
AKON’NY FANANGANAN-TSAINA 25/01/2021
Tao anatin'ny fanarahana ireo fepetra ara-pahasalamana no nanatanterahana ny fananganan-tsaina teo anivon'ny Ministeran'ny fahasalamam-bahoaka androany Alatsinainy 25 janoary 2021. Tao amin'ny ivon-toerana LA2M Androhibe no nanatanterahana izany. Anjaran'ny Direction...

Fanorenana ny Hopitaly Katolika « Bon Samaritain » ao Betainomby. (Sabotsy faha-23 janoary 2021)
Natomboka ny faran'ny herinandro teo ny fanorenana ny Hopitaly Katolika "Bon Samaritain" ao Betainomby. (Sabotsy faha-23 janoary 2021) Ny Filohampirenena RAJOELINA Andry niaraka tamin'ny Minisitry ny fahasalamam-bahoaka, Prof. RAKOTOVAO Hanitrala Jean Louis ary...

LANONANA FANOMEZANA MARI-BONINAHITRA AN’I JOHN YANULIS, TALEN’NY FANDAHARAN’ASA USAID’s ACCESS HEALTH PROGRAM
Nandray anjara mavitrika tamin’ny fampiroboroboana ny fahasalamana teto Madagasikara nandritra ny fito taona i John Yanulis, talen’ny fandaharan’asa USAID’s ACCESS Health Program. Notanterahana tao amin’ny ivon-toerana PNLP (Programme National de la Lutte contre le...

𝐌𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐓𝐎𝐌𝐁𝐎𝐍𝐘 𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐑𝐄𝐍𝐄𝐍𝐀 𝐌𝐀𝐋𝐀𝐆𝐀𝐒𝐘 𝐌𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐂𝐕𝐎
Ankoatran'ny fanarahana ireo fepetra ara-pahasalamana izay fiarovana azo antoka manoloana ny valan'aretina dia azo atao ihany koa ny manampy ny HERY FIAROVANA amin'ny alalan'ny « 𝗖𝗢𝗩𝗜𝗗𝗢𝗥𝗚𝗔𝗡𝗜𝗖𝗦 𝗖𝗩𝗢 𝗧𝗔𝗠𝗕𝗔𝗩𝗬 » 𝘀𝘆 𝗻𝘆 « 𝗖𝗩𝗢 𝗣𝗹𝘂𝘀 » izay tsy iza fa vokatra Malagasy manome...

𝐅𝐀𝐍𝐀𝐙𝐀𝐕𝐀𝐍𝐀 𝐌𝐀𝐍𝐎𝐊𝐀𝐍𝐀 𝐌𝐈𝐊𝐀𝐒𝐈𝐊𝐀 𝐍𝐘 𝐙𝐀𝐕𝐀 𝐍𝐈𝐒𝐄𝐇𝐎 𝐓𝐄𝐍𝐘 𝐀𝐍𝐈𝐕𝐎𝐍’𝐍𝐘 𝐂𝐇𝐔 𝐆𝐎𝐁𝐒 𝐁𝐞𝐟𝐞𝐥𝐚𝐭𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚

COVID-19 : IREO TSARA HO FANTATRA MIKASIKA NY FANDAMINANA NY FANDRAISANA AN-TANANA IREO OLONA AHIAHIANA NA AHITANA SORITR’ARETINA
CTC-19 Village Voara Andohatapenaka : Misokatra amin’ny 08 ora maraina hatramin’ny 04 ora hariva amin’izao fanombohana izao. Ireo olona maneho soritr’aretina ahiahiana ho Covid-19 no raisina an-tanana eny. Afaka manatona mivantana na alefan’ny mpitsabo avy eny amin’ny...

