
FIARAHAMIASA MADAGASIKARA sy ROYAUME-UNI
Noraisin’ Andriamatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka Prof. Zely Arivelo RANDRIAMANANTANY, teto amin’ny Birao fiasany Ambohidahy, ny Masoivohon’ i Royaume-Uni miasa eto Madagasikara, SEM David William Ashley. Ny mikasika ny Fiarahamiasa eo amin’ny sehatry ny...

FIZAHAM-PAHASALAMANA MAIMAIM-POANA SY FANOHANANA ARA-TSAINA IREO NARARIN`NY COVID 19. (CONSULTATION POST COVID-19 – SERVICE DES MALADIES INFECTIEUSES CHUJRB)
Ho fanatsarana ny kalitaon'ny fandraisana an-tanana ny marary eo anivon'ireo hopitalim-panjakana sy hampiharana ny fitsaboana manaja ny maha-olona , izay ao anatin'ny velirano fahadimy ary ho fanohanana ara-tsaina ireo nararin'ny covid 19 avy nanaraka fitsaboana, dia...

ADY AMIN’NY TAZOMOKA
Mizotra tsara ny hetsika fizarana foabe maimaimpona Lay misy odimoka maharitra hiarovana ny vahoaka malagasy amin'ny aretina tazomoka izay anisan'ireo aretina mbola miteraka taham-pahafatesana ambony eto amintsika. Anisan'ny nisitraka izany ireo vahoaka ao amin'ny...

FANDAMINANA MIKASIKA NY FANAOVAM-BAKSINY FATRA FAHAROA COVISHIELD/ASTRAZENECA SY NY VAKSINY JOHNSON AND JOHNSON – FARITRA ANALAMANGA
Nanomboka tamin’ity herinandro ity ny fanaovam-baksiny « Johnson & Johnson » teto amin’ny Faritra Analamanga ka ny teto anivon’ny Distrikan’ Antananarivo Renivohitra sy ny manodidina (Grand Tana) no nanombohana izany araka ny fampitam-baovao voaray avy amin’ny...

COVID-19: ANTONTAN’ISA NY 31 Aogositra 2021
Isan'ny nanaovana fitiliana: 952 Tranga vaovao: 04 Sitrana: 01 Namoy ny ainy: Tranga misy fahasarotana: 08

DRSP DIANA : FITOKANANA NY TRANOBE VAOVAO TAO AMIN’NY CDB BETSIAKA
VAOVAO DRSP DIANA Mendrika foto-drafitrasa tsara sy vaovao ny vahoaka Malagasy, isan'ireo laharam-pahamehan'ny Minisiteran'ny Fahasalamam-bahoaka izany ankehitriny. Araka izany, notokanana tamin'ny fomba ofisialy ny tranobe vaovao ao amin'ny CSB Betsiaka, Distrika...

ADY AMIN’NY COVID-19 SY FANAMAFISANA NY RAFI-PAHASALAMANA: FAMPITAOVANA AVY AMIN’NY ONG PIVOT
Mitohy ny ady amin'ny valanaretina Covid-19, mirindran-dalana amin'izany ihany koa ny fanamafisana ny rafi-pahasalamana ho fanatanterahana ny velirano fahadimy. Manao tohy vakana ireo mpiaramiombonantoka mifanome tanana amin'ny Fanjakana Malagasy amin'ny alalan'ny...

𝐀𝐊𝐎𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐍𝐆𝐀𝐍𝐀𝐍-𝐓𝐒𝐀𝐈𝐍𝐀 𝐀𝐥𝐚𝐭𝐬𝐢𝐧𝐚𝐢𝐧𝐲 𝟑𝟎 𝐀𝐨𝐠𝐨𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟏
Toy ny mahazatra, mandritra ny fananganan-tsaina no fotoana iray entin'ny Minisiteran'ny Fahasalamam-bahoaka hanaovana ny tatitry ny asa vita ny herinandro lasa sy ireo kinasa ho amin'ny herinandro ho avy. Ny fitaleavana misahana ny serasera no miandraikitra ny...

Prof. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo
Ministre de la Santé Publique
« La santé pour tous et à tout âge », tel est le « velirano » de Son Excellence Monsieur le Président de la République Andry Nirina Rajoelina. Le Ministère de la Santé Publique s’inscrit pleinement dans la démarche de l’opérationnalisation de cette priorité dans le cadre de la couverture santé universelle (CSU). Notre Département Ministériel s’attèle à garantir un système sanitaire de qualité pour tout un chacun.
Néanmoins, j’affirme en toute franchise qu’en dépit des efforts déployés, une distance pesante entre le service public et les usagers est susceptible de nuire significativement à la santé publique. Aussi, dans le souci d’une meilleure accessibilité des internautes, combien très nombreux, le Ministère de la Santé Publique innove-t-il sa communication. « Nouvelle gérance, le site web fait peau neuve ! »
À la fois ergonomique et dynamique, nous espérons que cet outil de communication répondra instantanément aux attentes des usagers et étanchera la soif des internautes en matière de santé.
Je vous invite donc à utiliser notre site Web comme guide de référence en matière d’informations sanitaires au niveau national et international.
Formations sanitaires
Centre Hospitalier Universitaire
Centre Hospitalier de Référence Régional
Centre Hospitalier de Référence de District I
Centre Hospitalier de Référence de District II
Centre de Santé de Base (CSB)
Appeler gratuitement
910 et 913
Pour alerter les responsables en cas de doute relatif à l’épidémie coronavirus.