Notanterahina tao Antsirabe sy Mahajanga ny fizarana prothèse auditive, izany moa dia vokatry ny fiarahamiasa tamin’ny starkey hearing fondation sy ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka.

Olona 1318 no afaka nisitraka appareils auditifs nandritra ireo hetsika ireo.