
IVOTORO – Fanjakana manakaiky ny vahoaka
Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy androany 26 novambra 2020 tao amin’ny foiben’ny Ministeran’ny serasera sy ny kolontsaina Nanisana, ny IVOTORO na Ivon’ny Torohay ( Centre d’informations administratives et d’orientations ). Ny IVOTORO dia ivo-toerana hahafahan’ireo...

BOENY: Fihaonana ho fanatsaràna ny Fahasalamam-bahoaka sy ny Fandriam-pahalemana
Ankoatra ny fandidiana "hernie" faobe sy ny fitsidihana ny CHU Androva ary ny fihaonana tamin'ireo tompon'andraikitry ny fahasalamana tao an-tapon'ny tananan'i Boeny, dia nisy ihany koa ny fihaonan'ireo Minisitra 02 mpikambana ao anaty governemanta tamin'ireo...

Salama ny Fahasalamam-bahoaka
Taorian'ny fandidiana faobe dia nisy ny fitsidihana ny CHU PZaGa Androva. Nandritra izany dia nitafa sy nanome toro-marika ireo tompon'andraikitry ny fahasalamana eto an-tampon-tananan'i Mahajanga ny Minisitra roalahy izay tonga nanotrona sy nanome voninahitra izao...

Fitsaboana mitsinjo vahoaka
Natomboka androany ny fampiasana ny "bloc opertoire," ao amin'ny Hôpitaly Manarapenitra CHU Mahavoky Mahajanga. Fandidiana zaza sy olon-dehibe voan'ny "hernie" miisa 24 no nisantarana izany. Mpitsabo mpandidy avy eto Mahajanga sy avy any Antananarivo tarihin'ny...

KERE ANY ATSIMO: Atsangana ny « CRNM » handraisana an-tanana ireo olona iharan’ny tsy fanjarian-tsakafo manana olana ara-pahasalamana
Ny faran'ny herinandro teo dia nidina ifotony nijery ny zavamisy sy ny dingana efa vita manoloana ny kere izay misy any amin'ny Faritra Atsimon'i Madagasikara iny ny delegasiona notarihin’ny Praiministra, Lehiben’ny governemanta, NTSAY Christian. Anisan'ireo...

AKON’NY FANANGANAN-TSAINA : Alatsinainy 23 novambra 2020
Anjaran’ny « DEPSI » androany no nitondra ny tatitra ny asa vita sy ny vina ho an’ity herinandro mitsidika ity. Maro ny asa vita ary mbola maro ireo asa miandry. Taorian’izay dia nandray fitenenana ny Minisitra Prof. RAKOTOVAO Hanitrala Jean Louis, ary tamin’izany no...

Ady amin’ny Tazomoka: Atrik’asa hanatsaràna ny fizarana faobe Lay misy odimoka maharitra 2021
Notanterahina tany Antsirabe, nanomboka ny fiandohan'ity herinandro ity ary nifarana omaly Zoma faha-20 novambra 2020 ny atrik'asa nentina nijerena ireo paik'ady handrindràna sy hanatsaràna ny fizarana faobe Lay misy odimoka maharitra amin'ny taona 2021. Vahoaka...

Ady amin’ny tsy fanjarian-tsakafo any Atsimo
Nitohy androany tany amin’ny Faritra Androy ny dian’ireo mpikambana eo anivon’ny Governemanta vitsivitsy tarihin’ny Praiminisitra NTSAY Christian any amin’iny Faritra Anosy sy Androy iny ho fametrahana ny paikady maharitra hamongorana ny tsy fanjarian-tsakafo mpahazo...

Prof. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo
Ministre de la Santé Publique
« La santé pour tous et à tout âge », tel est le « velirano » de Son Excellence Monsieur le Président de la République Andry Nirina Rajoelina. Le Ministère de la Santé Publique s’inscrit pleinement dans la démarche de l’opérationnalisation de cette priorité dans le cadre de la couverture santé universelle (CSU). Notre Département Ministériel s’attèle à garantir un système sanitaire de qualité pour tout un chacun.
Néanmoins, j’affirme en toute franchise qu’en dépit des efforts déployés, une distance pesante entre le service public et les usagers est susceptible de nuire significativement à la santé publique. Aussi, dans le souci d’une meilleure accessibilité des internautes, combien très nombreux, le Ministère de la Santé Publique innove-t-il sa communication. « Nouvelle gérance, le site web fait peau neuve ! »
À la fois ergonomique et dynamique, nous espérons que cet outil de communication répondra instantanément aux attentes des usagers et étanchera la soif des internautes en matière de santé.
Je vous invite donc à utiliser notre site Web comme guide de référence en matière d’informations sanitaires au niveau national et international.
Formations sanitaires
Centre Hospitalier Universitaire
Centre Hospitalier de Référence Régional
Centre Hospitalier de Référence de District I
Centre Hospitalier de Référence de District II
Centre de Santé de Base (CSB)
Appeler gratuitement
910 et 913
Pour alerter les responsables en cas de doute relatif à l’épidémie coronavirus.