
𝐂𝐇𝐔𝐉𝐑𝐁: 𝐍𝐀𝐇𝐀𝐙𝐎 𝐓𝐎𝐄𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐅𝐀𝐍𝐃𝐎𝐑𝐎𝐀𝐍𝐀 𝐅𝐀𝐊𝐎 𝐇𝐈𝐀𝐊𝐀 𝐅𝐀𝐑𝐀𝐍𝐘 (𝐈𝐍𝐂𝐈𝐍𝐄𝐑𝐀𝐓𝐄𝐔𝐑 𝐃𝐄 𝐃𝐄𝐂𝐇𝐄𝐓𝐒 𝐌𝐄𝐃𝐈𝐂𝐀𝐔𝐗 𝐒𝐀𝐍𝐒 𝐅𝐔𝐌𝐄́𝐄)
Hita mivaingana ary azo tsapain-tanana ny fahombiazan'ny fiaraha-miasa eo amin'ny Fitondram-panjakana Malagasy amin'ny alalan'ny Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka sy ireo mpiara-miombonantoka amin'ny alalan'ny Masoivohon'ny Firenena Japoney sy ny ONUDI amin'ny...

Fanatsaràna ny tolotra ara-pahasalamana : Nitsidika ny CHRD Nosy Be Andriamatoa Ministry ny Fahasalamam-bahoaka
Rehefa avy nitokana ny toerana fandoroana fako medikaly tsy mamoaka setroka tetsy amin'ny CHUJRB Befelatanana io maraina io sy nanaramaso ny fandraisana an-tanana ny fizaham-pahasalaman'ireo mpandeha amin'ny zotram-piaramanidina anatiny teny Ivato ny atoandro teo dia...

« 𝐓𝐄𝐒𝐓𝐒 𝐀𝐍𝐓𝐈𝐆𝐄𝐍𝐈𝐐𝐔𝐄𝐒 𝐂𝐎𝐕𝐈𝐃-𝟏𝟗 » : 𝟏𝟓 𝐌𝐈𝐍𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐃𝐈𝐀 𝐌𝐈𝐕𝐀𝐋𝐘
Ho fampiharana ny toromarika avy amin' Andriamatoa Filoha Andry RAJOELINA mikasika ny fanarahamaso ny fahasalaman'ireo olona mivezivezy amin'ny alalan'ny zotram-piaramanidina anatiny dia tonga nijery ny fanatanterahana izany teny amin'ny Seranam-piaramanidina Ivato,...

COVID-19: ANTONTAN’ISA NY 06 JONA 2021
⭕ Isan'ny nanaovana fitiliana: 327 ⚠ Tranga vaovao: 52 11 Haute Matsiatra 11 Analamanga 7 Bongolava 6 Amoron'i Mania 6 Atsinanana 4 Menabe 3 Androy 1 Diana 1 Itasy 1 Ihorombe 1 Atsimo Andrefana ✅ Sitrana: 57 ⚠ Tranga misy fahasarotana: 123 ✝ Namoy ny...

COVID-19: ANTONTAN’ISA NY 05 JONA 2021
⭕️ Isan’ny nanaovana fitiliana: 400 ⚠️ Tranga vaovao: 59 ✅ Sitrana: 104 ⚠️ Tranga misy fahasarotana: 130 —— Namoy ny ainy: 02

𝐂𝐇𝐑𝐃 𝟏 𝐌𝐢𝐭𝐬𝐢𝐧𝐣𝐨: 𝐍𝐨𝐯𝐚𝐭𝐬𝐢𝐚𝐧𝐚 𝐟𝐢𝐭𝐚𝐨𝐯𝐚𝐧𝐚 𝐟𝐚𝐦𝐢𝐧𝐝𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐥𝐢𝐨.
Mitohy ny fampitaovana ireo Tobim-pahasalamana miankina amin'ny fanjakana izay imasoan'ny Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka. Tonga any amin'ny CHRD 1 Mitsinjo ireo fitaovana avy amin'ny DTS hoentina hanokafana ny sampan-draharaha misahana ny famindrana rà (CTS) any...

𝐌𝐢𝐭𝐨𝐡𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐨𝐯𝐚𝐦-𝐛𝐚𝐤𝐬𝐢𝐧𝐲 𝐧𝐲 𝐒𝐚𝐛𝐨𝐭𝐬𝐲 𝐬𝐲 𝐀𝐥𝐚𝐡𝐚𝐝𝐲 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝟎𝟖 𝐨𝐫𝐚 𝐦𝐚𝐫𝐚𝐢𝐧𝐚 𝐤𝐚 𝐡𝐚𝐭𝐫𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝟎𝟒 𝐨𝐫𝐚 𝐡𝐚𝐫𝐢𝐯𝐚.
📝 Tsara ny mampahatsiahy antsika fa misokatra manomboka amin'ny 08 maraina ka hatramin'ny 04 ora hariva ireo Toerana fanaovam-baksiny manerana an'i Madagasikara amin'ity andro an'io ity. 👉 Tongàva manao vaksiny Ento ny karapanondrom-pirenena. 🌟 Raha mihoatra ny 20 dia...

IREO TOERANA FANAOVAM-BAKSINY IADIANA AMIN’NY COVID-19 ISAM-PARITRA
Fantaro ary ireo toerana fanaovam-baksiny fanefitry ny Covid-19 isam-paritra

Prof. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo
Ministre de la Santé Publique
« La santé pour tous et à tout âge », tel est le « velirano » de Son Excellence Monsieur le Président de la République Andry Nirina Rajoelina. Le Ministère de la Santé Publique s’inscrit pleinement dans la démarche de l’opérationnalisation de cette priorité dans le cadre de la couverture santé universelle (CSU). Notre Département Ministériel s’attèle à garantir un système sanitaire de qualité pour tout un chacun.
Néanmoins, j’affirme en toute franchise qu’en dépit des efforts déployés, une distance pesante entre le service public et les usagers est susceptible de nuire significativement à la santé publique. Aussi, dans le souci d’une meilleure accessibilité des internautes, combien très nombreux, le Ministère de la Santé Publique innove-t-il sa communication. « Nouvelle gérance, le site web fait peau neuve ! »
À la fois ergonomique et dynamique, nous espérons que cet outil de communication répondra instantanément aux attentes des usagers et étanchera la soif des internautes en matière de santé.
Je vous invite donc à utiliser notre site Web comme guide de référence en matière d’informations sanitaires au niveau national et international.
Formations sanitaires
Centre Hospitalier Universitaire
Centre Hospitalier de Référence Régional
Centre Hospitalier de Référence de District I
Centre Hospitalier de Référence de District II
Centre de Santé de Base (CSB)
Appeler gratuitement
910 et 913
Pour alerter les responsables en cas de doute relatif à l’épidémie coronavirus.