
𝐃𝐈𝐒𝐓𝐑𝐈𝐊𝐀𝐍’ 𝐀𝐌𝐁𝐎𝐕𝐎𝐌𝐁𝐄: 𝐅𝐈𝐓𝐎𝐊𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐂𝐒𝐁 𝐈𝐈 𝐌𝐀𝐍𝐀𝐑𝐀𝐏𝐄𝐍𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐌𝐀𝐑𝐎𝐀𝐋𝐎𝐏𝐎𝐓𝐘
Ny Zoma 1 oktobra 2021, nandritra ny fitsidihan’ny Filoham-pirenena mivady sy ny delegasiona notarihiny, ny tany amin'ny Faritra Atsimo, no nitokanana tamin’ny Fomba ôfisialy ny CSB II Manarapenitra Maroalopoty, ao amin’ny distrikan'ny Ambovombe, Faritra Androy. Ezaka...

𝐅𝐈𝐀𝐑𝐀𝐇𝐀𝐌𝐈𝐀𝐒𝐀 𝐄𝐎 𝐀𝐌𝐈𝐍’ 𝐈 𝐌𝐀𝐃𝐀𝐆𝐀𝐒𝐈𝐊𝐀𝐑𝐀 𝐒𝐘 𝐉𝐀𝐏𝐀𝐍𝐀
𝐕𝐨𝐧𝐨𝐧𝐚 𝐡𝐚𝐭𝐫𝐚𝐧𝐲 𝐡𝐚𝐧𝐨𝐡𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚-𝐦𝐢𝐚𝐬𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐌𝐚𝐥𝐚𝐠𝐚𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐉𝐚𝐩𝐨𝐧𝐞𝐲 𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐚𝐥𝐚𝐥𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐭𝐞𝐭𝐢𝐤𝐚𝐬𝐚𝐦-𝐩𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨𝐬𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐫𝐨 𝐬𝐚𝐡𝐚𝐧𝐢𝐧𝐲. 𝐓𝐚𝐟𝐢𝐝𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐧𝐚𝐭𝐢𝐧'𝐢𝐳𝐚𝐧𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐦𝐚𝐟𝐢𝐬𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐫𝐚𝐟𝐢-𝐩𝐚𝐡𝐚𝐬𝐚𝐥𝐚𝐦𝐚𝐧𝐚 𝐞𝐭𝐨 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚𝐫𝐚. Noraisin'ny Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka,...

𝗔𝗞𝗢𝗡’𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗡𝗚𝗔𝗡𝗔𝗡-𝗧𝗦𝗔𝗜𝗡𝗔 𝗻𝘆 𝗔𝗹𝗮𝘁𝘀𝗶𝗻𝗮𝗶𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗵𝗮- 𝟰 𝗢𝗸𝘁𝗼𝗯𝗿𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟭.
Laharam-pahamehan'ny Ministeran'ny fahasalamam-bahoaka hatrany ny fanatanterahana ny velirano fahadimy "fahasalamana ho an'ny daholobe tsy anavahana sokajin-taona". Nanantitrantitra ny Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka Prof. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo fa mitohy...

𝗖𝗛𝗥𝗗 𝗠𝗔𝗥𝗢𝗩𝗢𝗔𝗬: 𝗡𝗔𝗛𝗔𝗭𝗢 𝗙𝗜𝗧𝗔𝗢𝗩𝗔𝗡𝗔 𝗠𝗔𝗥𝗢 𝗛𝗔𝗡𝗔𝗧𝗦𝗔𝗥À𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗧𝗢𝗟𝗢𝗧𝗥𝗔 𝗔𝗥𝗔-𝗣𝗔𝗛𝗔𝗦𝗔𝗟𝗔𝗠𝗔𝗡𝗔.
Mitohy ny fampitaovana ny Tobimpahasalamana miankina amin'ny fanjakana izay imasoan'ny Fitondram-panjakana ankehitriny amin'ny alalan'ny Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka sy ireo Mpiaramiombonantoka aminy ho fanatanterahana ny Velirano faha-5 izay nataon'ny...

ꜰᴀɴᴅʀɪɴᴅʀᴀᴍ-ᴘɪᴀɪɴᴀᴍ-ᴘɪᴀɴᴀᴋᴀᴠɪᴀɴᴀ ᴇᴛᴏ ᴀᴍɪɴ’ɴʏ ᴋᴏɴᴛɪɴᴀɴᴛᴀ ᴀꜰʀɪᴋᴀɴɪɴᴀ : ᴠᴏᴀʜᴏꜱᴏᴛʀᴀ ʜᴏ ᴛᴏᴍᴘᴏᴅᴀᴋᴀ ɴʏ ꜰɪʟᴏʜᴀɴ’ɴʏ ʀᴇᴘᴏʙʟɪᴋᴀ ᴀɴᴅʀʏ ʀᴀᴊᴏᴇʟɪɴᴀ
Noho ny fanatanterahana ny vina sy paik’ady amin'ny fandrindram-piainam-pianakaviana eto Madagasikara izay isan'ireo Velirano faha-5 nataon'ny Filohampirenena Andry RAJOELINA dia voahosotra ho Tompondaka amin'izany aty amin'ny kaontinanta Afrikanina mampiasa ny fiteny...

