Antoky ny fahasalamana ny fanatanjahan-tena, manome lanja izany ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka. Tsara ny vokatra azo tamin’ny taranja Karate-Do nandritra ny ASIEF 2019 izay notanterahina tany Antsiranana ny 14 hatramin’ny 20 oktobra lasa teo. Medaly volamena telo (03), medaly volafotsy (02), medaly alimo (03) no azon’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka tamin’ny alalan’ny 3FB nandritra io fifaninanana goavana izay natokana ho an’ny mpiasam-panjakana io.
Récents
- Los Mejores Casinos Online de Colombia Mejores Sitios de 2026
- Cleopatra: Funciona esa Slot online Regalado en el caso de que nos lo olvidemos con manga larga Recursos Favorable
- Online casinos met bonussen in Belgi.3426
- Slots Sin cargo:, 4000 Tragamonedas Falto Liberar
- เพียงสัมผัสเดียว ดาวน์โหลด 1xbet สำหรับ iOS เพื่อประสบการณ์เดิมพันที่เหนือกว่า พร้อมโปรโมชั่นมากมายแ


