
𝗣𝗵𝗮𝗿𝗺𝗮𝗰𝗶𝗲 𝗱𝗲 𝗴𝗮𝗿𝗱𝗲 | 𝗦𝗲𝗺𝗮𝗶𝗻𝗲 𝗱𝘂 𝟮𝟯 𝗮𝘂 𝟯𝟬 𝗢𝗰𝘁𝗼𝗯𝗿𝗲 𝟮𝟬𝟮𝟭
#Antananarivo (Tanà) - Pharmacie de l'Ol Analakely 020 22 224 70 - Pharmacie METROPOLE Antaninarenina 020 22 675 22/034 05 811 34 - Pharmacie GISÈLE Anosivavaka 034 13 337 55 - Pharmacie ANDRAVOAHANGY Andravoahangy 020 22 245 12/033 12 963 11 - Pharmacie MIARO...

𝗔𝗗𝗬 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗙𝗜𝗙𝗢𝗛𝗔𝗡𝗔 𝗦𝗜𝗚𝗔𝗥𝗔 𝗦𝗬 𝗙𝗜𝗛𝗜𝗡𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗣𝗔𝗥𝗔𝗞𝗬
𝗠𝗲𝗻𝗮𝗯𝗲, 𝟮𝟬 𝗼𝗸𝘁𝗼𝗯𝗿𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟭 I Anisan' ireo paikady entin'ny Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka sy ny Mpiara-miombon'antoka aminy, amin'ny fanatanterahana ny VELIRANO FAHADIMY, "Fahasalamana ho an'ny daholobe tsy anavahana sokajin-taona" ny ady amin'ny fifohana sigara sy...

𝗔𝗞𝗢𝗡’𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗡𝗞𝗔𝗟𝗔𝗭𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗜𝗥𝗔𝗬 𝗩𝗢𝗟𝗔𝗡’𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗛𝗔𝗦𝗔𝗟𝗔𝗠𝗔𝗡’𝗡𝗬 𝗦𝗔𝗜𝗡𝗔 𝗦𝗬 𝗡𝗬 𝗔𝗡𝗗𝗥𝗢 𝗠𝗔𝗡𝗘𝗥𝗔𝗡𝗧𝗔𝗡𝗬 𝗛𝗢 𝗔𝗡’𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗛𝗜𝗧𝗔𝗡𝗔 𝗧𝗔𝗡𝗬 𝗠𝗔𝗛𝗔𝗝𝗔𝗡𝗚𝗔
Fanoitra iankinan’ny fampandrosoana ny fahasalamana. Aman' arivony maro ireo olona nisitraka ny tolotra ara-pahasalamana MAIMAIMPOANA izay notontosaina teo amin'ny tokontany malalaky ny Fitaleava-paritra misahana ny fahasalamam-bahoaka Boeny omaly 22 oktobra 2021....

𝗙𝗜𝗔𝗥𝗔𝗛𝗔𝗠𝗜𝗔𝗦𝗔 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗠𝗣𝗜𝗔𝗥𝗔𝗠𝗜𝗢𝗠𝗕𝗢𝗡𝗔𝗡𝗧𝗢𝗞𝗔 : 𝗡𝗼𝘁𝗼𝗹𝗼𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗺𝗮𝗿𝗶-𝗯𝗼𝗻𝗶𝗻𝗮𝗵𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗻𝘆 𝗦𝗼𝗹𝗼𝘁𝗲𝗻𝗮 𝗺𝗮𝗵𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗙𝗶𝗸𝗮𝗺𝗯𝗮𝗻𝗮𝗺-𝗯𝗲 𝗶𝗿𝗮𝗶𝘀𝗮𝗺𝗽𝗶𝗿𝗲𝗻𝗲𝗻𝗮 𝗵𝗼 𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗵𝗮𝘀𝗮𝗹𝗮𝗺𝗮𝗻𝗮 (𝗢𝗠𝗦) 𝗻𝗶𝗮𝘀𝗮 𝘀𝘆 𝗻𝗼𝗻𝗶𝗻𝗮 𝘁𝗲𝘁𝗼 𝗠𝗮𝗱𝗮𝗴𝗮𝘀𝗶𝗸𝗮𝗿𝗮.
Handao an’i Madagasikara tsy ho ela, ny Profesora Charlotte FATY NDIAYE, Solotena maharitry ny « OMS » rehefa avy namita iraka nandritra ny enin-taona teto amintsika. Ho fankasitrahana ireo zava-bitany teo amin’ny sehatry ny fahasalamam-bahoaka teto Madagasikara dia...

𝗙𝗔𝗡𝗞𝗔𝗟𝗔𝗭𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗔𝗡𝗗𝗥𝗢 𝗠𝗔𝗡𝗘𝗥𝗔𝗡𝗧𝗔𝗡𝗬 𝗛𝗢 𝗔𝗡’𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗛𝗜𝗧𝗔𝗡𝗔 𝗦𝗬 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗛𝗔𝗦𝗔𝗟𝗔𝗠𝗔𝗡’𝗡𝗬 𝗦𝗔𝗜𝗡𝗔
MAHAJANGA, 𝗭𝗼𝗺𝗮 𝟮𝟮 𝗼𝗸𝘁𝗼𝗯𝗿𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟭 I Fararanon-danonana ny tao an-drenivohitry ny Faritra Boeny androany. Notanterahana teo anivon’ny Fitaleavam-paritry ny Fahasalamana tamin’ity andro anio ity ny fankalazana ny iray volan’ny Fahasalaman’ny saina izay mitondra ny...