𝐅𝐀𝐍𝐀𝐃𝐈𝐇𝐀𝐃𝐈𝐀𝐍𝐀 𝐌𝐀𝐇𝐀𝐊𝐀𝐒𝐈𝐊𝐀 𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐃𝐑𝐀𝐈𝐒𝐀𝐍𝐀 𝐀𝐍-𝐓𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐂𝐎𝐕𝐈𝐃-𝟏𝟗 𝐄𝐍𝐘 𝐀𝐍𝐈𝐕𝐎𝐍’𝐍𝐘 𝐂𝐇𝐔 𝐀𝐍𝐃𝐎𝐇𝐀𝐓𝐀𝐏𝐄𝐍𝐀𝐊𝐀
« 𝙽𝚢 𝙲𝙷𝚄 𝙰𝚗𝚍𝚘𝚑𝚊𝚝𝚊𝚙𝚎𝚗𝚊𝚔𝚊 𝚑𝚊𝚝𝚛𝚊𝚖𝚒𝚗’ 𝚗𝚢 𝚗𝚒𝚜𝚒𝚊𝚗’𝚗𝚢 𝙲𝚘𝚟𝚒𝚍-𝟷𝟿 𝚝𝚊𝚖𝚒𝚗’𝚗𝚢 𝚑𝚎𝚛𝚒𝚗𝚝𝚊𝚘𝚗𝚊 𝚍𝚒𝚊 𝚝𝚜𝚢 𝚝𝚊𝚙𝚊𝚔𝚊 𝚖𝚒𝚑𝚒𝚝𝚜𝚢 𝚗𝚊𝚗𝚍𝚛𝚊𝚢 𝚒𝚛𝚎𝚘 𝚖𝚊𝚛𝚊𝚛𝚒𝚗’𝚗𝚢 𝙲𝚘𝚛𝚘𝚗𝚊𝚟𝚒𝚛𝚞𝚜 𝚊𝚛𝚢 𝚖𝚋𝚘𝚕𝚊 𝚖𝚒𝚝𝚘𝚑𝚢 𝚒𝚣𝚊𝚗𝚢 𝚊𝚗𝚔𝚎𝚑𝚒𝚝𝚛𝚒𝚗𝚢… » 𝚑𝚘𝚢 𝚗𝚢 𝚃𝚊𝚕𝚎𝚗’𝚗𝚢 𝚑𝚘𝚙𝚒𝚝𝚊𝚕𝚢 𝙰𝚗𝚍𝚘𝚑𝚊𝚝𝚊𝚙𝚎𝚗𝚊𝚔𝚊 𝙿𝚛𝚘𝚏. 𝙽𝚊𝚜𝚘𝚕𝚘𝚝𝚜𝚒𝚛𝚢 𝚁𝙰𝚅𝙴𝙻𝙾𝚂𝙾𝙽 𝚊𝚗𝚍𝚛𝚘𝚊𝚗𝚢𝟷𝟻 𝚓𝚊𝚗𝚘𝚊𝚛𝚢 𝟸𝟶𝟸𝟷....

𝙵𝙰𝙽𝙳𝙰𝙼𝙸𝙽𝙰𝙽𝙰 𝚅𝙰𝙾𝚅𝙰𝙾 𝙴𝚃𝚂𝚈 𝙰𝙼𝙸𝙽’𝙽𝚈 𝙲𝚃𝙲-𝟷𝟿 𝚅𝙸𝙻𝙻𝙰𝙶𝙴 𝚅𝙾𝙰𝚁𝙰 𝙰𝙽𝙳𝙾𝙷𝙰𝚃𝙰𝙿𝙴𝙽𝙰𝙺𝙰
Taorian’ny fety dia hita fa misy fiakarana ny isan’ireo olona voan’ny valanaretina Covid-19 eto Madagasikara. Eo am-pandaminana ny hisokafan’ny CTC-19 Village Voara Andohatapenaka indray noho izany ireo tompon’andraikitra handraisaina ireo olona hanao fitiliana. Araka...

Prof. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo
Ministre de la Santé Publique
« La santé pour tous et à tout âge », tel est le « velirano » de Son Excellence Monsieur le Président de la République Andry Nirina Rajoelina. Le Ministère de la Santé Publique s’inscrit pleinement dans la démarche de l’opérationnalisation de cette priorité dans le cadre de la couverture santé universelle (CSU). Notre Département Ministériel s’attèle à garantir un système sanitaire de qualité pour tout un chacun.
Néanmoins, j’affirme en toute franchise qu’en dépit des efforts déployés, une distance pesante entre le service public et les usagers est susceptible de nuire significativement à la santé publique. Aussi, dans le souci d’une meilleure accessibilité des internautes, combien très nombreux, le Ministère de la Santé Publique innove-t-il sa communication. « Nouvelle gérance, le site web fait peau neuve ! »
À la fois ergonomique et dynamique, nous espérons que cet outil de communication répondra instantanément aux attentes des usagers et étanchera la soif des internautes en matière de santé.
Je vous invite donc à utiliser notre site Web comme guide de référence en matière d’informations sanitaires au niveau national et international.
Formations sanitaires
Centre Hospitalier Universitaire
Centre Hospitalier de Référence Régional
Centre Hospitalier de Référence de District I
Centre Hospitalier de Référence de District II
Centre de Santé de Base (CSB)
Appeler gratuitement
910 et 913
Pour alerter les responsables en cas de doute relatif à l’épidémie coronavirus.