Efa tonga any amin’ny faritra ireo fitaovana hoan’ireo mpiasan’ny fahasalamana.
Anisan’ireo nisitraka izany ny any amin’ny faritr’i Sofia, Vakinankaratra, Itasy, Ihorombe, Diana, Sava
Miezaka hatrany ny Ministera amin’ny fampitaovana ireo mpiasan’ny fahasalamana, mba ho fiarovana azy ireo sy hisorohana ny fiparitahan’ny valan’aretina CORONAVIRUS
- Ireo fitaovana tany amin’ny faritra IHOROMBE
- Ireo fitaovana tany amin’ny faritra IHOROMBE
- Ireo fitaovana tany amin’ny faritra IHOROMBE
- Andriamatoa Sekretera Jeneraly nanatitra ireo fitaovana hoan’ny faritra Itasy
- Andriamatoa Sekretera Jeneraly nanatitra ireo fitaovana hoan’ny faritra Itasy
- Andriamatoa Sekretera Jeneraly nanatitra ireo fitaovana hoan’ny faritra Itasy
- Mpikambana ao amin’ny Kabinetra nanatitra ireo fitaovana hoan’ny faritra Sofia
- Ireo fitaovana hoan’ny faritra Sofia
- Ireo fitaovana hoan’ny faritra Sofia
- Ireo fitaovana tonga tao amin’ny faritra Vakinankaratra
- Ireo fitaovana tonga tao amin’ny faritra Vakinankaratra

Ireo fitaovana tonga tany amin’ny faritra SAVA

Ny lalana nodiavin’ireo nanatitra ny fitaovana tany amin’ny faritra SAVA