
𝐀𝐊𝐎𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐍𝐆𝐀𝐍𝐀𝐍-𝐓𝐒𝐀𝐈𝐍𝐀 𝐀𝐍𝐃𝐑𝐎𝐀𝐍𝐘 𝟑𝟏 𝐌𝐀𝐘 𝟐𝟎𝟐𝟏
𝐀𝐊𝐎𝐍'𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐍𝐆𝐀𝐍𝐀𝐍-𝐓𝐒𝐀𝐈𝐍𝐀 𝐀𝐍𝐃𝐑𝐎𝐀𝐍𝐘 𝟑𝟏 𝐌𝐀𝐘 𝟐𝟎𝟐𝟏 Ny avy ao amin'ny Fitaleavana misahana ny mahaolona na "Direction des ressources humaines -DRH” no nisahana ny tatitry ny asa vita nandritry ny herinandro lasa sy ireo asa ho tanterahina mandritra ity herinandro vaovao...

Fananganana « Tunnel désinféctant » ny Kaomina Ambanivohitra Bongatsara.
Ao anatin'ny fanamafisana ireo paikady handresena ny covid-19 dia nanangana "Tunnel désinféctant" ny Kaomina Ambanivohitra Bongatsara. Ho fanohanana azy ireo amin'izao ady iraisana izao notoloran'ny Ministeran'ny fahasalamam-bahoaka "produits désinfectants" 600 boaty...

ADY AMIN’NY TAZOMOKA:
ADY AMIN’NY TAZOMOKA: Isan’ny paikady iray hoentin'ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka hiadiana amin’ny aretina Tazomoka ny firazana lay misy ody moka maharitra. Misy arak’izany ny atrik’asa izay tanterahina any Morondava ho fanomanana ny fizarana ireo lay misy ody...

FANAVAOZANA NY CHRD SOALALA
FANAVAOZANA NY CHRD SOALALA Ankoatra ny fananganana hopitaly manaram-penitra izay hita sy tsapa ankehitriny fa tena ilaina ho fanatsarana ny Fahasalamam-bahoaka sy hanomezana tolotra ara-pahasalamana hoan’ny rehetra tsy ankanavaka dia isan’ny laharam-pahamehan'ny...

𝐅𝐈𝐇𝐀𝐎𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐀𝐑𝐀-𝐃𝐈𝐏𝐋𝐀𝐎𝐌𝐀𝐓𝐈𝐊𝐀: 𝐍𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐲 𝐧𝐲 𝐌𝐚𝐬𝐨𝐢𝐯𝐨𝐡𝐨𝐧’𝐢 𝐆𝐫𝐚𝐧𝐝𝐞 𝐁𝐫𝐞𝐭𝐚𝐠𝐧𝐞, 𝐀𝐧𝐝𝐫𝐢𝐚𝐦𝐚𝐭𝐨𝐚 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐡𝐚𝐬𝐚𝐥𝐚𝐦𝐚𝐦-𝐛𝐚𝐡𝐨𝐚𝐤𝐚, 𝐏𝐫𝐨𝐟. 𝐑𝐀𝐊𝐎𝐓𝐎𝐕𝐀𝐎 𝐇𝐚𝐧𝐢𝐭𝐫𝐚𝐥𝐚 𝐉𝐞𝐚𝐧 𝐋𝐨𝐮𝐢𝐬
Nandray ny Masoivohon'i Grande Bretagne, SEM David William Ashley izay miasa sy monina eto amintsika ny Ministry ny Fahasalamam-bahoaka, Prof RAKOTOVAO Hanitrala Jean Louis androany 1 martsa 2021. Niompana tamin'ny fanamafisana ny fiarahamiasa mahakasika ny ady...
Valanaretina coronavirus : nahitana fidinany ireo tranga tao anatin’ny telo andro
Valanaretina coronavirus : nahitana fidinany ireo tranga tao anatin’ny telo andro « Mifanaraka tsara amin’ny ady natao tamin’ny coronavirus ny vokatra azontsika. Nahomby ireo paikady rehetra napetraka ary voafehy ny aretina na dia mbola ao anatin’ny ady tanteraka aza...

Ny Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka dia manara-maso akaiky ny fivoaran'ny valanaretina Covid-19, tsikaritra araka izany fa misy fiakaran'ny tahan'ny olona mitondra ny tsimokaretina. Ny hany fitaovana ahafahantsika misoroka ny firongatr'ity valanaretina ity dia ny...

Fihaonana teo amin’Andriamatoa Minisitra sy ireo DRS miisa 22
« Tsy fotoan’ny fitavozavozana intsony izao » isan’ny toro-marika nomen’Andriamatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, Profesora RAKOTOVAO HANITRALA Jean Louis, hoan’ireo Talem-paritry ny Fahasalamana, izay tonga nivory niaraka taminy sy Ramatoa Sekretera Jeneraly ary...

Prof. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo
Ministre de la Santé Publique
« La santé pour tous et à tout âge », tel est le « velirano » de Son Excellence Monsieur le Président de la République Andry Nirina Rajoelina. Le Ministère de la Santé Publique s’inscrit pleinement dans la démarche de l’opérationnalisation de cette priorité dans le cadre de la couverture santé universelle (CSU). Notre Département Ministériel s’attèle à garantir un système sanitaire de qualité pour tout un chacun.
Néanmoins, j’affirme en toute franchise qu’en dépit des efforts déployés, une distance pesante entre le service public et les usagers est susceptible de nuire significativement à la santé publique. Aussi, dans le souci d’une meilleure accessibilité des internautes, combien très nombreux, le Ministère de la Santé Publique innove-t-il sa communication. « Nouvelle gérance, le site web fait peau neuve ! »
À la fois ergonomique et dynamique, nous espérons que cet outil de communication répondra instantanément aux attentes des usagers et étanchera la soif des internautes en matière de santé.
Je vous invite donc à utiliser notre site Web comme guide de référence en matière d’informations sanitaires au niveau national et international.
Formations sanitaires
Centre Hospitalier Universitaire
Centre Hospitalier de Référence Régional
Centre Hospitalier de Référence de District I
Centre Hospitalier de Référence de District II
Centre de Santé de Base (CSB)
Appeler gratuitement
910 et 913
Pour alerter les responsables en cas de doute relatif à l’épidémie coronavirus.