
𝗙𝗔𝗡𝗧𝗔𝗥𝗢 𝗡𝗬 𝗖𝗛𝗨 𝗔𝗡𝗔𝗟𝗔𝗡𝗞𝗜𝗡𝗜𝗡𝗜𝗡𝗔 𝗧𝗢𝗔𝗠𝗔𝗦𝗜𝗡𝗔
118 taona niasana ho an'ny fahasalamam-bahoaka ny CHU Analankininina Toamasina. Raha tsiahivina dia ny taona 1903 tokoa no taona niforonany. "Hopital militaire" no niatombohany ary efa imbetsaka no niova anarana ity farany nandritra izay fotoana nisiany izay....

𝗜𝗡𝗦𝗣𝗖 𝗕𝗲𝗳𝗲𝗹𝗮𝘁𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮: 𝗠𝗽𝗮𝗺𝗽𝗶𝘃𝗲𝗹𝗼𝗻𝗮 𝟮𝟲 𝗻𝗮𝗵𝗮𝘃𝗶𝘁𝗮 𝗳𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗺𝗮𝗻𝗼𝗸𝗮𝗻𝗮 𝗺𝗮𝗵𝗮𝗸𝗮𝘀𝗶𝗸𝗮 𝗻𝘆 « é𝗰𝗵𝗼𝗴𝗿𝗮𝗽𝗵𝗶𝗲 𝗰𝗼𝗺𝗺𝘂𝗻𝗮𝘂𝘁𝗮𝗶𝗿𝗲, 𝗺𝗼𝗱𝘂𝗹𝗲 𝗼𝗯𝘀𝘁é𝘁𝗿𝗶𝗰𝗮𝗹𝗲 » 𝗻𝗼𝘁𝗼𝗹𝗼𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗳𝗮𝗻𝗮𝗺𝗮𝗿𝗶𝗻𝗮𝗺-𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮.
𝗕𝗲𝗳𝗲𝗹𝗮𝘁𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮, 𝗔𝗹𝗮𝗿𝗼𝗯𝗶𝗮 𝟭𝟯 𝗢𝗸𝘁𝗼𝗯𝗿𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟭 𝗜 Nivoaka androany ny andiany faha-16 tamin’ireo mpampivelona nanaraka fiofanana mahakasina ny « échographie communautaire, module obstétricale ». Mahatratara 26 ny isan’izy ireo, ary niofana nandritra ny iray volana. Nizara roa...

𝗔𝗗𝗬 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗞𝗢𝗟𝗜𝗞𝗢𝗟𝗬: 𝗡𝗔𝗛𝗔𝗩𝗜𝗧𝗔 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗠𝗕𝗔𝗥𝗔𝗠-𝗣𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗧𝗘𝗡𝗬 𝗔𝗡𝗜𝗩𝗢𝗡’𝗡𝗬 𝗙𝗜𝗧𝗦𝗔𝗥𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗩𝗢 𝗠𝗢𝗠𝗕𝗔 𝗡𝗬 𝗟𝗔𝗟𝗔𝗠-𝗣𝗔𝗡𝗢𝗥𝗘𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗡𝗗𝗥𝗜𝗔𝗠𝗔𝗧𝗢𝗔 𝗠𝗜𝗡𝗜𝗦𝗜𝗧𝗥𝗬 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗛𝗔𝗦𝗔𝗟𝗔𝗠𝗔𝗠-𝗕𝗔𝗛𝗢𝗔𝗞𝗔
𝗔𝗺𝗯𝗼𝗵𝗶𝗱𝗮𝗵𝘆 - 𝟭2 𝗼𝗸𝘁𝗼𝗯𝗿𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟭 | Araka ny didy aman-dalàna manan-kery eto amin’ny tanin'ny Repoblikan' i Madagasikara dia tsy maintsy manao fanambaram-panànana ireo manam-pahefana ambony, isan'izany ny mpikambana ao amin'ny Governemanta. Ny Zoma 08 oktobra 2021 lasa teo...

