
Andro manerantany ho an’ny mpanome rà tao amin’ny faritra Amoron’i Mania
Anio 14 jona no andro manerantany ho an'ny mpanome rà : Mankalaza izany isika eto anivon'ny faritra Amoron'i Mania koa dia manentana antsika rehetra amin'ity andro anio ity ho tonga hanome rà ao amin'ny CHRR Amoron'i Mania. MANOME RA HAMPITEMPO NY FON'NY REHETRA

𝐂𝐎𝐕𝐈𝐃-𝟏𝟗: 𝐀𝐍𝐓𝐎𝐍𝐓𝐀𝐍’𝐈𝐒𝐀 𝐍𝐘 𝟏𝟑 𝐉𝐎𝐍𝐀 𝟐𝟎𝟐𝟏
⭕Isan'ny nanaovana fitiliana: 470 ⚠Tranga vaovao: 15 10 Analamanga 3 Matsiatra ambony- 2 Ihorombe ✅Sitrana: 25 ⚠Tranga misy fahasarotana: 95 ✝Namoy ny ainy: 02 1 Matsiatra ambony- 1 Atsimo atsinanana

𝐀𝐊𝐎𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐊𝐀𝐎𝐍𝐀𝐍-𝐃𝐎𝐇𝐀 𝐋𝐄𝐇𝐈𝐁𝐄 𝐈𝐅𝐎𝐓𝐎𝐍𝐘: 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐭𝐚𝐧𝐭𝐞𝐫𝐚𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐚𝐬𝐚 𝐯𝐢𝐧𝐚 𝐟𝐚𝐦𝐩𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨𝐬𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐅𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐀𝐭𝐬𝐢𝐦𝐨
𝐀𝐊𝐎𝐍'𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐊𝐀𝐎𝐍𝐀𝐍-𝐃𝐎𝐇𝐀 𝐋𝐄𝐇𝐈𝐁𝐄 𝐈𝐅𝐎𝐓𝐎𝐍𝐘: 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐭𝐚𝐧𝐭𝐞𝐫𝐚𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐚𝐬𝐚 𝐯𝐢𝐧𝐚 𝐟𝐚𝐦𝐩𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨𝐬𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐅𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐀𝐭𝐬𝐢𝐦𝐨. 𝐓𝐨𝐥𝐚𝐠𝐧𝐚𝐫𝐨, 𝟏𝟏-𝟏𝟐 𝐉𝐨𝐧𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟏 𝐅𝐨𝐲𝐞𝐫 𝐂𝐀𝐌𝐏 𝐅𝐋𝐀𝐂𝐎𝐔𝐑𝐓 SEHATRY NY FAHASALAMANA Ankoatra ny fandrindram-piterahana maimaimpoana dia CSB miisa 21 sy Hôpitaly Manarapenitra miisa 2...

COVID-19: ANTONTAN’ISA NY 12 JONA 2021
⭕️ Isan’ny nanaovana fitiliana: 481 ⚠️ Tranga vaovao: 39 17 Analamanga 2 Melaky 6 Androy 1 Ihorombe 1 Anosy 1 Vatovavy Fitovinany 2 Matsiatra ambony 9 Vakinankaratra ✅ Sitrana: 26 ⚠️ Tranga Misy fahasarotana: 97 ⭕️ Namoy ny ainy: 05 2 Analamanga 1 Atsimo...

Tetikasa Mahefa Miaraka : fanolorana fitaovana ho an’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka
Nifarana tamin’ity taona 2021 ity ny Tetikasa Mahefa Miaraka izay novatsian’ny USAID vola rehefa nisehatra nandritra ny dimy taona (2016-2021) teto amintsika mikasika ny fampiroboroboana ny fahasalamana eny ifotony (Santé Communautaire). Notanterahana androany faha...

COVID-19: ANTONTAN’ISA NY 11 JONA 2021
⭕ Isan'ny nanaovana fitiliana: 275 ⚠ Tranga vaovao: 25 ✅ Sitrana: 23 ⚠ Tranga misy fahasarotana: 95 ✝ Namoy ny ainy: 03

IREO TOERANA VOATOKANA HANAOVANA NY VAKSINY FANEFITRA NY COVID-19 ETO AMIN’NY FARITRA ATSINANANA

IREO TOERANA VOATOKANA HANAOVANA NY VAKSINY FANEFITRA NY COVID-19 ETO AMIN’NY FARITRA ANALANJIROFO

Prof. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo
Ministre de la Santé Publique
« La santé pour tous et à tout âge », tel est le « velirano » de Son Excellence Monsieur le Président de la République Andry Nirina Rajoelina. Le Ministère de la Santé Publique s’inscrit pleinement dans la démarche de l’opérationnalisation de cette priorité dans le cadre de la couverture santé universelle (CSU). Notre Département Ministériel s’attèle à garantir un système sanitaire de qualité pour tout un chacun.
Néanmoins, j’affirme en toute franchise qu’en dépit des efforts déployés, une distance pesante entre le service public et les usagers est susceptible de nuire significativement à la santé publique. Aussi, dans le souci d’une meilleure accessibilité des internautes, combien très nombreux, le Ministère de la Santé Publique innove-t-il sa communication. « Nouvelle gérance, le site web fait peau neuve ! »
À la fois ergonomique et dynamique, nous espérons que cet outil de communication répondra instantanément aux attentes des usagers et étanchera la soif des internautes en matière de santé.
Je vous invite donc à utiliser notre site Web comme guide de référence en matière d’informations sanitaires au niveau national et international.
Formations sanitaires
Centre Hospitalier Universitaire
Centre Hospitalier de Référence Régional
Centre Hospitalier de Référence de District I
Centre Hospitalier de Référence de District II
Centre de Santé de Base (CSB)
Appeler gratuitement
910 et 913
Pour alerter les responsables en cas de doute relatif à l’épidémie coronavirus.