitement
910 et 913
Pour alerter les responsables en cas de doute relatif à l’épidémie coronavirus.