Tonga nanatanteraka ny fizarana aro-tava hoan’ireo vahoaka malagasy teny amin’ny boriboritany faha-3 ny Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka ny 26 Aprily 2020.

Miara miasa hatrany amin’ny eo anivon’ny Distrika sy ny Fokontany ary ireo AC ny Ministera amin’izao ady amin’ny fisorohana ny fiparitahan’ny valan’aretina CORONAVIRUS