par | 25 Août 2020 | Coronavirus
Nanao tohivakana ny tantsoroka azon’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka Tonga nanome « lits médicaux » miisa 05 sy « chaises roulante » miisa 06 hoentina miatrika izao valan’aretina izao ihany koa ny havana avy amin’ny Air Mauritius androany hariva. Ny Minisitrin’ny...
par | 25 Août 2020 | Coronavirus
Fanafody mitentina 20 Tapitrisa ariary no natolotry ny orinasa SALAMA hoan’ny Ministeran’ny Fahasalamambahoaka androany 25 Aogositra 2020, nandray ireo fanafody ireo tamin’ny fomba ofisialy ny Minisitra Pr. RAKOTOVAO Hanitrala Jean Louis. Mbola mitohy hatrany ny ady...
par | 25 Août 2020 | Coronavirus
56 guérisons et 73 nouveaux cas de Covid-19 sont rapportés par le Pr Vololontiana ce 25 août 2020. 26 de ces nouveaux cas sont localisés dans la région d’Analamanga, 21 dans la region de Diana, 8 cas dans la région Vakinankaratra, 8 cas dans la région de Sofia,...
par Vonjy RANDRIANATOANINA | 25 Août 2020 | Coronavirus
« Mitohy ny ady ataontsika amin’ny Covid-19, na dia misy fihatsarana aza » hoy Andriamatoa Minisitra raha nanomboka ny fandraisany fitenenana, izay nitondrany fisaorana ny Orinasa SALAMA tamin’ny nanoloran’izy ireo fanampiana ho an’ny...
par | 25 Août 2020 | Actualités
Nametraka ireo toromarika hifampitondrana teo anivon’ireo Mpitantana (DG, Directeurs centraux, Directeurs des Etablissements teto Antananarivo) ny Ministra ny marainan’ny Alatsinainy 24 Aogositra 2020. Nambarany fa hitohy isan-kerinandro izay Staff izany...