Amin’izao fahatongavan’ny Noely izao dia nizara hafaliana niaraka tamin’ireo Marary sy Reny vao tera-bao tao amin’ny CHRR Ambositra, andriamatoa Minisitra mivady notronon’ireo manampahefana tany an-toerana.
Ho marik’izany hafaliany izany dia nanolotra « Solondranomboankazo » sy « Ropatsa » ho azy ireo izy.

Sary sy Loharanom-baovao: DRSP Amoron’i mania