
𝐓𝐄𝐓𝐈𝐊𝐀𝐒𝐀 𝐅𝐀𝐅𝐘 𝐧𝐚 𝐅𝐚𝐧𝐣𝐚𝐫𝐢𝐚𝐧𝐭𝐬𝐚𝐤𝐚𝐟𝐨 𝐬𝐲 𝐅𝐚𝐡𝐚𝐬𝐚𝐥𝐚𝐦𝐚𝐧𝐚 𝐢𝐟𝐨𝐭𝐨𝐧𝐘 – 𝐅𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐁𝐨𝐧𝐠𝐨𝐥𝐚𝐯𝐚
𝑁𝑦 𝑇𝑒𝑡𝑖𝑘𝑎𝑠𝑎 𝐹𝐴𝐹𝑌 𝑑𝑖𝑎 𝑇𝑒𝑡𝑖𝑘𝑎𝑠𝑎𝑛’𝑛𝑦 𝐺𝑜𝑣𝑒𝑟𝑛𝑒𝑚𝑎𝑛𝑡𝑎 𝑀𝑎𝑙𝑎𝑔𝑎𝑠𝑦 𝑎𝑟𝑦 𝑣𝑎𝑡𝑠𝑖𝑎𝑛’𝑛𝑦 « 𝑃𝑜𝑤𝑒𝑟 𝑜𝑓 𝑛𝑢𝑡𝑟𝑖𝑡𝑖𝑜𝑛 » 𝑠𝑦 𝑛𝑦 𝐵𝑎𝑛𝑘𝑦 𝑖𝑟𝑎𝑖𝑠𝑎𝑚-𝑝𝑖𝑟𝑒𝑛𝑒𝑛𝑎 𝑣𝑜𝑙𝑎. 𝑁𝑦 𝑀𝑖𝑛𝑖𝑠𝑡𝑒𝑟𝑎𝑛’𝑛𝑦 𝐹𝑎ℎ𝑎𝑠𝑎𝑙𝑎𝑚𝑎𝑚-𝑏𝑎ℎ𝑜𝑎𝑘𝑎, 𝑁𝑦 𝑀𝑖𝑛𝑖𝑠𝑡𝑒𝑟𝑎𝑛’𝑛𝑦 𝑇𝑜𝑒𝑘𝑎𝑟𝑒𝑛𝑎 𝑠𝑦 𝑛𝑦 𝑓𝑖𝑡𝑎𝑛𝑡𝑎𝑛𝑎𝑚-𝑏𝑜𝑙𝑎 𝑎𝑟𝑦 𝑛𝑦 𝑂𝑓𝑖𝑠𝑖𝑚-𝑝𝑖𝑟𝑒𝑛𝑒𝑛𝑎 𝑚𝑖𝑎𝑛𝑑𝑟𝑎𝑖𝑘𝑖𝑡𝑟𝑎 𝑛𝑦...

Fandidiana maimaimpoana ny aretina mamany lava – CHRD Fandriana/DRSP Amoron’i Mania
Nanomboka omaly ary hifarana ny faha 17 desambra 2020 ho avy izao. Fiaraha-miasa eo amin'ny Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka sy ny SALFA FLM. Angady nananàna izao fitsaboana mitsinjo vahoaka izao moa Ramatoa "Médecin Inspecteur" Fandriana, Ramatoa Tale-paritra ny...

Ady amin’ny Kolikoly: Voahosotra ho laharana faharoa ny CHUMA Mahajanga
Mitohy ny ady amin'ny kolikoly eto anivon'ny Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka, araka ny toromarika avy amin' Andriamatoa Minisitra, Prof. RAKOTOVAO HANITRALA Jean Louis. Voahosotra ho laharana faharoa amin'izay ady amin'ny kolikoly izay ny CHUMA Mahajanga izay...

Fahasalamana Manakaiky vahoaka
En rapport avec le « Velirano faha-dimy » effectué par le Président de la République, le mouvement « fahasalamana manakaiky vahoaka » poursuit sa route. Elaboré par le Ministère de la Santé Publique, ceci est dans le but de faciliter les tracas de chacun sur le plan...

Rodobe iadiana amin’ny homamiadan’ny nono
Mandray anjara amin'ny hetsika ny Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka amin'ny alalan'ny DLMNT sy ny DPS. Ankoatra ny fanentanana maro isan-karazany dia misy ihany koa fitiliana ny homamiadan'ny nono iarahana amin'ny MSI Madagascar izay tanterahina eny an-toerana. Sary...

Ady amin’ny Kere
Rehefa avy nandalo tao amin’ny Faritra Androy dia nitohy eto Amboasary Faritra Anosy ny fivoriana fandrindrana asa izay nataon’ireo mpikambana ao amin’ny Governemanta tarihin’ny Andriamatoa Praiminisitra, izay ahitana ny Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka,ny Minisitry...

CHRD MORAMANGA: Nahazo « Panneaux solaires »
Vokatry ny fiaraha-miasa akaiky eo amin'ny Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka sy ny Ministeran'ny Angovo sy akoranafo, dia novatsiana "panneaux solaires" ny CHRD Moramanga. Izany dia ho fanatsaràna hatrany ny Fahasalamam-bahoaka araka ny velirano fahadimin'ny...

Akon’ny fananganatsaina anio 07 Desambra 2020
Araky ny tetiandrom-pandaminana dia anjaran’ny CNSS (Caisse Nationale de Solidarité pour la Santé) no nitondra ny tatitra mahakasika ireo asa vita sy izay mbola hoatrehana ho amin’ity herinandro vaovao ity. Ny CNSS dia seha-pikambanana tahirim-bola iray ahafahana...

Prof. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo
Ministre de la Santé Publique
« La santé pour tous et à tout âge », tel est le « velirano » de Son Excellence Monsieur le Président de la République Andry Nirina Rajoelina. Le Ministère de la Santé Publique s’inscrit pleinement dans la démarche de l’opérationnalisation de cette priorité dans le cadre de la couverture santé universelle (CSU). Notre Département Ministériel s’attèle à garantir un système sanitaire de qualité pour tout un chacun.
Néanmoins, j’affirme en toute franchise qu’en dépit des efforts déployés, une distance pesante entre le service public et les usagers est susceptible de nuire significativement à la santé publique. Aussi, dans le souci d’une meilleure accessibilité des internautes, combien très nombreux, le Ministère de la Santé Publique innove-t-il sa communication. « Nouvelle gérance, le site web fait peau neuve ! »
À la fois ergonomique et dynamique, nous espérons que cet outil de communication répondra instantanément aux attentes des usagers et étanchera la soif des internautes en matière de santé.
Je vous invite donc à utiliser notre site Web comme guide de référence en matière d’informations sanitaires au niveau national et international.
Formations sanitaires
Centre Hospitalier Universitaire
Centre Hospitalier de Référence Régional
Centre Hospitalier de Référence de District I
Centre Hospitalier de Référence de District II
Centre de Santé de Base (CSB)
Appeler gratuitement
910 et 913
Pour alerter les responsables en cas de doute relatif à l’épidémie coronavirus.