
𝗙𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗙𝗶𝘁𝗼𝘃𝗶𝗻𝗮𝗻𝘆 : 𝗙𝗶𝘁𝗼𝗸𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗭𝗼𝗿𝗼 𝗵𝗼 𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗧𝗮𝗻𝗼𝗿𝗮
#Tanora_Filamatra_Aho #TAFA Notokanana androany teto amin'ny Renivohi-paritra Vatovavy Fitovinany, tao amin'ny Collège de Référence Manakara ilay #Zoro_hoan_ny_Tanora na ilay antsoina #Coin_jeune. Ity sehatra iray ity no ahafahan'ireo tanora mpianatra mifampizara sy...

𝙵𝙰𝙽𝙾𝙼𝙰𝙽𝙰𝙽𝙰 𝙽𝚈 𝙵𝙰𝙽𝙾𝙺𝙰𝙵𝙰𝙽𝙰 𝙽𝚈 𝚂𝙸𝚂𝙸𝙽-𝚃𝙰𝙽𝚈
FANOMANANA NY FANOKAFANA NY SISIN-TANY Ho fanomanana ny fanokafana indray ny sisin-tany dia any Nosy Be i Dr RANDRIATSARAFARA Fidiniaina, Tale Jeneraly misahana ny fisorohana ara-pahasalamana eo anivon'ny Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka sy ny ekipan'ny OMS...

𝐂𝐇𝐑𝐑 𝐌𝐈𝐀𝐑𝐈𝐍𝐀𝐑𝐈𝐕𝐎: 𝐍𝐀𝐇𝐀𝐙𝐎 𝐅𝐈𝐓𝐀𝐎𝐕𝐀𝐍𝐀 𝐕𝐀𝐎𝐕𝐀𝐎
Mitohy ny ezaka amin'ny fampitaovana ireo Tobim-pahasalamana miankina amin'ny Fanjakana ho fanatsaràna ny tolotra ara-pahasalamana omena ny vahoaka araka ny velirano fahadimin' Andriamatoa Filohan'ny Repoblika Andry RAJOELINA. Nahazo fitaovana vaovao fanaovana...

𝐅𝐀𝐍𝐈𝐓𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 «𝐒𝐄𝐑𝐕𝐈𝐂𝐄 𝐃𝐄𝐒 𝐔𝐑𝐆𝐄𝐍𝐂𝐄𝐒 𝐂𝐇𝐔𝐉𝐑𝐀 𝐀𝐌𝐏𝐄𝐅𝐈𝐋𝐎𝐇𝐀»
« Zo-ny vahoaka ny hisitraka fahasalamana ara-kalitao ary izay no isan’ny antony nanaovana izao ezaka izao mba hanarapenitra ny tolotra ara-pahasalamana omena azy ireo… manentana antsika mpiasan’ny fahasalamana rehetra ary isika Vahoaka hahay hanaja ny...

𝐅𝐀𝐍𝐀𝐓𝐒𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐓𝐎𝐋𝐎𝐓𝐑𝐀 𝐀𝐑𝐀-𝐏𝐀𝐇𝐀𝐒𝐀𝐋𝐀𝐌𝐀𝐍𝐀 : 𝐅𝐢𝐭𝐬𝐢𝐝𝐢𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐂𝐇𝐑𝐑 𝐅𝐞𝐧𝐨𝐚𝐫𝐢𝐯𝐨 𝐀𝐭𝐬𝐢𝐧𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚, 𝐅𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐀𝐧𝐚𝐥𝐚𝐧𝐣𝐢𝐫𝐨𝐟𝐨
Mitohy hatrany ny ezaka efa natomboka amin’ny fanatsaràna ny kalitaon’ny tolotra ara-pahasalamana omena ny vahoaka sy ny tontolo iasan’ny mpiasan’ny fahasalamana. Izany dia tafiditra ao anatin’ny fanatanterahana ny politika ankaboben’ny Fanjakana mikasika ny...

𝐌𝐢𝐭𝐨𝐡𝐲 𝐡𝐚𝐭𝐫𝐚𝐧𝐲 𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐨𝐯𝐚𝐦-𝐛𝐚𝐤𝐬𝐢𝐧𝐲 𝐢𝐚𝐝𝐢𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐜𝐨𝐯𝐢𝐝-𝟏𝟗 𝐞𝐭𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐧𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐑𝐞𝐩𝐨𝐛𝐥𝐢𝐤𝐚𝐧’𝐢 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚𝐫𝐚.
⭕Ho antsika izay mbola tsy nanao vaksiny ka maniry ny hisitraka ny vaksiny Johnson & Johnson dia : - Misokatra hatrany ny fisoratana anarana « en ligne » ao amin'ny https://vaksiny.gov.mg/#/signin?from=/ - Mitohy hatrany ihany koa ny fisoratana anarana eny...

𝐋𝐚𝐡𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐢𝐭𝐬𝐨 𝐚𝐧𝐭𝐬𝐨𝐢𝐧𝐚 𝐫𝐚𝐡𝐚 𝐬𝐞𝐧𝐝𝐫𝐚 𝐦𝐢𝐬𝐲 𝐭𝐫𝐚𝐧𝐠𝐚 𝐢𝐭𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐭𝐬𝐲 𝐚𝐦𝐩𝐨𝐢𝐳𝐢𝐧𝐚 𝐦𝐢𝐬𝐞𝐡𝐨 𝐚𝐨𝐫𝐢𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐨𝐯𝐚𝐦-𝐛𝐚𝐤𝐬𝐢𝐧𝐲 𝐢𝐚𝐝𝐢𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐜𝐨𝐯𝐢𝐝-𝟏𝟗.

Fihaonana teo amin’ny Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka sy ny Tale vaovaon’ny Institut Pasteur de Madagascar
Nisy ny fihaonana teo amin’ny Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka Prof. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo sy ny Talen’ny Institut Pasteur vaovao Dr. Philippe DUSSART androany Talata 14 septambra 2021. Tsiahivina fa ny 1 septambra lasa teo i Dr Philippe DUSSART no nandray ny...

Prof. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo
Ministre de la Santé Publique
« La santé pour tous et à tout âge », tel est le « velirano » de Son Excellence Monsieur le Président de la République Andry Nirina Rajoelina. Le Ministère de la Santé Publique s’inscrit pleinement dans la démarche de l’opérationnalisation de cette priorité dans le cadre de la couverture santé universelle (CSU). Notre Département Ministériel s’attèle à garantir un système sanitaire de qualité pour tout un chacun.
Néanmoins, j’affirme en toute franchise qu’en dépit des efforts déployés, une distance pesante entre le service public et les usagers est susceptible de nuire significativement à la santé publique. Aussi, dans le souci d’une meilleure accessibilité des internautes, combien très nombreux, le Ministère de la Santé Publique innove-t-il sa communication. « Nouvelle gérance, le site web fait peau neuve ! »
À la fois ergonomique et dynamique, nous espérons que cet outil de communication répondra instantanément aux attentes des usagers et étanchera la soif des internautes en matière de santé.
Je vous invite donc à utiliser notre site Web comme guide de référence en matière d’informations sanitaires au niveau national et international.
Formations sanitaires
Centre Hospitalier Universitaire
Centre Hospitalier de Référence Régional
Centre Hospitalier de Référence de District I
Centre Hospitalier de Référence de District II
Centre de Santé de Base (CSB)
Appeler gratuitement
910 et 913
Pour alerter les responsables en cas de doute relatif à l’épidémie coronavirus.