Fanadihadiana notontosaina ny alatsinainy 27 Aprily 2020, andro niantombohan’ny fanasaziana ireo izay tsy mitondra « cache-bouche »

Aoka tsy tahotra ny ho voasazy no hametahana ny « arovava » fa tena faharesendahatra fa miaro ny tena sy ny manodidina ny fametrahana azy.