Efa tonga any amin’ny faritra ireo fitaovana hoan’ireo mpiasan’ny fahasalamana.

Anisan’ireo nisitraka izany ny any amin’ny faritr’i Sofia, Vakinankaratra, Itasy, Ihorombe, Diana, Sava

Miezaka hatrany ny Ministera amin’ny fampitaovana ireo mpiasan’ny fahasalamana, mba ho fiarovana azy ireo sy hisorohana ny fiparitahan’ny valan’aretina CORONAVIRUS

Ireo fitaovana tonga tany amin’ny faritra SAVA

Ny lalana nodiavin’ireo nanatitra ny fitaovana tany amin’ny faritra SAVA