
FITOKANANA NY « SAKAIZAN’NY VAKSINY » FAHA-5 EO ANIVON’NY HOPITALY JOSEPH RAVOHANGY ANDRIANAVALONA
Taorinan'ny CHU Ambohimiandra, CHUMET Tsaralalana, CHUJR Befelatànana, CHU Tanambao Tuléar, dia notokanana tamin'ny fomba ofisialy androany Zoma 4 desambra 2020 ny toerana « Sakaizan'ny vaksiny » eo anivon'ny hopitaly Joseph Ravohangy Andrianavalona. Anisan’ny...

Fifanakalozan-kevitra sy dinika nijerena akaiky ny fivoaran’ny fanaovam-baksiny
Notanterahana androany 3 desambra 2020 ny fanolorana ny vokatra azo tamin’ny alàlan’ny fifanakalozan-kevitra sy dinika nijerena akaiky ny fivoaran’ny fanaovam-baksiny ho an’ny taon-dasa sy ny fiantraikany ratsy nateraky ny fisian’ny valanaretina toy ny covid-19 teto...

Fanatsarana ny rafitra fanangonana vaovao manodidina ny tahirin’entana avi amin’ireo PHA-G-Dis
Nanatanteraka atrikasa ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka mahakasika ny fanatsarana ny rafitra fanangonana vaovao manodidina ny tahirin’entana voaray sy mivoaka ary nampiasaina toy ny fanafody sy fitaovana avy amin’ireo « Pharmacie Grossiste de Districts » na...

ADY AMIN’NY COVID-19 : Tohizana hatrany ireo fihetsika sakana
Voafehy fa tsy mbola resy ny valanaretina Covid-19. Nanao fanambarana ny Ministry ny Fahasalamam-bahoaka, Prof. RAKOTOVAO Hanitrala Jean Louis, ny amin’ny mahasarobidy ny fanajana sy fanohizana ny fihetsika sakana anatin’izao ady amin’ny valanaretina izao. Hisaorana...

Fankalazana ny andro iraisam-pirenena amin’ny ady amin’ny SIDA
Nankalazaina omaly 01 desambra 2020 ny andro manerantany amin'ny ady amin'ny SIDA, izay notontosaina omaly tao amin'ny Le Pavé Antaninarenina, niarahan'ny Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka sy ireo mpiara-mamiombon'antoka toy ny OMS sy ny ONUSIDA. Sary : OMS...

Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka miady amin’ny Kolikoly
Ny Centre Hospitalier de Référence Régionale (CHRR) Anosy no nandrombaka ny laharana voalohany tamin’ny fifaninanana fametrahana fenitra arak’asa (mise en place de standard de service) izay nokarakarain’ny Bianco tany amin’ny faritra Anosy teo amin’ny...

Hajao hatrany ireo fepetra ara-pahasalamana hisorohana ny fiparitahan’ny valan’aretina Coronavirus.
Malagasy manao fetin'ny Krismasy sy Taom-baovao 2021 lavitry ny aretina indrindra fa ny coronavirus no tanjon'ny Fitondram-panjakana tarihin'ny Filoham-pirenena, Andry Nirina RAJOELINA. Hita anefa tato ho ato fa nihagoragora, ny fanajana fepetra na "gestes barrières"....

Velirano fahadimy : Mandroso tsara ny asa fananganana ny Hôpitaly Manarapenitra ao Maintirano
Mandroso tsara ny asa fananganana ny Hôpitaly Manarapenitra ao Maintirano. #Velirano_faha_5 Sary sy fampitam-baovao: DRSP Melaky

Prof. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo
Ministre de la Santé Publique
« La santé pour tous et à tout âge », tel est le « velirano » de Son Excellence Monsieur le Président de la République Andry Nirina Rajoelina. Le Ministère de la Santé Publique s’inscrit pleinement dans la démarche de l’opérationnalisation de cette priorité dans le cadre de la couverture santé universelle (CSU). Notre Département Ministériel s’attèle à garantir un système sanitaire de qualité pour tout un chacun.
Néanmoins, j’affirme en toute franchise qu’en dépit des efforts déployés, une distance pesante entre le service public et les usagers est susceptible de nuire significativement à la santé publique. Aussi, dans le souci d’une meilleure accessibilité des internautes, combien très nombreux, le Ministère de la Santé Publique innove-t-il sa communication. « Nouvelle gérance, le site web fait peau neuve ! »
À la fois ergonomique et dynamique, nous espérons que cet outil de communication répondra instantanément aux attentes des usagers et étanchera la soif des internautes en matière de santé.
Je vous invite donc à utiliser notre site Web comme guide de référence en matière d’informations sanitaires au niveau national et international.
Formations sanitaires
Centre Hospitalier Universitaire
Centre Hospitalier de Référence Régional
Centre Hospitalier de Référence de District I
Centre Hospitalier de Référence de District II
Centre de Santé de Base (CSB)
Appeler gratuitement
910 et 913
Pour alerter les responsables en cas de doute relatif à l’épidémie coronavirus.