Vokatry ny fiaraha-miasa akaiky eo amin’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka sy ny Ministeran’ny Angovo sy akoranafo, dia novatsiana « panneaux solaires » ny CHRD Moramanga.
Izany dia ho fanatsaràna hatrany ny Fahasalamam-bahoaka araka ny velirano fahadimin’ny Fitondram-panjakana ankehitriny.
Sary sy fampitam-baovao: Lehiben’ny Hôpitaly CHRD Moramanga