
𝐋𝐚𝐡𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐢𝐭𝐬𝐨 𝐚𝐧𝐭𝐬𝐨𝐢𝐧𝐚 𝐫𝐚𝐡𝐚 𝐬𝐞𝐧𝐝𝐫𝐚 𝐦𝐢𝐬𝐲 𝐭𝐫𝐚𝐧𝐠𝐚 𝐢𝐭𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐭𝐬𝐲 𝐚𝐦𝐩𝐨𝐢𝐳𝐢𝐧𝐚 𝐦𝐢𝐬𝐞𝐡𝐨 𝐚𝐨𝐫𝐢𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐨𝐯𝐚𝐦-𝐛𝐚𝐤𝐬𝐢𝐧𝐲 𝐢𝐚𝐝𝐢𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐜𝐨𝐯𝐢𝐝-𝟏𝟗.

Fihaonana teo amin’ny Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka sy ny Tale vaovaon’ny Institut Pasteur de Madagascar
Nisy ny fihaonana teo amin’ny Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka Prof. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo sy ny Talen’ny Institut Pasteur vaovao Dr. Philippe DUSSART androany Talata 14 septambra 2021. Tsiahivina fa ny 1 septambra lasa teo i Dr Philippe DUSSART no nandray ny...

Fiarahamiasa eo amin’ny Ministera sy ny USAID
Ho fanamafisana ny fiaraha-miasa misy eo amin’ny Minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka sy ny USAID, dia nisy ny fihaonana teo amin’ny Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka Prof. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo sy ny Directeur du Bureau Santé Population Nutrition USAID...

FAHASALAMAM-BAHOAKA FARITRA BOENY
Notokanana ny Asabotsy 11 septambra 2021 lasa teo ny Hopitaly lehibe Saint Jean Paul II ao Mahajanga. Tonga nanatrika sy nanome voninahitra izany Andriamatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, Prof. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo. #Velirano_fahadimy...

AKON’NY FANANGANAN-TSAINA Alatsinainy 13 septambra 2021
Velirano napetraky ny Fitondram-panjakana ankehitriny ny fanolorana fahasalamana ho an'ny daholobe ary tsy anavahana sokajin-taona. Olona amanaliny no tonga nisitraka ny tolotra fahasalamana maimaim-poana nandritra ny fandalovan'ny "caravane médicale" tany amin'ny...

ADY AMIN’NY TAZOMOKA : Mitohy ny fizarana lay faobe
ADY AMIN'NY TAZOMOKA Mitohy hatrany ny fizarana faobe Lay misy odimoka maharitra ho fitsinjovana ny fahasalamam-bahoaka. Anisan'ireo nisitraka izany ny distrikan' i Ikalamavony sy Lalangina ao anatin'ny faritra Matsiatra Ambony. Ny fatorianao sy ny fianakavianao ao...

Caravane médicale andiany fahatelo : nifarana teo Foulpointe
Andro farany amin'ny "Caravane médicale" andiany fahatelo anio Sabotsy 11 septambra 2021. Efa vorilanona ny mponina eto Foulpointe hisitraka ireo tolotra rehetra maimaimpoana.

Fidinana ifotony tany amin’ny CHU Analakinina
Ny famerenana ny fitokisan'ny vahoaka eo amin'ny fandraisana an-tanana ny marary no hifotoran'ny fitondram-panjakana ankehitriny; sarotiny ary manaja izany fatratra ny Ministeran'ny fahasalamam-bahoaka ka anisan'ny notsidihan'ny Talen'ny Fitaliavana misahana ny...

Prof. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo
Ministre de la Santé Publique
« La santé pour tous et à tout âge », tel est le « velirano » de Son Excellence Monsieur le Président de la République Andry Nirina Rajoelina. Le Ministère de la Santé Publique s’inscrit pleinement dans la démarche de l’opérationnalisation de cette priorité dans le cadre de la couverture santé universelle (CSU). Notre Département Ministériel s’attèle à garantir un système sanitaire de qualité pour tout un chacun.
Néanmoins, j’affirme en toute franchise qu’en dépit des efforts déployés, une distance pesante entre le service public et les usagers est susceptible de nuire significativement à la santé publique. Aussi, dans le souci d’une meilleure accessibilité des internautes, combien très nombreux, le Ministère de la Santé Publique innove-t-il sa communication. « Nouvelle gérance, le site web fait peau neuve ! »
À la fois ergonomique et dynamique, nous espérons que cet outil de communication répondra instantanément aux attentes des usagers et étanchera la soif des internautes en matière de santé.
Je vous invite donc à utiliser notre site Web comme guide de référence en matière d’informations sanitaires au niveau national et international.
Formations sanitaires
Centre Hospitalier Universitaire
Centre Hospitalier de Référence Régional
Centre Hospitalier de Référence de District I
Centre Hospitalier de Référence de District II
Centre de Santé de Base (CSB)
Appeler gratuitement
910 et 913
Pour alerter les responsables en cas de doute relatif à l’épidémie coronavirus.