
𝗙𝗔𝗡𝗗𝗥𝗜𝗡𝗗𝗥𝗔𝗡𝗔 𝗙𝗜𝗔𝗜𝗡𝗔𝗠-𝗣𝗜𝗔𝗡𝗔𝗞𝗔𝗩𝗜𝗔𝗡𝗔 : 𝗙𝗜𝗩𝗢𝗥𝗜𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗜𝗔𝗥𝗔𝗛𝗔𝗡’𝗡𝗬 𝗠𝗜𝗡𝗜𝗦𝗧𝗘𝗥𝗔𝗡’𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗛𝗔𝗦𝗔𝗟𝗔𝗠𝗔𝗠-𝗕𝗔𝗛𝗢𝗔𝗞𝗔 𝗦𝗬 𝗜𝗥𝗘𝗢 𝗠𝗣𝗜𝗔𝗥𝗔𝗠𝗜𝗢𝗠𝗕𝗢𝗡𝗔𝗡𝗧𝗢𝗞𝗔
Omaly Alatsinainy 20 septambra 2021 tolakandro dia nisy ny fivoriana izay niarahan'ny Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka sy ireo Mpiaramiombonantoka, ho fanomanana ny Latabatra boribory mikasika ny fandrindràna ny fiainam-pianakaviana izay hotanterahina eto...

𝗔𝗞𝗢𝗡’𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗡𝗚𝗔𝗡𝗔𝗡-𝗧𝗦𝗔𝗜𝗡𝗔 𝗔𝗹𝗮𝘁𝘀𝗶𝗻𝗮𝗶𝗻𝘆 𝟮𝟬 𝘀𝗲𝗽𝘁𝗮𝗺𝗯𝗿𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟭
Isan'ireo laharam-pahamehan'ny Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka ankehitriny ny fanatrarana ny velirano fahadimy izay napetraky ny Filohan'ny Repoblika dia ny "Fahasalamana ho an'ny daholobe tsy anavahana sokajin-taona". Tafiditra anatin'izany ny fanatsaràna ny...

𝗙𝗔𝗠𝗣𝗜𝗥𝗢𝗕𝗢𝗥𝗢𝗕𝗢𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗛𝗔𝗦𝗔𝗟𝗔𝗠𝗔𝗡𝗔
FAMPIROBOROBOANA NY FAHASALAMANA Notanterahana tao amin'ny Carlton Madagascar omaly Zoma 17 septambra 2021 ny fampahafantarana ny "plan de communication pour la promotion des comportements sains en matière d' intrants de santé" sy ny fifanaovan-tsonia mikasika ny...

𝗙𝗔𝗠𝗣𝗜𝗧𝗔𝗢𝗩𝗔𝗡𝗔 𝗧𝗢𝗕𝗜𝗠-𝗣𝗔𝗛𝗔𝗦𝗔𝗟𝗔𝗠𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗢 𝗡𝗢𝗦𝗬 𝗕𝗘
Anisan'ny fanamby napetraky ny fitondram-panjakana ny hampisitraka fitaovana manaraka ny fenitra ny tobim-pahasalamana rehetra isan-tsokajiny manerana ny Nosy. Araka izany, nisy ny fanolorana tamin'ny fomba ofisialy ireo kojakoka medikaly sy fitaovana...

𝐀𝐊𝐎𝐍’𝐍𝐘 « 𝐂𝐀𝐑𝐀𝐕𝐀𝐍𝐄 𝐌𝐄𝐃𝐈𝐂𝐀𝐋 » 𝐀𝐍𝐃𝐈𝐀𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐇𝐀-𝟑 𝟐𝟎𝟐𝟏 𝐅𝐀𝐑𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐀𝐋𝐀𝐎𝐓𝐑𝐀 𝐌𝐀𝐍𝐆𝐎𝐑𝐎 𝐒𝐘 𝐀𝐓𝐒𝐈𝐍𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀
. Ny hetsika « Caravane médicale » izay anisan’ny paik’ady hahatrarana ny Velirano faha-5 ny Filoham-pirenena, dia mitondra ny fitsaboana manakaiky vahoaka hiarahana amin’ny DASP na Direction des Affaires Sociales et Politiques, ny Ministeran’ny Fahasalamana miaraka...

