
𝐅𝐀𝐍𝐀𝐃𝐈𝐇𝐀𝐃𝐈𝐀𝐍𝐀 𝐌𝐀𝐇𝐀𝐊𝐀𝐒𝐈𝐊𝐀 𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐃𝐑𝐀𝐈𝐒𝐀𝐍𝐀 𝐀𝐍-𝐓𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐂𝐎𝐕𝐈𝐃-𝟏𝟗 𝐄𝐍𝐘 𝐀𝐍𝐈𝐕𝐎𝐍’𝐍𝐘 𝐂𝐇𝐔 𝐀𝐍𝐃𝐎𝐇𝐀𝐓𝐀𝐏𝐄𝐍𝐀𝐊𝐀
« 𝙽𝚢 𝙲𝙷𝚄 𝙰𝚗𝚍𝚘𝚑𝚊𝚝𝚊𝚙𝚎𝚗𝚊𝚔𝚊 𝚑𝚊𝚝𝚛𝚊𝚖𝚒𝚗’ 𝚗𝚢 𝚗𝚒𝚜𝚒𝚊𝚗’𝚗𝚢 𝙲𝚘𝚟𝚒𝚍-𝟷𝟿 𝚝𝚊𝚖𝚒𝚗’𝚗𝚢 𝚑𝚎𝚛𝚒𝚗𝚝𝚊𝚘𝚗𝚊 𝚍𝚒𝚊 𝚝𝚜𝚢 𝚝𝚊𝚙𝚊𝚔𝚊 𝚖𝚒𝚑𝚒𝚝𝚜𝚢 𝚗𝚊𝚗𝚍𝚛𝚊𝚢 𝚒𝚛𝚎𝚘 𝚖𝚊𝚛𝚊𝚛𝚒𝚗’𝚗𝚢 𝙲𝚘𝚛𝚘𝚗𝚊𝚟𝚒𝚛𝚞𝚜 𝚊𝚛𝚢 𝚖𝚋𝚘𝚕𝚊 𝚖𝚒𝚝𝚘𝚑𝚢 𝚒𝚣𝚊𝚗𝚢 𝚊𝚗𝚔𝚎𝚑𝚒𝚝𝚛𝚒𝚗𝚢… » 𝚑𝚘𝚢 𝚗𝚢 𝚃𝚊𝚕𝚎𝚗’𝚗𝚢 𝚑𝚘𝚙𝚒𝚝𝚊𝚕𝚢 𝙰𝚗𝚍𝚘𝚑𝚊𝚝𝚊𝚙𝚎𝚗𝚊𝚔𝚊 𝙿𝚛𝚘𝚏. 𝙽𝚊𝚜𝚘𝚕𝚘𝚝𝚜𝚒𝚛𝚢 𝚁𝙰𝚅𝙴𝙻𝙾𝚂𝙾𝙽 𝚊𝚗𝚍𝚛𝚘𝚊𝚗𝚢𝟷𝟻 𝚓𝚊𝚗𝚘𝚊𝚛𝚢 𝟸𝟶𝟸𝟷....

𝙵𝙰𝙽𝙳𝙰𝙼𝙸𝙽𝙰𝙽𝙰 𝚅𝙰𝙾𝚅𝙰𝙾 𝙴𝚃𝚂𝚈 𝙰𝙼𝙸𝙽’𝙽𝚈 𝙲𝚃𝙲-𝟷𝟿 𝚅𝙸𝙻𝙻𝙰𝙶𝙴 𝚅𝙾𝙰𝚁𝙰 𝙰𝙽𝙳𝙾𝙷𝙰𝚃𝙰𝙿𝙴𝙽𝙰𝙺𝙰
Taorian’ny fety dia hita fa misy fiakarana ny isan’ireo olona voan’ny valanaretina Covid-19 eto Madagasikara. Eo am-pandaminana ny hisokafan’ny CTC-19 Village Voara Andohatapenaka indray noho izany ireo tompon’andraikitra handraisaina ireo olona hanao fitiliana. Araka...

FANOLORANA AMBULANCE MANARA-PENITRA NY CHRD MANJAKANDRIANA
Hopitaly lalovan’ny lalam-pirenena faharoa ny CHRD Manjakandriana. Nanano sarotra azy ireo ny fitaterana ireo olona tra-doza noho ny lozam-pifamoivoizina. Teo ihany koa ny olana tanin’ny fitaterana ireo mpiteraka maro. Ho fanatanterahana ny velirano fahadimy ny...

