Toy ny fanao isan-taona dia ankalazaina androany 07 May ny andro manerantany iadiana amin’ny aretina Sohika na « Asthme ». Aretin’ny taovam-pisefoana izay azo tsaboina sy sitranina tsara. Manasa anao am-panajana ary hanaraka ny lahatenin’ Andriamatoa Sekretera Jeneralin’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka, Pr SOLOFOMALALA Gaëtan Duval.
Récents
- Казино Официальный сайт Pin Up Casino играть онлайн – Вход Зеркало.19529 (2)
- Казино Официальный сайт Pin Up Casino играть онлайн – Вход Зеркало.9236
- Betify Casino Avis Bonus exclusif 2026.2821 (2)
- казино – Официальный сайт Pin Up Casino вход на зеркало.4575
- Betify Casino Avis Bonus exclusif 2026.1999 (2)