
AKON’NY FANANGANANTSAINA Alatsinainy16 Novambra 2020
Niavaka ny fananganan-tsaina androany satria dia tany amin’ny Laboratoara LA2M Androhibe ny Sekretera Jeneraly sy ireo tale samihafa eto amin’ny Ministeran’ny Fahasalamambahoaka no nanangan-tsaina, izay nitohy tamin’ny fivorian’ny « Staff » notarihan-dRamatoa...

Can 2021: MSANP manohana BAREA
Vonona tanteraka ny ekipan'ny Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka hisahana ny fiarovana ara-pahasalamana mialoha, mandritra ary aorian'ny fihaonanan'ny BAREA MADAGASIKARA sy ny Elefantan'i Cote d'Ivoire rahampitso tolakandro ao amin'ny Stadium Barikadimy Toamasina. Na...

Malagasy tsy ho fatin’ny Tazomoka
Aretina faha-efatra miteraka fahafatesana betsaka eto amintsika ny Tazomoka. Ho fanatsaràna ireo paikady entin'ny Fitondram-panjakana sy ny Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka ary ireo Mpiara-miombon'antoka aminy hampihenana ny taha-pahafatesana aterak'io areti-mandoza...

Nandritra ny fandalovan'Andriamatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, Prof. RAKOTOVAO HANITRALA Jean Louis teto Nosy Be (Hell-ville) androany dia nanararaotra ihany koa ny tenany nijery ny fandrosoan'ny asa fananganana ny "Laboratoire Biomédicale" ao amin'ny CHRD....

Akon’ny fankalazana ny andro maneran-tany ho an’ny diabeta
Nanamarika ny fankalazana ny andro maneran-tany ho an'ny Diabeta teto Nosy be (Hell-ville) androany ihany koa ny fitokanana ny "Centre de Diabète Giovanna Saracino". Araka ny hitantsika amin'ny sary izao dia Andriamatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, Prof....

Fankalazana ny andro maneran-tany ho an’ny diabeta – Nosy be (Hell-Ville)
Ankalazaina androany 14 novambra ny andro maneran-tany ho an'ny diabeta. "Ny Diabeta sy ny Infirmera"no lohahevitry ny fankalazana tamin'ity taona ity. Any Nosy Be Hell - Ville no ivon'ny Fankalazana ho antsika eto Madagasikara izay iarahan'ny Ministeran'ny...

Fankalazana ny Andro manerantany iadiana amin’ny diabeta: Lapan’ny Antenimierampirenena Tsimbazaza
Sambany taty Afrika no nisy hetsika toy ny lanonana notanterahana tetsy amin'ny Lapan'ny Antenimierampirenena androany 13 Novambra 2020. Tanjona araka ny velirano fahadimy nataon'ny Filohan'ny Repoblika Andry RAJOELINA tamin'ny vahoaka malagasy ny politika fametrahana...

Fanolorana ofisialy ireo fitaovana sy kojakoja entina miady amin’ny covid-19 / CHUJRA – 13.10.2020
Mitohy ary mihamafy hatrany ny fifandraisantsika amin'ireo mpiara-miombon’antoka vahiny, amin’ny fanamafisana ny rafi-pahasalamana ary indrindra amin’ny ady amin'ny valanaretina covid-19 izay atrehantsika izao. Tontosa io maraina io teny amin’ny tokotaniben’ny...

Prof. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo
Ministre de la Santé Publique
« La santé pour tous et à tout âge », tel est le « velirano » de Son Excellence Monsieur le Président de la République Andry Nirina Rajoelina. Le Ministère de la Santé Publique s’inscrit pleinement dans la démarche de l’opérationnalisation de cette priorité dans le cadre de la couverture santé universelle (CSU). Notre Département Ministériel s’attèle à garantir un système sanitaire de qualité pour tout un chacun.
Néanmoins, j’affirme en toute franchise qu’en dépit des efforts déployés, une distance pesante entre le service public et les usagers est susceptible de nuire significativement à la santé publique. Aussi, dans le souci d’une meilleure accessibilité des internautes, combien très nombreux, le Ministère de la Santé Publique innove-t-il sa communication. « Nouvelle gérance, le site web fait peau neuve ! »
À la fois ergonomique et dynamique, nous espérons que cet outil de communication répondra instantanément aux attentes des usagers et étanchera la soif des internautes en matière de santé.
Je vous invite donc à utiliser notre site Web comme guide de référence en matière d’informations sanitaires au niveau national et international.
Formations sanitaires
Centre Hospitalier Universitaire
Centre Hospitalier de Référence Régional
Centre Hospitalier de Référence de District I
Centre Hospitalier de Référence de District II
Centre de Santé de Base (CSB)
Appeler gratuitement
910 et 913
Pour alerter les responsables en cas de doute relatif à l’épidémie coronavirus.