𝗔𝗗𝗬 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗧𝗔𝗭𝗢𝗠𝗢𝗞𝗔: 𝗙𝗜𝗩𝗢𝗥𝗜𝗔𝗡𝗔 𝗙𝗔𝗠𝗣𝗔𝗛𝗔𝗙𝗔𝗡𝗧𝗔𝗥𝗔𝗡𝗔 𝗜𝗥𝗘𝗢 𝗩𝗢𝗞𝗔𝗧𝗥𝗬 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗡𝗗𝗔𝗟𝗜𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗦𝗬 𝗡𝗬 𝗧𝗢𝗠𝗕𝗔𝗡’𝗘𝗭𝗔𝗞𝗔 𝗠𝗜𝗞𝗔𝗦𝗜𝗞𝗔 𝗡𝗬 𝗧𝗘𝗧𝗜𝗞’𝗔𝗦𝗔 𝗧𝗜𝗣 𝗧𝗢𝗣

𝗔𝗗𝗬 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗧𝗔𝗭𝗢𝗠𝗢𝗞𝗔: 𝗙𝗜𝗩𝗢𝗥𝗜𝗔𝗡𝗔 𝗙𝗔𝗠𝗣𝗔𝗛𝗔𝗙𝗔𝗡𝗧𝗔𝗥𝗔𝗡𝗔 𝗜𝗥𝗘𝗢 𝗩𝗢𝗞𝗔𝗧𝗥𝗬 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗡𝗗𝗔𝗟𝗜𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗦𝗬 𝗡𝗬 𝗧𝗢𝗠𝗕𝗔𝗡’𝗘𝗭𝗔𝗞𝗔 𝗠𝗜𝗞𝗔𝗦𝗜𝗞𝗔 𝗡𝗬 𝗧𝗘𝗧𝗜𝗞’𝗔𝗦𝗔 𝗧𝗜𝗣 𝗧𝗢𝗣

𝗔𝗻𝗼𝘀𝘆, 𝟬𝟴 𝗱𝗲𝘀𝗮𝗺𝗯𝗿𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟭 I Iray amin’ireo firenena 4 aty amin’ny faritra atsimon’i Afrika izay nanatanterahana ny Tetik’asa TIP TOP i Madagasikara. Ny Tetik’asa TIPTOP izay nitondra paik’ady vaovao niarovana ireo Reny mitondra vohoka amin’ny Tazomoka, amin’ny...
𝗙𝗜𝗔𝗥𝗔𝗛𝗔-𝗠𝗜𝗔𝗦𝗔 « 𝗠𝗦𝗔𝗡𝗣 – 𝗖𝗨𝗔 »

𝗙𝗜𝗔𝗥𝗔𝗛𝗔-𝗠𝗜𝗔𝗦𝗔 « 𝗠𝗦𝗔𝗡𝗣 – 𝗖𝗨𝗔 »

𝗔𝗺𝗯𝗼𝗵𝗶𝗱𝗮𝗵𝘆, 𝟬𝟳 𝗱𝗲𝘀𝗮𝗺𝗯𝗿𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟭 | Araka ny nambaran’ Andriamatoa Minisitra nandritra ny fihaonan’ny Mpikamban’ny Governemanta sy ny Solombavambahoakan’i Madagasikara ny herinandro lasa teo teny amin’ny CCI Ivato dia misokatra amin’ny fiaraha-miasa amin’ny rehetra ny...