« 𝐂𝐀𝐑𝐀𝐕𝐀𝐍𝐄 𝐌𝐄𝐃𝐈𝐂𝐀𝐋𝐄 𝐀𝐍𝐃𝐈𝐀𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐇𝐀-𝟑 », 𝐥𝐚𝐥𝐚𝐦-𝐩𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐟𝐚𝐡𝐚𝐫𝐨𝐚
𝗡𝗔𝗛𝗢𝗠𝗕𝗬 𝗡𝗬 𝗗𝗜𝗔, 𝗡𝗜𝗛𝗢𝗔𝗧𝗥𝗔 𝗟𝗔𝗩𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗜𝗭𝗔𝗬 𝗡𝗢𝗛𝗘𝗩𝗘𝗥𝗜𝗡𝗔 𝗛𝗢 𝗧𝗥𝗔𝗧𝗥𝗔 𝗡𝗬 𝗩𝗢𝗞𝗔𝗧𝗥𝗔 𝗔𝗭𝗢 Tolotra ara-pahasalamana tsara kalitao sy tena tadiavin’ny mponina no nentina nidina teny ifotony nanditra ny fandehanan’ny “CARAVANE MEDICALE” namakivaky faritra maromaro. Tetikasa tafiditra...

𝗖𝗛𝗥𝗗 𝗜𝗜 𝗔𝗠𝗕𝗔𝗟𝗔𝗩𝗔𝗢: 𝗡𝗶𝘁𝘀𝗶𝗱𝗶𝗸𝗮 𝘀𝘆 𝗻𝗮𝗻𝗸𝗮𝗵𝗲𝗿𝘆 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗽𝗶𝗮𝘀𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗙𝗮𝗵𝗮𝘀𝗮𝗹𝗮𝗺𝗮𝗻𝗮 𝗔𝗻𝗱𝗿𝗶𝗮𝗺𝗮𝘁𝗼𝗮 𝗠𝗶𝗻𝗶𝘀𝗶𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗙𝗮𝗵𝗮𝘀𝗮𝗹𝗮𝗺𝗮𝗺-𝗯𝗮𝗵𝗼𝗮𝗸𝗮.
𝗔𝘀𝗮𝗯𝗼𝘁𝘀𝘆 𝟬𝟵 𝗼𝗸𝘁𝗼𝗯𝗿𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟭, Anisan’ireo delegasiona nanotrona ny Filohan’ny Repoblika Andry RAJOELINA izay nanao fitsidihana sy nitokana ireo zava-bita tany amin’ny Faritra Matsiatra Ambony iny ny delegasiona avy amin’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka...

𝗣𝗛𝗔𝗥𝗠𝗔𝗖𝗜𝗘 𝗗𝗘 𝗚𝗔𝗥𝗗𝗘 : 𝗦𝗘𝗠𝗔𝗜𝗡𝗘 𝗗𝗨 𝟬𝟵 𝗔𝗨 𝟭𝟲 𝗢𝗖𝗧𝗢𝗕𝗥𝗘
#Pharmacie_de_garde | Semaine du 09 au 16 Octobre 2021 #Antananarivo (Tana) -Pharmacie PERGOLA Antaninarenina 020 22 237 17 -Pharmacie HERIZO Ankaditapaka 020 22 697 22/020 24 304 44 - Pharmacie ITOKIANA Manakambahiny 020 22 322 64 - Pharmacie ANJA Analamahitsy 034 12...