𝗔𝗞𝗢𝗡’𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗡𝗚𝗔𝗡𝗔𝗡-𝗧𝗦𝗔𝗜𝗡𝗔 : 𝟮𝟳 𝗦𝗲𝗽𝘁𝗮𝗺𝗯𝗿𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟭
Manafaingana hatrany ny fomba fiasa ny Minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka ankehitriny ao anatin’ny fanatanterahana ny Velirano Fahadimy : « fahasalamana ho an’ny daholobe tsy anavahana sokajin-taona ». Nisy ny fivoriana izay niarahana tamin’ireo Mpiara-miombon’antoka...

𝐕𝐎𝐈𝐍-𝐊𝐀𝐕𝐀 𝐌𝐀𝐇𝐀𝐓𝐑𝐀𝐓𝐑𝐀 : 𝐟𝐢𝐫𝐚𝐢𝐬𝐚𝐧-𝐤𝐢𝐧𝐚 𝐡𝐨 𝐚𝐧’𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐧𝐢𝐡𝐚𝐫𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐥𝐨𝐳𝐚𝐦-𝐩𝐢𝐟𝐚𝐦𝐨𝐢𝐯𝐨𝐢𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐨 𝐀𝐍𝐓𝐄𝐙𝐀 (𝐑𝐍𝟕)
VOIN-KAVA MAHATRATRA 👉Nanoloana ilay lozam-pifamoivoizana nitranga omaly tao ANTEZA (PK 305+400) RN 7 Kaominina Fiadanana, Distrika Ambohimahasoa, Faritra Matsiatra Ambony dia : ✔️Nandray ny andraikiny avy hatrany ny Fitondram-panjakana tany an-toerana zay notarihan'...

𝐀𝐃𝐘 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐕𝐀𝐋𝐀𝐍𝐀𝐑𝐄𝐓𝐈𝐍𝐀 𝐂𝐎𝐕𝐈𝐃 : 𝐭𝐨𝐧𝐠𝐚 𝐧𝐲 𝐯𝐚𝐤𝐬𝐢𝐧𝐲 𝐒𝐈𝐍𝐎𝐏𝐇𝐀𝐑𝐌
𝐀𝐃𝐘 𝐀𝐌𝐈𝐍'𝐍𝐘 𝐕𝐀𝐋𝐀𝐍𝐀𝐑𝐄𝐓𝐈𝐍𝐀 𝐂𝐎𝐕𝐈𝐃-𝟏𝟗 Nigadona tetsy amin'ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenena Ivato ny vaksiny "Sinopharm" 300.000 fatra izay fanomezana avy amin'ny fitondram-panjakana Sinoa ho entina hanamafisana hatrany ny ady hatrehina amin'ny valanaretina...

Prof. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo
Ministre de la Santé Publique
« La santé pour tous et à tout âge », tel est le « velirano » de Son Excellence Monsieur le Président de la République Andry Nirina Rajoelina. Le Ministère de la Santé Publique s’inscrit pleinement dans la démarche de l’opérationnalisation de cette priorité dans le cadre de la couverture santé universelle (CSU). Notre Département Ministériel s’attèle à garantir un système sanitaire de qualité pour tout un chacun.
Néanmoins, j’affirme en toute franchise qu’en dépit des efforts déployés, une distance pesante entre le service public et les usagers est susceptible de nuire significativement à la santé publique. Aussi, dans le souci d’une meilleure accessibilité des internautes, combien très nombreux, le Ministère de la Santé Publique innove-t-il sa communication. « Nouvelle gérance, le site web fait peau neuve ! »
À la fois ergonomique et dynamique, nous espérons que cet outil de communication répondra instantanément aux attentes des usagers et étanchera la soif des internautes en matière de santé.
Je vous invite donc à utiliser notre site Web comme guide de référence en matière d’informations sanitaires au niveau national et international.
Formations sanitaires
Centre Hospitalier Universitaire
Centre Hospitalier de Référence Régional
Centre Hospitalier de Référence de District I
Centre Hospitalier de Référence de District II
Centre de Santé de Base (CSB)
Appeler gratuitement
910 et 913
Pour alerter les responsables en cas de doute relatif à l’épidémie coronavirus.