MADAGASIKARA MIATRIKA NY CORONAVIRUS
Arovy ny tenanao, arovy koa ny hafa.

Fandaharana isan’andro tao amin’ny Televisiona Malagasy androany 25 Martsa 2020 hariva, niarahana tamin’Andriamatoa Filohan’ny Repoblika. Izay niresahany indrindra ny momba ireo fepetra ara toekarena.