
FANATSARANA NY TOLOTRA ARA-PAHASALAMANA ENY IFOTONY (3)
👉Teo anivon’ny faritra Itasy, distrikan’Arivonimamo no nanatanterahan’Andriamatoa Ministry ny Fahasalamam-bahoaka ny fitsidihana tampoka ifotony androany 29 Aogositra 2021. 🏥Nandritra izany dia toeram-pitsaboana telo samihafa no notsidihana dia ny toeram-pitsaboana...

FANATSARANA NY TOLOTRA ARA-PAHASALAMANA ENY IFOTONY (2)
Nitohy teto amin’ny CSB 1 Masikamalona, ny fidinana tampoka izay tanterahin’ Andriamatoa Ministry ny Fahasalamam-bahoaka aty amin’ny distrikan’ Arivonimamo, Faritra ITASY amin’izao Alahady izao. Tsy miova ny tanjona, tohizana ny ezaka efa natomboka amin’ny fanatsaràna...

FANATSARANA NY TOLOTRA ARA-PAHASALAMANA ENY IFOTONY (1)
Mitsidika ny CSB 1 ALATSINAINY LOHARANO - SDSP Arivonimamo - DRSP Itasy, Andriamatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka amin'izao fotoana izao. Tanjona araka ny nambarany ny hijerena mivantana ny zava-misy eny ifotony, ahafahana mitondra ny fanatsarana, na ny lafiny...

COVID-19: ANTONTAN’ISA NY 27 AOGOSITRA 2021
⭕️Isan’ny nanaovana fitiliana: 578 ⚠️Tranga vaovao: 05 2 Analamanga 1 Vakinankaratra 1 Itasy 1 Vatovavy Fitovinany ✅Sitrana: 04 ⚠️Tranga misy fahasarotana: 09

ADY AMIN’NY COVID-19
Mizotra tsara ny fanaovam-baksiny covishield andiany faharoa. Anisan’ny nisitraka izany ny avy ao amin’ny ONG ASOS Madagascar izay isan’ireo mpiaramiombonantoka akaiky amin’ny Ministeran’ny Fahalamam-bahoaka amin’ny fanatsarana ny Fahasalamana eny ifotony....

FIARAHA MIASA ARA-PAHASALAMANA EO AMIN’NY FANJAKANA SINOA SY NY FANJAKANA MALAGASY
Ny Masoivohon'ny Firenena Sinoa no noraisin'Andriamatoa Minisitra ny Fahasalamam-bahoaka voalohany nandritra izay fotoana nandraisany ny fitantanana ny Ministera izay. Nohamafisina hatrany ny fiara-miasa eo amin'ny roa tonta. Anisan'ny nitondra anjara biriky betsaka...

𝐅𝐀𝐍𝐀𝐌𝐀𝐅𝐈𝐒𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐑𝐀𝐅𝐈-𝐏𝐀𝐇𝐀𝐒𝐀𝐋𝐀𝐌𝐀𝐍𝐀 𝐄𝐓𝐎 𝐌𝐀𝐃𝐀𝐆𝐀𝐒𝐈𝐊𝐀𝐑𝐀 : 𝐅𝐀𝐍𝐎𝐋𝐎𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐅𝐈𝐓𝐀𝐎𝐕𝐀𝐌-𝐏𝐈𝐓𝐒𝐀𝐁𝐎𝐀𝐍𝐀 𝐀𝐕𝐘 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐆𝐎𝐕𝐄𝐑𝐍𝐄𝐌𝐀𝐍𝐓𝐀 𝐒𝐈𝐍𝐎𝐀
Fiaraha-miasa ho fanatsaràna ny Fahasalamam-bahoaka Tontosa androany Zoma 27 Aogositra 2021 tao amin'ny efitrano fivorian'ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka Ambohidahy ny fanaovan-tsonia ho fanavaozam-piaraha-miasa eo amin’ny Fanjakana Malagasy amin'ny alalan'ny...

Vaccination contre la Covid-19: Guide d’utilisation de la plateforme d’auto enregistrement https://vaksiny.gov.mg
GuideUtilisation - Certificat Vaccination Mada.

Prof. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo
Ministre de la Santé Publique
« La santé pour tous et à tout âge », tel est le « velirano » de Son Excellence Monsieur le Président de la République Andry Nirina Rajoelina. Le Ministère de la Santé Publique s’inscrit pleinement dans la démarche de l’opérationnalisation de cette priorité dans le cadre de la couverture santé universelle (CSU). Notre Département Ministériel s’attèle à garantir un système sanitaire de qualité pour tout un chacun.
Néanmoins, j’affirme en toute franchise qu’en dépit des efforts déployés, une distance pesante entre le service public et les usagers est susceptible de nuire significativement à la santé publique. Aussi, dans le souci d’une meilleure accessibilité des internautes, combien très nombreux, le Ministère de la Santé Publique innove-t-il sa communication. « Nouvelle gérance, le site web fait peau neuve ! »
À la fois ergonomique et dynamique, nous espérons que cet outil de communication répondra instantanément aux attentes des usagers et étanchera la soif des internautes en matière de santé.
Je vous invite donc à utiliser notre site Web comme guide de référence en matière d’informations sanitaires au niveau national et international.
Formations sanitaires
Centre Hospitalier Universitaire
Centre Hospitalier de Référence Régional
Centre Hospitalier de Référence de District I
Centre Hospitalier de Référence de District II
Centre de Santé de Base (CSB)
Appeler gratuitement
910 et 913
Pour alerter les responsables en cas de doute relatif à l’épidémie coronavirus.