
𝗖𝗛𝗥𝗗 𝗜𝗜 𝗔𝗠𝗕𝗔𝗟𝗔𝗩𝗔𝗢: 𝗡𝗶𝘁𝘀𝗶𝗱𝗶𝗸𝗮 𝘀𝘆 𝗻𝗮𝗻𝗸𝗮𝗵𝗲𝗿𝘆 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗽𝗶𝗮𝘀𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗙𝗮𝗵𝗮𝘀𝗮𝗹𝗮𝗺𝗮𝗻𝗮 𝗔𝗻𝗱𝗿𝗶𝗮𝗺𝗮𝘁𝗼𝗮 𝗠𝗶𝗻𝗶𝘀𝗶𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗙𝗮𝗵𝗮𝘀𝗮𝗹𝗮𝗺𝗮𝗺-𝗯𝗮𝗵𝗼𝗮𝗸𝗮.
𝗔𝘀𝗮𝗯𝗼𝘁𝘀𝘆 𝟬𝟵 𝗼𝗸𝘁𝗼𝗯𝗿𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟭, Anisan’ireo delegasiona nanotrona ny Filohan’ny Repoblika Andry RAJOELINA izay nanao fitsidihana sy nitokana ireo zava-bita tany amin’ny Faritra Matsiatra Ambony iny ny delegasiona avy amin’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka...

𝗣𝗛𝗔𝗥𝗠𝗔𝗖𝗜𝗘 𝗗𝗘 𝗚𝗔𝗥𝗗𝗘 : 𝗦𝗘𝗠𝗔𝗜𝗡𝗘 𝗗𝗨 𝟬𝟵 𝗔𝗨 𝟭𝟲 𝗢𝗖𝗧𝗢𝗕𝗥𝗘
#Pharmacie_de_garde | Semaine du 09 au 16 Octobre 2021 #Antananarivo (Tana) -Pharmacie PERGOLA Antaninarenina 020 22 237 17 -Pharmacie HERIZO Ankaditapaka 020 22 697 22/020 24 304 44 - Pharmacie ITOKIANA Manakambahiny 020 22 322 64 - Pharmacie ANJA Analamahitsy 034 12...

𝐅𝐈𝐀𝐑𝐎𝐕𝐀𝐍𝐀 𝐀𝐑𝐀-𝐏𝐀𝐇𝐀𝐒𝐀𝐋𝐀𝐌𝐀𝐍𝐀 : 𝗻𝗮𝗻𝗸𝗮𝘁𝗼𝗮𝘃𝗶𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗗𝗿𝗮𝗳𝗶𝘁𝗿’𝗮𝘀𝗮𝗺-𝗽𝗶𝗿𝗲𝗻𝗲𝗻𝗮 𝗺𝗼𝗺𝗯𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗶𝗮𝗿𝗼𝘃𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗿𝗮-𝗽𝗮𝗵𝗮𝘀𝗮𝗹𝗮𝗺𝗮𝗻𝗮
𝐀𝐧𝐭𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚𝐫𝐢𝐯𝐨, 𝟎𝟖 𝐨𝐤𝐭𝐨𝐛𝐫𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟏- Nody ventiny ny rano nantsakaina, tontosa tamin’ity andro anio ity, teny Ivandry ny Atrikasa ho fankatoavana ny Drafitr’asam-pirenena momba ny fiarovana ara-pahasalamana rehefa novolavolaina nandritra ny volana maro. Andrim-panjakana...

𝗙𝗮𝗻𝗮𝘃𝗮𝗼𝘇𝗮𝗻𝗮 𝘀𝘆 𝗙𝗶𝗸𝗼𝗹𝗼𝗸𝗼𝗹𝗼𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗿𝘆 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗶𝘁𝗮𝗼𝘃𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗳𝗼𝘁𝗼-𝗱𝗿𝗮𝗳𝗶𝘁𝗿’𝗮𝘀𝗮 𝗲𝗳𝗮 𝗺𝗶𝘀𝘆 𝗵𝗼 𝗳𝗮𝗻𝗮𝘁𝘀à𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗵𝗮𝘁𝗿𝗮𝗻𝘆 𝗻𝘆 𝗸𝗮𝗹𝗶𝘁𝗮𝗼𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗱𝗿𝗮𝗶𝘀𝗮𝗻𝗮 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝘁𝗼𝗹𝗼𝘁𝗿𝗮 𝗮𝗿𝗮-𝗽𝗮𝗵𝗮𝘀𝗮𝗹𝗮𝗺𝗮𝗻𝗮 𝗼𝗺𝗲𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝘃𝗮𝗵𝗼𝗮𝗸𝗮
𝐈𝐙𝐀𝐘 𝐌𝐀𝐇𝐀𝐊𝐎𝐋𝐎𝐊𝐎𝐋𝐎 𝐍𝐎 𝐌𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐒𝐎𝐀 Ankoatra ny asa fananganana dia anisan'ny ezaka ataon'ny Fitondram-panjakana ankehitriny amin'ny alalan'ny Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka ihany koa ny Fanavaozana sy Fikolokoloana ary fampitaovana ireo foto-drafitr'asa efa misy ho...

