
𝗠𝗔𝗗𝗔𝗚𝗔𝗦𝗜𝗞𝗔𝗥𝗔 𝗠𝗔𝗡𝗔𝗠𝗔𝗙𝗬 𝗡𝗬 𝗔𝗗𝗬 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗖𝗢𝗥𝗢𝗡𝗔𝗩𝗜𝗥𝗨𝗦
𝗧𝘀𝘆 𝗺𝗶𝗸𝗲𝗹𝘆 𝘀𝗼𝗿𝗼𝗸𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗽𝗶𝗮𝘀𝗮𝗻'𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗵𝗮𝘀𝗮𝗹𝗮𝗺𝗮𝗻𝗮 𝗺𝗶𝘁𝗲𝘁𝘆 𝘁𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮, 𝘁𝘀𝘆 𝗺𝗶𝘁𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼 𝗵𝗮𝘀𝗮𝘀𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗺𝗶𝘁𝗲𝘁𝘆 𝗸𝗶𝗹𝗼𝗺𝗲𝘁𝗮𝘁𝗿𝗮 𝗺𝗮𝗿𝗼. Olona miisa 81 no nisitraka fanaovam-baksiny maimaimpoana nandritra ny fandalovan' ny ekipan'ny mpiasan'ny fahasalamana nanao vaksiny tao amin'ny fokontany...

Pharmacie de garde | Semaine du 02 au 09 avril 2022
#Antananarivo (Tanà) -Pharmacie RALISON Antanimena 020 22 226 14 -Pharmacie RASOLONJATOV0 Anosy en face HJRA 032 07 123 90 -Pharmacie ANDOHATAPENAKA Antetezanafovoary 67 ha Sud 020 22 670 00 -Pharmacie SOARY Ampasapito 020 22 410 58 -Pharmacie ANJA Analamahitsy 034 12...

𝗛𝗥𝗗 𝗜𝗜 𝗠𝗔𝗡𝗔𝗞𝗔𝗩𝗔𝗟𝗬: 𝗡𝗔𝗛𝗔𝗭𝗢 « 𝗚𝗥𝗢𝗨𝗣𝗘 𝗘𝗟𝗘𝗖𝗧𝗥𝗢𝗚𝗘𝗡𝗘 » 𝗩𝗔𝗢𝗩𝗔𝗢.
Mitohy ny ezaka ataon'ny Fitondram-panjakana amin'ny alalan'ny Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka amin'ny Fampitaovana ireo Tobimpahasalamana miankina amin'ny Fanjakana ho fanatanterahana ny Velirano fahadimy teboka faharoa dia ny fanatsarana ny kalitaon'ny Tolotra...

COVID-19 | 𝐒𝐢𝐭𝐮𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 é𝐩𝐢𝐝é𝐦𝐢𝐨𝐥𝐨𝐠𝐢𝐪𝐮𝐞 𝐝𝐮 𝟐𝟔 𝐌𝐀𝐑𝐒 𝐚𝐮 𝟎𝟏 𝐀𝐕𝐑𝐈𝐋 𝟐𝟎𝟐𝟐

𝗙𝗔𝗠𝗕𝗢𝗟𝗘𝗡-𝗞𝗔𝗭𝗢 𝗧𝗘𝗧𝗢 𝗔𝗡𝗜𝗩𝗢𝗡’𝗡𝗬 𝗠𝗜𝗡𝗜𝗦𝗧𝗘𝗥𝗔𝗡’𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗛𝗔𝗦𝗔𝗟𝗔𝗠𝗔𝗠-𝗕𝗔𝗛𝗢𝗔𝗞𝗔
Zana-kazo miisa 4000 fototra no nambolen'ny Fianakaviam-ben'ny Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka izay teo ambany fitarihan' Andriamatoa Minisitra Prof. Zely Arivelo RANDRIAMANANTANY, androany teny Manakavaly, ho fanatanterahana ny Veliranon'ny Filohan'ny Repoblika...