𝐅𝐈𝐀𝐑𝐎𝐕𝐀𝐍𝐀 𝐀𝐑𝐀-𝐏𝐀𝐇𝐀𝐒𝐀𝐋𝐀𝐌𝐀𝐍𝐀 : 𝗻𝗮𝗻𝗸𝗮𝘁𝗼𝗮𝘃𝗶𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗗𝗿𝗮𝗳𝗶𝘁𝗿’𝗮𝘀𝗮𝗺-𝗽𝗶𝗿𝗲𝗻𝗲𝗻𝗮 𝗺𝗼𝗺𝗯𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗶𝗮𝗿𝗼𝘃𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗿𝗮-𝗽𝗮𝗵𝗮𝘀𝗮𝗹𝗮𝗺𝗮𝗻𝗮
𝐀𝐧𝐭𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚𝐫𝐢𝐯𝐨, 𝟎𝟖 𝐨𝐤𝐭𝐨𝐛𝐫𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟏- Nody ventiny ny rano nantsakaina, tontosa tamin’ity andro anio ity, teny Ivandry ny Atrikasa ho fankatoavana ny Drafitr’asam-pirenena momba ny fiarovana ara-pahasalamana rehefa novolavolaina nandritra ny volana maro. Andrim-panjakana...

𝗙𝗮𝗻𝗮𝘃𝗮𝗼𝘇𝗮𝗻𝗮 𝘀𝘆 𝗙𝗶𝗸𝗼𝗹𝗼𝗸𝗼𝗹𝗼𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗿𝘆 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗶𝘁𝗮𝗼𝘃𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗳𝗼𝘁𝗼-𝗱𝗿𝗮𝗳𝗶𝘁𝗿’𝗮𝘀𝗮 𝗲𝗳𝗮 𝗺𝗶𝘀𝘆 𝗵𝗼 𝗳𝗮𝗻𝗮𝘁𝘀à𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗵𝗮𝘁𝗿𝗮𝗻𝘆 𝗻𝘆 𝗸𝗮𝗹𝗶𝘁𝗮𝗼𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗱𝗿𝗮𝗶𝘀𝗮𝗻𝗮 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝘁𝗼𝗹𝗼𝘁𝗿𝗮 𝗮𝗿𝗮-𝗽𝗮𝗵𝗮𝘀𝗮𝗹𝗮𝗺𝗮𝗻𝗮 𝗼𝗺𝗲𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝘃𝗮𝗵𝗼𝗮𝗸𝗮
𝐈𝐙𝐀𝐘 𝐌𝐀𝐇𝐀𝐊𝐎𝐋𝐎𝐊𝐎𝐋𝐎 𝐍𝐎 𝐌𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐒𝐎𝐀 Ankoatra ny asa fananganana dia anisan'ny ezaka ataon'ny Fitondram-panjakana ankehitriny amin'ny alalan'ny Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka ihany koa ny Fanavaozana sy Fikolokoloana ary fampitaovana ireo foto-drafitr'asa efa misy ho...

Prof. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo
Ministre de la Santé Publique
« La santé pour tous et à tout âge », tel est le « velirano » de Son Excellence Monsieur le Président de la République Andry Nirina Rajoelina. Le Ministère de la Santé Publique s’inscrit pleinement dans la démarche de l’opérationnalisation de cette priorité dans le cadre de la couverture santé universelle (CSU). Notre Département Ministériel s’attèle à garantir un système sanitaire de qualité pour tout un chacun.
Néanmoins, j’affirme en toute franchise qu’en dépit des efforts déployés, une distance pesante entre le service public et les usagers est susceptible de nuire significativement à la santé publique. Aussi, dans le souci d’une meilleure accessibilité des internautes, combien très nombreux, le Ministère de la Santé Publique innove-t-il sa communication. « Nouvelle gérance, le site web fait peau neuve ! »
À la fois ergonomique et dynamique, nous espérons que cet outil de communication répondra instantanément aux attentes des usagers et étanchera la soif des internautes en matière de santé.
Je vous invite donc à utiliser notre site Web comme guide de référence en matière d’informations sanitaires au niveau national et international.
Formations sanitaires
Centre Hospitalier Universitaire
Centre Hospitalier de Référence Régional
Centre Hospitalier de Référence de District I
Centre Hospitalier de Référence de District II
Centre de Santé de Base (CSB)
Appeler gratuitement
910 et 913
Pour alerter les responsables en cas de doute relatif à l’épidémie coronavirus.