Notontosaina ny 14 Oktobra 2020 ny fametrahana ny vato fototra ho fanamarihana ny fanombohan’ny asa fanorenana ny trano fonenan’ny mpiasan’ny CSB U Maintirano.
Roa volana no hamitana izany trano izany.
# fanatsarana ny fotodrafitr’asan’ny Fahasalamam-bahoaka
Loharanom-baovao sy sary: DRSP Melaky