𝗙𝗔𝗡𝗔𝗠𝗔𝗙𝗜𝗦𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗥𝗔𝗙𝗜-𝗣𝗔𝗛𝗔𝗦𝗔𝗟𝗔𝗠𝗔𝗡𝗔 𝗙𝗔𝗥𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗗𝗜𝗔𝗡𝗔 𝗦𝗬 𝗦𝗔𝗩𝗔: 𝗙𝗔𝗠𝗣𝗜𝗧𝗔𝗢𝗩𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗩𝗬 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗨𝗦𝗔𝗜𝗗 𝗔𝗖𝗖𝗘𝗦𝗦 𝗦𝗬 𝗡𝗬 𝗣𝗥𝗢𝗝𝗘𝗖𝗧 𝗖𝗨𝗥𝗘
Asa vadi-drano ny fampivoarana ny Fahasalamam-bahoaka ary misokatra mandrakariva amin'ny fiaraha-miasa ho fanatanterahana izany ny Fitondram-panjakana ankehitriny. CSB 104 miampy LABORATOIRE DE "REFERENCE ao amin'ny Faritra DIANA, sy CSB 136 miampy CHRD telo (03) ao...

𝗗𝗥𝗦 𝗗𝗜𝗔𝗡𝗔: 𝗙𝗔𝗠𝗜𝗡𝗗𝗥𝗔𝗠-𝗣𝗜𝗧𝗔𝗡𝗧𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔
Tontonsa omaly 30 matrsa 2022, ny famindram-pitantanana teo amin'ny Talem-paritry ny fahasalamam-bahoaka ny DIANA teo aloha Ramatoa YASMINE Lethicia Lydia sy ny Talem-paritry ny fahasalamam-bahoaka DIANA vaovao Ramatoa VOLAZANDRY Priscylla. Nanome Voninahitra izany ny...

𝗔𝗞𝗢𝗡’𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗡𝗚𝗔𝗡𝗔𝗡-𝗧𝗦𝗔𝗜𝗡𝗔 : 𝗔𝗹𝗮𝘁𝘀𝗶𝗻𝗮𝗶𝗻𝘆 𝟮𝟴 𝗺𝗮𝗿𝘁𝘀𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟮
𝗔𝗺𝗯𝗼𝗵𝗶𝗱𝗮𝗵𝘆, 𝗔𝗹𝗮𝘁𝘀𝗶𝗻𝗮𝗶𝗻𝘆 𝟮𝟴 𝗺𝗮𝗿𝘁𝘀𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟮 – Manao tohivakana ny fanaovana ny asa ho fanatanterahana ny velirano fahadimy nataon’ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA izay miompana indrindra amin’ny fanomezana fahasalamana ny vahoaka tsy ankanavaka. Vaovao nisongadina...

Prof. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo
Ministre de la Santé Publique
« La santé pour tous et à tout âge », tel est le « velirano » de Son Excellence Monsieur le Président de la République Andry Nirina Rajoelina. Le Ministère de la Santé Publique s’inscrit pleinement dans la démarche de l’opérationnalisation de cette priorité dans le cadre de la couverture santé universelle (CSU). Notre Département Ministériel s’attèle à garantir un système sanitaire de qualité pour tout un chacun.
Néanmoins, j’affirme en toute franchise qu’en dépit des efforts déployés, une distance pesante entre le service public et les usagers est susceptible de nuire significativement à la santé publique. Aussi, dans le souci d’une meilleure accessibilité des internautes, combien très nombreux, le Ministère de la Santé Publique innove-t-il sa communication. « Nouvelle gérance, le site web fait peau neuve ! »
À la fois ergonomique et dynamique, nous espérons que cet outil de communication répondra instantanément aux attentes des usagers et étanchera la soif des internautes en matière de santé.
Je vous invite donc à utiliser notre site Web comme guide de référence en matière d’informations sanitaires au niveau national et international.
Formations sanitaires
Centre Hospitalier Universitaire
Centre Hospitalier de Référence Régional
Centre Hospitalier de Référence de District I
Centre Hospitalier de Référence de District II
Centre de Santé de Base (CSB)
Appeler gratuitement
910 et 913
Pour alerter les responsables en cas de doute relatif à l’épidémie coronavirus.