Na dia eo aza ny hamehana ara-pahasalamana sy ny ady amin’ny CORONAVIRUS dia mitohy hatrany ny asa andavan’andro eny anivon’ireo Tobim-pahasalamana rehetra manerana ny nosy,anisan’izany ny fanatanterahana ny fanadiovana faobe ao anatin’ny asa tagnamaro natao teny anivon’ireo CHRD maro manerana ny Nosy.

Nandritra izany fotoana izany no nandiovana ny ivelany sy ny anatin’ireo Hopitaly, misy ihany koa ny fandaminana ireo antotataratasy sy birao

Hita maso sy  azo tsapaitanana ny vokatr’ireo ezaka fanadiovana ireo.