Mbola mitohy hatrany ny asa tagnamaro isan-kerinandro eny amin’ny CHRD rehetra manerana ny nosy ho fitandrovana ny fahadiovana sy filaminana eny anivon’ireny Tobim-pahasalamana ireny. Notohizana sy namafisina ny fanadiovana ny manodidina ny toeram-pitsaboana,ny fandaminana sy fanadiovana ireo fitaovana fampiasa