Mitohy ary tsy tapaka ny famatsiana vaksiny fanao andavanandro sy ireo fitaovana rehetra hahafahana manatsara hatrany ny tolotra fanaovam-baksiny eny amin’ny Tobimpahasalamana rehetra.

Ireto misy sary vitsivitsy maneho ny famatsiana vaksiny any amin’ny faritra « SAVA »

Samy salama ny reny sy ny Zaza