
Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka miady amin’ny Kolikoly
Ny Centre Hospitalier de Référence Régionale (CHRR) Anosy no nandrombaka ny laharana voalohany tamin’ny fifaninanana fametrahana fenitra arak’asa (mise en place de standard de service) izay nokarakarain’ny Bianco tany amin’ny faritra Anosy teo amin’ny...

Hajao hatrany ireo fepetra ara-pahasalamana hisorohana ny fiparitahan’ny valan’aretina Coronavirus.
Malagasy manao fetin'ny Krismasy sy Taom-baovao 2021 lavitry ny aretina indrindra fa ny coronavirus no tanjon'ny Fitondram-panjakana tarihin'ny Filoham-pirenena, Andry Nirina RAJOELINA. Hita anefa tato ho ato fa nihagoragora, ny fanajana fepetra na "gestes barrières"....

Velirano fahadimy : Mandroso tsara ny asa fananganana ny Hôpitaly Manarapenitra ao Maintirano
Mandroso tsara ny asa fananganana ny Hôpitaly Manarapenitra ao Maintirano. #Velirano_faha_5 Sary sy fampitam-baovao: DRSP Melaky

IZAY MAHAKOLOKOLO NO MANANA NY SOA
Fiaraha-mientan'ireo mpiasan'ny Fahasalamana amin'ny fanadiovana sy fikarakarana ny toeram-pitsaboana sy toeram-piasan'izy ireo. Sary: Amoronimania Drsp

Horonantsary fanadihadiana manokana: Famendrahana faobe ranom-panafody mamono moka – Distrika Betioky Atsimo notontosain’ny Ekipa DirCom/SCM-MSANP
https://web.facebook.com/minsanp/videos/382292246522543 Malagasy tsy ho fatin'ny Tazomoka #MSANP #PNLP #USAID #PMI_VectorLink

Ady amin’ny Tazomoka: Famendrahana faobe ranom-panafody mamono moka – Distrika Betioky Atsimo
Tokantrano miisa 68231 tafo no misitraka ny famafazana faobe ranom-panafody mamono moka. Mpamendraka miisa 235 no misahana izany. Faly ny mponina ary manantena ny hitohizan'izao hetsika izao isan-taona raha ny hetahetan'izy ireo izay tafaresaka tamin'ny iraky ny...

Ady amin’ny ongobe, bongabe, kankantsinay ary bilarziôzy : Fizarana fanafody faobe maimaimpoana andiany faharoa.
Ho fanamafisana ny ady atao amin’ny ongobe sy bongabe, ny kankantsinay ary ny Bilarziôzy dia nisy ny fizarana fanafody faobe andiany faharoa izay notanterahina nanomboka ny 23 hatramin’ny faha 27 novambra 2020 lasa teo manerana ny Distrika 43 eto Madagasikara. Mandeha...

Ady amin’ny Tazomoka : Famendrahana isan-trano fanafody mamono moka (CAID)
Nanomboka ny 02 Novambra lasa teo hatramin'ny faha-03 Desambra 2020 ho avy izao dia tanterahana any amin’ny Faritra Ihorombe sy ny Faritra Atsimo Andrefana iny, ny famendrahana isan-tokantrano fanafody mamono moka. Distrika maromaro izay ahitana tahana tazomoka ambony...

Prof. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo
Ministre de la Santé Publique
« La santé pour tous et à tout âge », tel est le « velirano » de Son Excellence Monsieur le Président de la République Andry Nirina Rajoelina. Le Ministère de la Santé Publique s’inscrit pleinement dans la démarche de l’opérationnalisation de cette priorité dans le cadre de la couverture santé universelle (CSU). Notre Département Ministériel s’attèle à garantir un système sanitaire de qualité pour tout un chacun.
Néanmoins, j’affirme en toute franchise qu’en dépit des efforts déployés, une distance pesante entre le service public et les usagers est susceptible de nuire significativement à la santé publique. Aussi, dans le souci d’une meilleure accessibilité des internautes, combien très nombreux, le Ministère de la Santé Publique innove-t-il sa communication. « Nouvelle gérance, le site web fait peau neuve ! »
À la fois ergonomique et dynamique, nous espérons que cet outil de communication répondra instantanément aux attentes des usagers et étanchera la soif des internautes en matière de santé.
Je vous invite donc à utiliser notre site Web comme guide de référence en matière d’informations sanitaires au niveau national et international.
Formations sanitaires
Centre Hospitalier Universitaire
Centre Hospitalier de Référence Régional
Centre Hospitalier de Référence de District I
Centre Hospitalier de Référence de District II
Centre de Santé de Base (CSB)
Appeler gratuitement
910 et 913
Pour alerter les responsables en cas de doute relatif à l’épidémie coronavirus.