𝗜𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗽𝗶𝘁𝘀𝗮𝗯𝗼 𝟭𝟱 𝗺𝗶𝗮𝗻𝗮𝗱𝗮𝗵𝘆 𝘃𝗼𝗮𝗿𝗮𝘆 𝗵𝗶𝗮𝘀𝗮 𝗲𝗻𝘆 𝗮𝗻𝗶𝘃𝗼𝗻’𝗻𝘆 𝗖𝗛𝗥𝗗 𝗮𝘁𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗠𝗶𝗻𝗶𝘀𝘁𝗲𝗿𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗙𝗮𝗵𝗮𝘀𝗮𝗹𝗮𝗺𝗮𝗺𝗮𝗺-𝗯𝗮𝗵𝗼𝗮𝗸𝗮
Anaran'ireo Mpitsabo 15 mianadahy voaray hiasa eny anivon'ny CHRD ato amin'ny Ministeran'ny Fahasalamamam-bahoaka, ao amin'ny Faritra Amoron' i Mania, Androy, Atsimo Andrefana, Atsinanana, Boeny, Matsiatra Ambony, Ihorombe, Melaky, Sofia ary Fitovinany. #Ampitampitao

𝗟𝗢𝗭𝗔𝗠-𝗣𝗜𝗙𝗔𝗠𝗢𝗜𝗩𝗢𝗜𝗭𝗔𝗡𝗔 𝗧𝗘𝗡𝗬 𝗔𝗠𝗕𝗢𝗗𝗜𝗔𝗙𝗢𝗧𝗦𝗬 (𝗥𝗡𝟭) : 𝗡𝗶𝘁𝗼𝗻𝗱𝗿𝗮 𝗻𝘆 𝘁𝗲𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗸𝗮𝗵𝗲𝗿𝗲𝘇𝗮𝗻𝗮 𝗵𝗼 𝗮𝗻’𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗻𝗶𝗵𝗮𝗿𝗮𝗺-𝗯𝗼𝗶𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗠𝗶𝗻𝗶𝘀𝘁𝗲𝗿𝗮
VOIN-KAVA MAHATRATRA Nanoloana ny lozam-pifamoivoizana izay nitranga teny Ambodiafotsy, lalam-pirenena voalohany (RN1) dia nidina avy hatrany teny amin’ny "Service des URGENCES/ATU – CHUJRA" ny delegasiona avy amin’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka izay notarihan’...

𝗙𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗙𝗶𝘁𝗼𝘃𝗶𝗻𝗮𝗻𝘆 : 𝗙𝗶𝘁𝗼𝗸𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗭𝗼𝗿𝗼 𝗵𝗼 𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗧𝗮𝗻𝗼𝗿𝗮
#Tanora_Filamatra_Aho #TAFA Notokanana androany teto amin'ny Renivohi-paritra Vatovavy Fitovinany, tao amin'ny Collège de Référence Manakara ilay #Zoro_hoan_ny_Tanora na ilay antsoina #Coin_jeune. Ity sehatra iray ity no ahafahan'ireo tanora mpianatra mifampizara sy...

Prof. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo
Ministre de la Santé Publique
« La santé pour tous et à tout âge », tel est le « velirano » de Son Excellence Monsieur le Président de la République Andry Nirina Rajoelina. Le Ministère de la Santé Publique s’inscrit pleinement dans la démarche de l’opérationnalisation de cette priorité dans le cadre de la couverture santé universelle (CSU). Notre Département Ministériel s’attèle à garantir un système sanitaire de qualité pour tout un chacun.
Néanmoins, j’affirme en toute franchise qu’en dépit des efforts déployés, une distance pesante entre le service public et les usagers est susceptible de nuire significativement à la santé publique. Aussi, dans le souci d’une meilleure accessibilité des internautes, combien très nombreux, le Ministère de la Santé Publique innove-t-il sa communication. « Nouvelle gérance, le site web fait peau neuve ! »
À la fois ergonomique et dynamique, nous espérons que cet outil de communication répondra instantanément aux attentes des usagers et étanchera la soif des internautes en matière de santé.
Je vous invite donc à utiliser notre site Web comme guide de référence en matière d’informations sanitaires au niveau national et international.
Formations sanitaires
Centre Hospitalier Universitaire
Centre Hospitalier de Référence Régional
Centre Hospitalier de Référence de District I
Centre Hospitalier de Référence de District II
Centre de Santé de Base (CSB)
Appeler gratuitement
910 et 913
Pour alerter les responsables en cas de doute relatif à l’épidémie coronavirus.