Ministère de la santé publique
  • Coronavirus
  • Actualités
    • Evènements
  • Nos réalisations
  • Projets constructions
  • Documents
  • A propos
    • Organigramme
    • Contactez-nous
    • Le Ministre
Sélectionner une page
Tsy adino ireo tra-boina nandritra ny tondra-drano teo.

Tsy adino ireo tra-boina nandritra ny tondra-drano teo.

par Andrisoa Lantoharivony | 5 Fév 2020 | Actualités

Ny Minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka dia mitondra hatrany ny anjarabirikiny amin’ny fanampiana ireo traboina nandritra ny tondra-drano. Sary : Présidence de Madagascar ©SCM/MSANP – Febroary 2020
http://www.sante.gov.mg/ministere-sante-publique/wp-content/uploads/2020/02/NO-CORONA-VIRUS.mp4

Fandraisan’andraikitry ny Fitondram-panjakana hahatonga an’i Madagasikara ho lavitry ny coronavirus

par Andrisoa Lantoharivony | 3 Fév 2020 | Actualités

   
Fitsidihana ny seranam-piaramanidin’Ivato

Fitsidihana ny seranam-piaramanidin’Ivato

par Andrisoa Lantoharivony | 2 Fév 2020 | Actualités

  Manoloana ny fihanaky ny valan’aretina « coronavirus » maneran-tany dia anisan’ny mandray fepetra amin’ny fiarovana ara-pahasalamàna i Madagasikara ka tonga nitarika fivoriana teny amin’ny seranam-piaramanidin’Ivato ny Praiminisitra Ntsay Christian, androany...
http://www.sante.gov.mg/ministere-sante-publique/wp-content/uploads/2020/02/VIDEO-910.mp4

Fanazavana ny Antso laharana maitso maimaimpoana 910 manoloana ny coronavirus

par Andrisoa Lantoharivony | 1 Fév 2020 | Actualités

Famindram-pahefana teo amin’ny Minisitra ny fahasalamam-bahoaka.

Famindram-pahefana teo amin’ny Minisitra ny fahasalamam-bahoaka.

par Andrisoa Lantoharivony | 31 Jan 2020 | Actualités

Tanaty firahalahiana tanteraka no nanatontosana ny famindram-pahefana teo amin’ny Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka teo aloha, Pr Julio RAKOTONIRINA sy ny Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka vaovao, Pr Ahmad Ahmad. Tonga maro nanatrika izany androany teo Ambohidahy ny...
« Précédentes
Suivantes »

Récents

  • Spinfest Casino im Test: Bonus, Spiele & Zahlungen
  • Best Supplier of Slots, Real time Gambling establishment & RNG Game
  • LuckyLand Harbors Play Free Slot Game to redeem cash Honors!
  • RTP 91 46% Totally free Play
  • Dragon miracle good fresh fruit 4 slot real money shrine

Catégories

  • Actualités
  • Coronavirus
  • Evènements
  • Nos réalisations
  • Projets constructions
  • Facebook
  • Twitter
  • Google
  • RSS
© Copyright | Développeur