
ADY AMIN’NY TAZOMOKA : Mitohy ny fizarana lay faobe
ADY AMIN'NY TAZOMOKA Mitohy hatrany ny fizarana faobe Lay misy odimoka maharitra ho fitsinjovana ny fahasalamam-bahoaka. Anisan'ireo nisitraka izany ny distrikan' i Ikalamavony sy Lalangina ao anatin'ny faritra Matsiatra Ambony. Ny fatorianao sy ny fianakavianao ao...

Caravane médicale andiany fahatelo : nifarana teo Foulpointe
Andro farany amin'ny "Caravane médicale" andiany fahatelo anio Sabotsy 11 septambra 2021. Efa vorilanona ny mponina eto Foulpointe hisitraka ireo tolotra rehetra maimaimpoana.

Fidinana ifotony tany amin’ny CHU Analakinina
Ny famerenana ny fitokisan'ny vahoaka eo amin'ny fandraisana an-tanana ny marary no hifotoran'ny fitondram-panjakana ankehitriny; sarotiny ary manaja izany fatratra ny Ministeran'ny fahasalamam-bahoaka ka anisan'ny notsidihan'ny Talen'ny Fitaliavana misahana ny...

Caravane médicale : nandalo tao Antetezambaro
Ny Kaominina Ambanivohitra Antetezambaro no nisitraka ny tolotra ara-pahasalamana androany faha 10 septambra 2021 ny "Caravane médicale" andiany fahatelo taty amin'ny distrikan'i Toamasina II. Vonona hatrany hanohana ny hetsika mipaka mivantana amin'ny vahoaka ireo...

FARITRA BOENY SY SOFIA : FAMPITAOVANA IREO TOBIM-PAHASALAMANA
Velirano faha-5 nifanaovan’ny Filohan’ny Repoblika tamin’ny vahoaka Malagasy ny « Fahasalamana ho an’ny rehetra tsy ankanavaka ». Ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka dia miandany izany Velirano izany, ary mametraka ho laharam-pahamehana ny fanomezana tolotra...

CHRD VATOMANDRY: Anisan’ireo Hopitaly napetraka ho fitaratra.
Nitsidika nijery ny CHRD eto Vatomandry ny Tale Jeneraly misahana ny Tolotra ara-pahasalama manaja ny maha olona io folakandro io niaraka tamin'ireo mpikambana eo anivon'ny kabinetra sy ny Talen'ny Fitaliavana misahana ny Famindrana rà eto anivon'ny Ministeran'ny...

𝗔𝗗𝗬 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗩𝗔𝗟𝗔𝗡’𝗔𝗥𝗘𝗧𝗜𝗡𝗔 𝗣𝗘𝗦𝗧𝗔 : FIDINANA IFOTONY TENY AMIN’NY CSB MIANDRANDRA
Ho fanamafasina ny ady amin’ny valan’aretina pesta izay napetraky ny fitondram-panjakana amin’ny alalan’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka izay entina hamehezana ny valan’aretina pesta dia nanantanteraka fidinana ifotony teo anivon’ny CSB Miandrandra...

CARAVANE MEDICALE : MIGADONA AO VATOMANDRY
Migadona eto amin'ny Distrikan'ny Vatomandry ny caravane médicale. Nafana tanteraka ny fandraisana ny fiara bé miaraka amin'ny fitaovana raitra hanolotra ny fahasalamana ho an'ny rehetra. Nanomboka avy hatrany ny fikaonan-doha hanamasana ny hetsika ho amin'ny...

Prof. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo
Ministre de la Santé Publique
« La santé pour tous et à tout âge », tel est le « velirano » de Son Excellence Monsieur le Président de la République Andry Nirina Rajoelina. Le Ministère de la Santé Publique s’inscrit pleinement dans la démarche de l’opérationnalisation de cette priorité dans le cadre de la couverture santé universelle (CSU). Notre Département Ministériel s’attèle à garantir un système sanitaire de qualité pour tout un chacun.
Néanmoins, j’affirme en toute franchise qu’en dépit des efforts déployés, une distance pesante entre le service public et les usagers est susceptible de nuire significativement à la santé publique. Aussi, dans le souci d’une meilleure accessibilité des internautes, combien très nombreux, le Ministère de la Santé Publique innove-t-il sa communication. « Nouvelle gérance, le site web fait peau neuve ! »
À la fois ergonomique et dynamique, nous espérons que cet outil de communication répondra instantanément aux attentes des usagers et étanchera la soif des internautes en matière de santé.
Je vous invite donc à utiliser notre site Web comme guide de référence en matière d’informations sanitaires au niveau national et international.
Formations sanitaires
Centre Hospitalier Universitaire
Centre Hospitalier de Référence Régional
Centre Hospitalier de Référence de District I
Centre Hospitalier de Référence de District II
Centre de Santé de Base (CSB)
Appeler gratuitement
910 et 913
Pour alerter les responsables en cas de doute relatif à l’épidémie coronavirus.