𝗖𝗛𝗨 𝗣𝗟𝗔𝗖𝗘 𝗞𝗔𝗕𝗔𝗥𝗬 𝗔𝗡𝗧𝗦𝗜𝗥𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔 : 𝗛𝗮𝘃𝗮𝗼𝘇𝗶𝗻𝗮 𝘀𝘆 𝗵𝗶𝘁𝗮𝗿𝗶𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝘀𝗮𝗺𝗽𝗮𝗻𝗱𝗿𝗮𝗵𝗮𝗿𝗮𝗵𝗮 𝗺𝗮𝗻𝗱𝗿𝗮𝘆 𝗮𝗻-𝘁𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗵𝗮𝘀𝗮𝗹𝗮𝗺𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗿𝗲𝗻𝘆 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝘇𝗮𝘇𝗮.
𝐈𝐯𝐚𝐧𝐝𝐫𝐲, 𝟎𝟖 𝐨𝐤𝐭𝐨𝐛𝐫𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟏 - Tontosa io maraina io teny amin’ny Masoivohon’i Japana eny Ivandry ny fifanaovan-tsoniam-piarahamiasa mikasika ny Tetikasa fanitarana ny Sampandraharaha mandray an-tanana ny fahasalaman’ny reny sy ny zaza ao amin’ny CHU Place Kabary...

𝐂𝐇𝐑𝐃 𝐁𝐄𝐓𝐑𝐎𝐊𝐀: 𝐍𝐀𝐇𝐀𝐙𝐎 « 𝐀𝐌𝐁𝐔𝐋𝐀𝐍𝐂𝐄 𝐌𝐄𝐃𝐈𝐂𝐀𝐋𝐈𝐒𝐄𝐄 » 𝐕𝐀𝐎𝐕𝐀𝐎
𝐁𝐞𝐭𝐫𝐨𝐤𝐚, 𝟎𝟒 𝐨𝐤𝐭𝐨𝐛𝐫𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟏 Mitohy hatrany ny ezaka ataon'ny Fitondram-panjakana ankehitriny amin'ny alalan'ny Ministeran'ny fahasalamam-bahoaka, amin'ny fanatsàrana ny kalitaon'ny tolotra ara-pahasalamana omena ny vahoaka, na aiza na aiza misy azy eto Madagasikara....

𝐃𝐈𝐒𝐓𝐑𝐈𝐊𝐀𝐍’ 𝐀𝐌𝐁𝐎𝐕𝐎𝐌𝐁𝐄: 𝐅𝐈𝐓𝐎𝐊𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐂𝐒𝐁 𝐈𝐈 𝐌𝐀𝐍𝐀𝐑𝐀𝐏𝐄𝐍𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐌𝐀𝐑𝐎𝐀𝐋𝐎𝐏𝐎𝐓𝐘
Ny Zoma 1 oktobra 2021, nandritra ny fitsidihan’ny Filoham-pirenena mivady sy ny delegasiona notarihiny, ny tany amin'ny Faritra Atsimo, no nitokanana tamin’ny Fomba ôfisialy ny CSB II Manarapenitra Maroalopoty, ao amin’ny distrikan'ny Ambovombe, Faritra Androy. Ezaka...

𝐅𝐈𝐀𝐑𝐀𝐇𝐀𝐌𝐈𝐀𝐒𝐀 𝐄𝐎 𝐀𝐌𝐈𝐍’ 𝐈 𝐌𝐀𝐃𝐀𝐆𝐀𝐒𝐈𝐊𝐀𝐑𝐀 𝐒𝐘 𝐉𝐀𝐏𝐀𝐍𝐀
𝐕𝐨𝐧𝐨𝐧𝐚 𝐡𝐚𝐭𝐫𝐚𝐧𝐲 𝐡𝐚𝐧𝐨𝐡𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚-𝐦𝐢𝐚𝐬𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐌𝐚𝐥𝐚𝐠𝐚𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐉𝐚𝐩𝐨𝐧𝐞𝐲 𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐚𝐥𝐚𝐥𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐭𝐞𝐭𝐢𝐤𝐚𝐬𝐚𝐦-𝐩𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨𝐬𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐫𝐨 𝐬𝐚𝐡𝐚𝐧𝐢𝐧𝐲. 𝐓𝐚𝐟𝐢𝐝𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐧𝐚𝐭𝐢𝐧'𝐢𝐳𝐚𝐧𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐦𝐚𝐟𝐢𝐬𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐫𝐚𝐟𝐢-𝐩𝐚𝐡𝐚𝐬𝐚𝐥𝐚𝐦𝐚𝐧𝐚 𝐞𝐭𝐨 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚𝐫𝐚. Noraisin'ny Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka,...

Prof. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo
Ministre de la Santé Publique
« La santé pour tous et à tout âge », tel est le « velirano » de Son Excellence Monsieur le Président de la République Andry Nirina Rajoelina. Le Ministère de la Santé Publique s’inscrit pleinement dans la démarche de l’opérationnalisation de cette priorité dans le cadre de la couverture santé universelle (CSU). Notre Département Ministériel s’attèle à garantir un système sanitaire de qualité pour tout un chacun.
Néanmoins, j’affirme en toute franchise qu’en dépit des efforts déployés, une distance pesante entre le service public et les usagers est susceptible de nuire significativement à la santé publique. Aussi, dans le souci d’une meilleure accessibilité des internautes, combien très nombreux, le Ministère de la Santé Publique innove-t-il sa communication. « Nouvelle gérance, le site web fait peau neuve ! »
À la fois ergonomique et dynamique, nous espérons que cet outil de communication répondra instantanément aux attentes des usagers et étanchera la soif des internautes en matière de santé.
Je vous invite donc à utiliser notre site Web comme guide de référence en matière d’informations sanitaires au niveau national et international.
Formations sanitaires
Centre Hospitalier Universitaire
Centre Hospitalier de Référence Régional
Centre Hospitalier de Référence de District I
Centre Hospitalier de Référence de District II
Centre de Santé de Base (CSB)
Appeler gratuitement
910 et 913
Pour alerter les responsables en cas de doute relatif à l’épidémie coronavirus.