
Ady amin’ny Tazomoka: Famendrahana faobe ranom-panafody mamono moka – Distrika Betioky Atsimo
Raha oharina tamin'ny taona roa teo aloha dia nahitana fihenana ny tahana Tazomoka ato anatin'ny Distrikan'i Betioky Atsimo araka ny fanazavan'i Dr Hajasoa RAZAFIANDRIAMIFEHY, Lehiben'ny fiadidiam-pahasalamana aty an-toerana. Ho fanamafisana izay vokatra azo izay dia...

Boeny: Fitsidihan’ Andriamatoa Ministitry ny Fahasalamam-bahoaka ireo olona avy nodidiana « hernie »
Anio zoma 27 novambra 2020, dia nisy ny fitsidihan’Andriamatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka Prof. RAKOTOVAO HANITRALA Jean Louis ireo avy nodidiana "hernie"27 tao amin’ny Hopitaly Manara-penitra CHU Mahavoky Mahajanga. Nohamafisiny fa zava-dehibe tokoa izao...

Boeny: Lanonana ara-miaramila famindram-pibaikoana
Tao anatin’ny lanonana ara-miaramila izay manana ny maha-izy azy no nanatontosana ny « Famindram-pibaikoana » teo amin’ny Lieutenant-Colonel BENINAZY Daniela sy ny Lieutenant-Colonel, ANDRIANATREHINA Livah, izay mpibaiko vaovao ny vondrom-paritry ny...

IVOTORO – Fanjakana manakaiky ny vahoaka
Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy androany 26 novambra 2020 tao amin’ny foiben’ny Ministeran’ny serasera sy ny kolontsaina Nanisana, ny IVOTORO na Ivon’ny Torohay ( Centre d’informations administratives et d’orientations ). Ny IVOTORO dia ivo-toerana hahafahan’ireo...

BOENY: Fihaonana ho fanatsaràna ny Fahasalamam-bahoaka sy ny Fandriam-pahalemana
Ankoatra ny fandidiana "hernie" faobe sy ny fitsidihana ny CHU Androva ary ny fihaonana tamin'ireo tompon'andraikitry ny fahasalamana tao an-tapon'ny tananan'i Boeny, dia nisy ihany koa ny fihaonan'ireo Minisitra 02 mpikambana ao anaty governemanta tamin'ireo...

Salama ny Fahasalamam-bahoaka
Taorian'ny fandidiana faobe dia nisy ny fitsidihana ny CHU PZaGa Androva. Nandritra izany dia nitafa sy nanome toro-marika ireo tompon'andraikitry ny fahasalamana eto an-tampon-tananan'i Mahajanga ny Minisitra roalahy izay tonga nanotrona sy nanome voninahitra izao...

Fitsaboana mitsinjo vahoaka
Natomboka androany ny fampiasana ny "bloc opertoire," ao amin'ny Hôpitaly Manarapenitra CHU Mahavoky Mahajanga. Fandidiana zaza sy olon-dehibe voan'ny "hernie" miisa 24 no nisantarana izany. Mpitsabo mpandidy avy eto Mahajanga sy avy any Antananarivo tarihin'ny...

KERE ANY ATSIMO: Atsangana ny « CRNM » handraisana an-tanana ireo olona iharan’ny tsy fanjarian-tsakafo manana olana ara-pahasalamana
Ny faran'ny herinandro teo dia nidina ifotony nijery ny zavamisy sy ny dingana efa vita manoloana ny kere izay misy any amin'ny Faritra Atsimon'i Madagasikara iny ny delegasiona notarihin’ny Praiministra, Lehiben’ny governemanta, NTSAY Christian. Anisan'ireo...

Prof. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo
Ministre de la Santé Publique
« La santé pour tous et à tout âge », tel est le « velirano » de Son Excellence Monsieur le Président de la République Andry Nirina Rajoelina. Le Ministère de la Santé Publique s’inscrit pleinement dans la démarche de l’opérationnalisation de cette priorité dans le cadre de la couverture santé universelle (CSU). Notre Département Ministériel s’attèle à garantir un système sanitaire de qualité pour tout un chacun.
Néanmoins, j’affirme en toute franchise qu’en dépit des efforts déployés, une distance pesante entre le service public et les usagers est susceptible de nuire significativement à la santé publique. Aussi, dans le souci d’une meilleure accessibilité des internautes, combien très nombreux, le Ministère de la Santé Publique innove-t-il sa communication. « Nouvelle gérance, le site web fait peau neuve ! »
À la fois ergonomique et dynamique, nous espérons que cet outil de communication répondra instantanément aux attentes des usagers et étanchera la soif des internautes en matière de santé.
Je vous invite donc à utiliser notre site Web comme guide de référence en matière d’informations sanitaires au niveau national et international.
Formations sanitaires
Centre Hospitalier Universitaire
Centre Hospitalier de Référence Régional
Centre Hospitalier de Référence de District I
Centre Hospitalier de Référence de District II
Centre de Santé de Base (CSB)
Appeler gratuitement
910 et 913
Pour alerter les responsables en cas de doute relatif à l’épidémie coronavirus.