T ontosa ny 22 dec 2020 ny fametrahana ny vato fototra hanorenana ny CSB MANARAPENITRA ao amin’ny Kaominina Ambanivohitra ANKAZOTSARARAVINA, Distrika Ambositra .Mankasitraka an’Atoa Préfet Ambositra mijery sy miahy hatrany ny Fahasalama-bahoaka ato amin’ny Faritra.

Mankasitraka an’Atoa Ministry ny Fahasalama-bahoaka, Prof. RAKOTOVAO HANITRALA Jean Louis sy ny Fitondrampanjakana tarihin’Atoa FILOHA Andry Nirina RAJOELINA mijery hatrany ny sosialim-bahoaka indrindra fa ny eny Ambanivohitra.

 

Sary sy Loharanom-baovao : DRSP Amoron’i Mania