Voafehy fa tsy mbola resy ny valanaretina Covid-19.

Nanao fanambarana ny Ministry ny Fahasalamam-bahoaka, Prof. RAKOTOVAO Hanitrala Jean Louis, ny amin’ny mahasarobidy ny fanajana sy fanohizana ny fihetsika sakana anatin’izao ady amin’ny valanaretina izao. Hisaorana hatrany ireo mpiasan’ny Fahasalamana tsy mikely soroka amin’ny fiatrehana izao valanaretina izao, ary manentana ny vahoaka hatrany Andriamatoa Ministra mba ahatoky ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka amin’ireo paikady izay napetraka. Araho anaty rohy eo ambany ary izany fanambarana izany.

https://fb.watch/27sQQT-xBb/

Youtube : https://www.youtube.com/watch?v=dHfv3_yAivA