Fanolorana générateur de dialyse na milina fanadiovana rà
Anaty veliranon’ny Filoham-pirenena ny hananana rafi-pahasalamana matanjaka sy akaiky ny vahoaka. Nitondra ny anjara birikiny amin’izany ny Fikambanana « Aurar » avy ao amin’ny nosy rahavavy La Réunion, izay nanolotra « générateur de dialyse » na milina fanadiovana rà...

Hiatrehana ny ady atao @ CORONAVIRUS, dia nanao fanambarana Andriamatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka.
Taorinan'ny fety dia hita fa misy fiakarany ny isan'ireo olona mitondra ny tsimokaretina coronavirus eto Madagasikara. Faritra 4 ao anatin'ny faritra 14 no tena nahitana ny fitomboan'izany tarehimarika izany ao anatin'izany ny faritra Analamanga, Boeny, Vatovavy...

𝐍𝐘 𝐏𝐀𝐈𝐊’𝐀𝐃𝐘 « 𝐓𝐑𝐀𝐂𝐈𝐍𝐆 𝐂𝐎𝐍𝐓𝐀𝐂𝐓 » 𝐈𝐙𝐀𝐘 𝐄𝐍𝐓𝐈𝐍𝐀 𝐇𝐈𝐀𝐃𝐈𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐕𝐀𝐋𝐀𝐍𝐀𝐑𝐄𝐓𝐈𝐍𝐀 𝐂𝐎𝐕𝐈𝐃-𝟏𝟗.
Ny « 𝘛𝘳𝘢𝘤𝘪𝘯𝘨 𝘊𝘰𝘯𝘵𝘢𝘤𝘵 » dia fomba entina hikarohana faran’izay haingana ireo olona rehetra nifandray na nifanerasera mivantana tamina olona efa voamarina fa mitondra ny valanaretina Covid-19 ka ampanaovina test avy hatrany. Ireo izay mbola tsy misy soritr’aretina akory...

FANAMBARANA MANOKANA MAHAKASIKA NY COVID-19
« Mitohy ny ady amin’ny valanaretina Covid-19 ary efa mipetraka ny paik’ady manokana amin’izany » hoy Andriamatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, Prof. RAKOTOVAO Hanitrala Jean-Louis androany nandritra ny fanambarana izay notanterahany tao Ambohidahy. Manoloana ny...

Akon’ny fanangana-tsaina: Alatsinainy 11 Janoary 2021
Anjaran’ny avy ao amin’ny DIFP na (Direction des Instituts des Formations des Paramédicaux) androany 11 janoary 2021 no nitatitra ireo zava-bita nandritra ny herinandro sy ireo tomban’asa ho avy raha ny eto amin’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka manokana. Fantatra...

Prof. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo
Ministre de la Santé Publique
« La santé pour tous et à tout âge », tel est le « velirano » de Son Excellence Monsieur le Président de la République Andry Nirina Rajoelina. Le Ministère de la Santé Publique s’inscrit pleinement dans la démarche de l’opérationnalisation de cette priorité dans le cadre de la couverture santé universelle (CSU). Notre Département Ministériel s’attèle à garantir un système sanitaire de qualité pour tout un chacun.
Néanmoins, j’affirme en toute franchise qu’en dépit des efforts déployés, une distance pesante entre le service public et les usagers est susceptible de nuire significativement à la santé publique. Aussi, dans le souci d’une meilleure accessibilité des internautes, combien très nombreux, le Ministère de la Santé Publique innove-t-il sa communication. « Nouvelle gérance, le site web fait peau neuve ! »
À la fois ergonomique et dynamique, nous espérons que cet outil de communication répondra instantanément aux attentes des usagers et étanchera la soif des internautes en matière de santé.
Je vous invite donc à utiliser notre site Web comme guide de référence en matière d’informations sanitaires au niveau national et international.
Formations sanitaires
Centre Hospitalier Universitaire
Centre Hospitalier de Référence Régional
Centre Hospitalier de Référence de District I
Centre Hospitalier de Référence de District II
Centre de Santé de Base (CSB)
Appeler gratuitement
910 et 913
Pour alerter les responsables en cas de doute relatif à l’épidémie coronavirus.