𝗙𝗢𝗠𝗕𝗔 𝗙𝗜𝗔𝗦𝗔 𝟱𝗦 : 𝗦𝗗𝗦𝗣 𝗔𝗻𝗷𝗼𝘇𝗼𝗿𝗼𝗯𝗲
Manome fahazotoana ny mpiasan’ny Fahasalamana, sy filaminan-tsaina ho an’ny marary ny fisian’ny Toeram-pitsaboana madio sy milamina. Ankoatra izay, dia fomba entina hikolokoloana ny foto-drafitr’asa iombonana sy hanatsarana ny tolotra ara-pahasalamana omena ny vahoaka...

𝗟𝗼𝘇𝗮𝗺-𝗽𝗶𝗳𝗮𝗺𝗼𝗶𝘃𝗼𝗶𝘇𝗮𝗻𝗮 𝗥𝗡 𝟰𝟰 : 𝗡𝗮𝗻𝗱𝗿𝗮𝘆 𝗻𝘆 𝗮𝗻𝗱𝗿𝗮𝗶𝗸𝗶𝗻𝘆 𝗻𝘆 𝗠𝗶𝗻𝗶𝘀𝘁𝗲𝗿𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗙𝗮𝗵𝗮𝘀𝗮𝗹𝗮𝗺𝗮𝗺-𝗯𝗮𝗵𝗼𝗮𝗸𝗮
𝗡𝗮𝗻𝗼𝗹𝗼𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗹𝗼𝘇𝗮𝗺-𝗽𝗶𝗳𝗮𝗺𝗼𝗶𝘃𝗼𝗶𝘇𝗮𝗻𝗮 𝗻𝗶𝘀𝗲𝗵𝗼 𝗼𝗺𝗮𝗹𝘆 𝗵𝗮𝗿𝗶𝘃𝗮 𝘁𝗮𝗼 𝗠𝗮𝗿𝗼𝘃𝗼𝗮𝘆 𝗠𝗼𝗿𝗮𝗺𝗮𝗻𝗴𝗮, 𝗥𝗡 𝟰𝟰 𝐝𝐢𝐚 𝐧𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐲 𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐢𝐤𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐯𝐲 𝐡𝐚𝐭𝐫𝐚𝐧𝐲 𝐧𝐲 𝗠𝗶𝗻𝗶𝘀𝘁𝗲𝗿𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗙𝗮𝗵𝗮𝘀𝗮𝗹𝗮𝗺𝗮𝗺-𝗯𝗮𝗵𝗼𝗮𝗸𝗮 𝘁𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗮𝗹𝗮𝗹𝗮𝗻’𝗻𝘆 « 𝗙𝗼𝗻𝗱𝘀 𝗱’𝘂𝗿𝗴𝗲𝗻𝗰𝗲 » 𝗶𝘇𝗮𝘆 𝘃𝗮𝗼 𝗻𝗮𝗽𝗲𝘁𝗿𝗮𝗸' 𝗔𝗻𝗱𝗿𝗶𝗮𝗺𝗮𝘁𝗼𝗮 𝗙𝗶𝗹𝗼𝗵𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗥𝗲𝗽𝗼𝗯𝗹𝗶𝗸𝗮 𝗔𝗻𝗱𝗿𝘆 𝗥𝗔𝗝𝗢𝗘𝗟𝗜𝗡𝗔 𝗻𝘆...

𝗟𝗔𝗕𝗢𝗥𝗔𝗧𝗢𝗔𝗥𝗔 𝗖𝗛𝗥𝗥 𝗔𝗠𝗕𝗔𝗧𝗢𝗡𝗗𝗥𝗔𝗭𝗔𝗞𝗔 : 𝗡𝗮𝗵𝗮𝘇𝗼 𝗳𝗶𝘁𝗮𝗼𝘃𝗮𝗻𝗮 𝘃𝗮𝗼𝘃𝗮𝗼
Mitohy ny fampitaovana sy ny fanatsarana ireo Tobimpahasalamana miankina amin'ny fanjakana manerana ny Nosy ho fanolorana tolotra tsara kalitao sy mendrika ho an'ny vahoaka eny Ifotony. Anisan'ireo nisitraka izany ny Laboratoara ao amin'ny CHRR Ambatondrazaka izay...

Prof. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo
Ministre de la Santé Publique
« La santé pour tous et à tout âge », tel est le « velirano » de Son Excellence Monsieur le Président de la République Andry Nirina Rajoelina. Le Ministère de la Santé Publique s’inscrit pleinement dans la démarche de l’opérationnalisation de cette priorité dans le cadre de la couverture santé universelle (CSU). Notre Département Ministériel s’attèle à garantir un système sanitaire de qualité pour tout un chacun.
Néanmoins, j’affirme en toute franchise qu’en dépit des efforts déployés, une distance pesante entre le service public et les usagers est susceptible de nuire significativement à la santé publique. Aussi, dans le souci d’une meilleure accessibilité des internautes, combien très nombreux, le Ministère de la Santé Publique innove-t-il sa communication. « Nouvelle gérance, le site web fait peau neuve ! »
À la fois ergonomique et dynamique, nous espérons que cet outil de communication répondra instantanément aux attentes des usagers et étanchera la soif des internautes en matière de santé.
Je vous invite donc à utiliser notre site Web comme guide de référence en matière d’informations sanitaires au niveau national et international.
Formations sanitaires
Centre Hospitalier Universitaire
Centre Hospitalier de Référence Régional
Centre Hospitalier de Référence de District I
Centre Hospitalier de Référence de District II
Centre de Santé de Base (CSB)
Appeler gratuitement
910 et 913
Pour alerter les responsables en cas de doute relatif à l’épidémie coronavirus.