Nankalazaina omaly 01 desambra 2020 ny andro manerantany amin’ny ady amin’ny SIDA, izay notontosaina omaly tao amin’ny Le Pavé Antaninarenina, niarahan’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka sy ireo mpiara-mamiombon’antoka toy ny OMS sy ny ONUSIDA.
Sary : OMS Madagascar