
Ady amin’ny Tazomoka: Atrik’asa hanatsaràna ny fizarana faobe Lay misy odimoka maharitra 2021
Notanterahina tany Antsirabe, nanomboka ny fiandohan'ity herinandro ity ary nifarana omaly Zoma faha-20 novambra 2020 ny atrik'asa nentina nijerena ireo paik'ady handrindràna sy hanatsaràna ny fizarana faobe Lay misy odimoka maharitra amin'ny taona 2021. Vahoaka...

Ady amin’ny tsy fanjarian-tsakafo any Atsimo
Nitohy androany tany amin’ny Faritra Androy ny dian’ireo mpikambana eo anivon’ny Governemanta vitsivitsy tarihin’ny Praiminisitra NTSAY Christian any amin’iny Faritra Anosy sy Androy iny ho fametrahana ny paikady maharitra hamongorana ny tsy fanjarian-tsakafo mpahazo...

Ady amin’ny Tsy fanjarian-tsakafo any Atsimo
Miara-dalana amin'ny Delegasiona izay tarihin' Andriamatoa Praiminisitra Lehiben'ny Governemanta mitsidika ny Faritra Atsimon'ny Nosy iny, Andriamatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, Prof. RAKOTOVAO HANITRALA Jean Louis. Taorian'ny fahatongavana dia nisy avy hatrany...

DRSP Bongolava: Fandidiana maimaimpoana ny aretina mamany lava
Notanterahina nanomboka ny Alatsinainy faha-17 nôvambra 2020 teo ary haharitra roa (02) herinandro ny fandidiàna maimaimpoana ny aretina mamany lava izay atao ao amin'ny CHRR Bongolava. Natao izao hetsika izao hanamaivanana ny fahasahiranan'ny vahoaka sy ho...

Fandrindram-piterahana: Atrik’asa ho fanatsaràna ireo tolotra
Anisan’ny làlana iray ahafahana mampandroso ny firenena ny fampitomboana ny tahan’ny olona mampiasa ny fandrindrana fiainam-pianakaviana. Araka izany, ho fanatsarana ny kalitaon’ny tolotra mikasika ny fandrindram-piterahana sy ho fanentanana ny olona hisitraka izany...

Ady amin’ny Tazomoka: Atrik’asa hanatsaràna ny fizarana faobe ny Lay misy odimoka maharitra
Andro fahatelo amin'ny atrik'asa hitadiavana paik'ady entina handrindràna sy hanatsaràna ny fizaràna faobe ny lay misy odimoka maharitra taona 2021. Tonga nizara ny traikefany tamin'izany Dr Fanjambololoniana Dominique RASAMOELINA, Sekretera Jeneralin'ny Ministeran'ny...

Kaominina Antanetibe Mahazaza – Nahazo CSB II vaovao
Manga ny lanitra mikasika ny fiaraha-miasa eo amin’ny Fitondram-panjakana sy ireo sehatra tsy miankina amin’ny fanatsaràna ny fahasalaman’ny vahoaka eny ifotony. Tontosa omaly 17 nôvambra 2020 ny fitokanana ny CSB II MAHAZAZA, ao amin’ny Kaomina Ambanivohitra...

AKON’NY FANANGANANTSAINA Alatsinainy16 Novambra 2020
Niavaka ny fananganan-tsaina androany satria dia tany amin’ny Laboratoara LA2M Androhibe ny Sekretera Jeneraly sy ireo tale samihafa eto amin’ny Ministeran’ny Fahasalamambahoaka no nanangan-tsaina, izay nitohy tamin’ny fivorian’ny « Staff » notarihan-dRamatoa...

Prof. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo
Ministre de la Santé Publique
« La santé pour tous et à tout âge », tel est le « velirano » de Son Excellence Monsieur le Président de la République Andry Nirina Rajoelina. Le Ministère de la Santé Publique s’inscrit pleinement dans la démarche de l’opérationnalisation de cette priorité dans le cadre de la couverture santé universelle (CSU). Notre Département Ministériel s’attèle à garantir un système sanitaire de qualité pour tout un chacun.
Néanmoins, j’affirme en toute franchise qu’en dépit des efforts déployés, une distance pesante entre le service public et les usagers est susceptible de nuire significativement à la santé publique. Aussi, dans le souci d’une meilleure accessibilité des internautes, combien très nombreux, le Ministère de la Santé Publique innove-t-il sa communication. « Nouvelle gérance, le site web fait peau neuve ! »
À la fois ergonomique et dynamique, nous espérons que cet outil de communication répondra instantanément aux attentes des usagers et étanchera la soif des internautes en matière de santé.
Je vous invite donc à utiliser notre site Web comme guide de référence en matière d’informations sanitaires au niveau national et international.
Formations sanitaires
Centre Hospitalier Universitaire
Centre Hospitalier de Référence Régional
Centre Hospitalier de Référence de District I
Centre Hospitalier de Référence de District II
Centre de Santé de Base (CSB)
Appeler gratuitement
910 et 913
Pour alerter les responsables en cas de doute relatif à l’épidémie coronavirus.