
Fanolorana ofisialy ireo fitaovana sy kojakoja entina miady amin’ny covid-19 / CHUJRA – 13.10.2020
Mitohy ary mihamafy hatrany ny fifandraisantsika amin'ireo mpiara-miombon’antoka vahiny, amin’ny fanamafisana ny rafi-pahasalamana ary indrindra amin’ny ady amin'ny valanaretina covid-19 izay atrehantsika izao. Tontosa io maraina io teny amin’ny tokotaniben’ny...

MSANP Live: Fanolorana ofisialy ireo fitaovana sy kojakoja entina miady amin’ny covid-19 / CHUJRA – 13.11.2020
Fiaraha-miasa eo amin'ny Ministeran'ny fahasalamam-bahoaka, ny Governemanta Japoney ary ny UNFPA. Sombiny amin'ny kabarin-dRamatoa Miranda TABIFOR, Solotena lefitry ny UNFPA eto Madagasikara sy ny Kabarin'ny SEM HIGUSHI Yoshi, Ambasadora Japoney miasa eto amintsika....

MSANP Live: Fanolorana ofisialy ireo fitaovana sy kojakoja entina miady amin’ny covid-19 / Sombiny tamin’ny Kabarin’Andriamatoa Minisitry Fahasalamam-bahoaka, Prof. RAKOTOVAO HANITRALA Jean Louis / CHUJRA – 13.11.2020
FANOLORANA OFISIALY IREO FITAOVANA SY KOJAKOJA ENTINA MIADY AMIN'NY COVID-19 Fiaraha-miasa eo amin'ny Ministeran'ny fahasalamam-bahoaka, ny Governemanta Japoney ary ny UNFPA Sombiny amin'ny kabarin' Andriamatoa Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, Prof. RAKOTOVAO...

Recrutement: DECISION N° 5414/2020-MSANP/Région Melaky
DECISION N° 5414/2020-MSANP fixant l'ouverture du recrutement par contractualisation de cinq (05) médecins généralistes et de dix-huit (18) paramédicaux généralistes au niveau de la Région Melaky dans le cadre du USAID's ACCESS Health Program par le biais de l' ONG...

Covid-19: Mitohy ny ady, tohizana ny paikady nahitana fahombiazana
Mitohy ny ady amin’ny Covid-19, ary tsy manao ambanin-javatra izany ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka izay mitarika ny vovonana ankehitriny. Mila tohizana ny Fahombiazana azo vokatry ny paikady noraisin’ny Fitondram-panjakana araka ny nambaran’ Andriamatoa...

Ady amin’ny fifohana sigara, fihinanana paraky ary fisotroana toaka.
Ny hanome fahasalamana ho an’ny rehetra tsy ankanavaka no tanjon’ny Fitondram-panjakana ankehitriny. Tsy mitsaha-mikaro-bahaolana amin’ny fomba hanatanterahana izany ny Ministeran’ny fahasalamam-bahoaka sy ireo mpiara-miombonantoka aminy, araka ny toromarika...

Decision n° 5383/2020-MSANP fixant l’ouverture du recrutement par contractualisation de sept (07) médecins généralistes et de quinze (15) paramédicaux généralistes auprès de la Région Boeny dans le cadre du Programme de santé ACCESS par le biais de l’ONG Action Socio-sanitaire Organisation Secours (ASOS), financé par l’USAID.

ADY AMIN’NY VALANARETINA – Fivoriana «CTR/Réseau SEGA/COI»
Notanterahina nanomboka omaly ary hifarana rahampitso 12 novambra 2020 ao amin’ny Hotel Colbert Antaninarenina ny fivoriana fanaon’ny « CTR » ao anatin’ny « réseau SEGA /COI ». Fivoriana fanao isan-taona izay andraisan’ireo teknisianina misahana ny fahasalamana eny...

Prof. RANDRIAMANANTANY Zely Arivelo
Ministre de la Santé Publique
« La santé pour tous et à tout âge », tel est le « velirano » de Son Excellence Monsieur le Président de la République Andry Nirina Rajoelina. Le Ministère de la Santé Publique s’inscrit pleinement dans la démarche de l’opérationnalisation de cette priorité dans le cadre de la couverture santé universelle (CSU). Notre Département Ministériel s’attèle à garantir un système sanitaire de qualité pour tout un chacun.
Néanmoins, j’affirme en toute franchise qu’en dépit des efforts déployés, une distance pesante entre le service public et les usagers est susceptible de nuire significativement à la santé publique. Aussi, dans le souci d’une meilleure accessibilité des internautes, combien très nombreux, le Ministère de la Santé Publique innove-t-il sa communication. « Nouvelle gérance, le site web fait peau neuve ! »
À la fois ergonomique et dynamique, nous espérons que cet outil de communication répondra instantanément aux attentes des usagers et étanchera la soif des internautes en matière de santé.
Je vous invite donc à utiliser notre site Web comme guide de référence en matière d’informations sanitaires au niveau national et international.
Formations sanitaires
Centre Hospitalier Universitaire
Centre Hospitalier de Référence Régional
Centre Hospitalier de Référence de District I
Centre Hospitalier de Référence de District II
Centre de Santé de Base (CSB)
Appeler gratuitement
910 et 913
Pour alerter les responsables en cas de doute relatif à l’épidémie coronavirus.