Toy ny mahazatra dia natao teto antokotanin’ny Ministera ny fananganana ny fanevam-pirenena anio 28 desambra 2020. Ny Tale Jeneralin’ny Tolotra ara-pahasalamana no nisolo tena an’Andriamatoa Minisitra, nitondra ny teny fiarahabana  ny mpiara miasa rehetra nahatratra ny fetin’ny Noely ary nirary ny hanaovana fetin’ny faran’ny taona sy ny taom-baovao 2021 sambatra.

Nankasitraka ny mpiara-miasa rehetra eto anivon’ny Minisitera tamin’ny asa vita nandritra  nandritra ity taona madiva hifarana ity ny Tale Jeneralin’ny Tolotra ara-pahasalamana ary nanentana ny fiaraha-mientan’ny rehetra hatrany amin’ny asa mbola miandry amin’ny taona vaovao.

Manentana hatrany ny hampiharana sy hanajana ireo fihetsika sakana sy ny fampiasana ny aro vava orona hiatrehana ny ady amin’ny CORONAVIRUS izy.  Eo ihany koa ny fitandremana amin’ireo fenitra rehetra tokony arahina amin’ny fikarakarana ny sakafo mba hisorohana ny mety hisian’ny fanapoizinana ara-tsakafo.

Echo de la levée de drapeau du lundi 28 décembre 2020

Comme à l’accoutumée, la levée de drapeau traditionnelle se tenait au sein de la cour du siège du Ministère de la Santé Publique à Ambohidahy. Le Directeur Général de Fournitures de Soins, représentant Monsieur le Ministre, a adressé ses vœux aux personnels de Santé à l’occasion des fêtes de la Nativité. Il a aussi tenu à remercier les collaborateurs au sein du Ministère pour leurs dévouements à la réalisation des tâches et travaux lors de cette année, et a exhorté chacun à se préparer pour l’année à venir afin de réaliser les défis inhérents à la Santé Publique.